ahoana ooo
1. JOSIAH
(
27/07/2009 15:49)
ahoana ary ny fampidirana elefant ao anaty frigidera oo????? :}
novalian'i Papoose ny 28/07/2009 13:06
2. Papoose
(
27/07/2009 16:17)
hihihihihihi, aleo mba omeko valiny hafa ndray fa ity efa henoko foana rehefa mi blagy @ ol reny!!!!
manoratra hoe elefanta dia ampidirina ao anaty frizidera ny ttsy nanoratana azy ooo :-P
manoratra hoe elefanta dia ampidirina ao anaty frizidera ny ttsy nanoratana azy ooo :-P
4. ari.malala
(
28/07/2009 09:16)
Papoose:
hihihihihihi, aleo mba omeko valiny hafa ndray fa ity efa henoko foana rehefa mi blagy @ ol reny!!!!
manoratra hoe elefanta dia ampidirina ao anaty frizidera ny ttsy nanoratana azy ooo :-P
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. JOSIAH
(
28/07/2009 11:48)
Diso daholo e tetehina ny elefanta de tafiditra ao daholo izy rht koa rh sokafana fotsiny ve ho tafiditra zavatra ny elefanta lehibe raha ttsy tsy elefanta zany fa ttsy nh izany diso fa tetehina no marina :wink:
6. Papoose
(
28/07/2009 13:06)
tetehina hoe etiketezana v ne ttsy nanoratana azy? :-P saika marina ny valinteniko! :-D