nijery ve nareo

1. JOSIAH ( 01/08/2009 09:06)
Nareo ve ry reto nijery anilay film zay manda goril tao @dailimotion omaly iny de mba tatarao ny fandehany fa maro ny mbola tsy mahalala manko :lol:
novalian'i JOSIAH ny 03/08/2009 17:24
2. Lejoba ( 02/08/2009 01:03)
ilay hoe "izay mandà gorile izay tsy mandà imbecile" ve izany ry Josiah? :roll:
3. JOSIAH ( 02/08/2009 07:49)
non zay manda gorille fotsiny ka :lol:
4. nathie86 ( 03/08/2009 05:57)
oui, simba miintsy ilay cage nisy azy ary maty ilay mpiambina d ny niafarany tara t@ ilay koffboay zay iz :�) :-D :-D
5. JOSIAH ( 03/08/2009 07:16)
milay e :wink:
6. ari.malala ( 03/08/2009 07:43)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. artefy ( 03/08/2009 08:05)
de iza zany no goril de iza no imbécil ??? :-D :-D :-D
8. JOSIAH ( 03/08/2009 17:24)
artefy ooo :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0842