volo "maillot" mihoatra ve ?

1. xxx ( 31/07/2009 13:38)
Miarahaba anareo,

àsa ny volovolonareo na ahoana na ahoana fa sahirana mihitsy aho ny ahy ny volo dia mihoatra be n'ny slip ka rehefa hankany amin'ny ranomasina na hoe hilomano dia tsy maintsy esorina foana foana ary tena obligatoire mihitsy ny volo satria hita be mihitsy ilay amin'ny sisiny. Ka manontany tena aho raha toa izany daholo ve ny vehivavy rehetra sa izaho irery ihany ?

Fanontaniana faharoa, rehefa esorina amin'ny pince a epiler anefa dia mamela trace maintimainty izany ilay hoditra, sady mangididy be rehefa maniry, sady marary be koa dia raha milomano isan'andro izany mandritry ny 15 j dia sahirana ; dia indraindray tonga dia aleo raser-na anefa dia misy trace io foana !

inona no ataonareo aky ? dia voatery manao maillot short foana fa ireny no tsy manahirana !
novalian'i Papoose ny 02/09/2009 18:02
2. xxx ( 31/07/2009 14:11)
Rasoir mety ka, tsy haiko na any Mada ianao na aty ivelany fa aty misy rasoir souple dia miaraka @ mousse , tsy maninona mihintsy
3. Papoose ( 31/07/2009 14:41)
rehefa esorina amin'ny pince a epiler
adin'ny firy zany eo ihany??? kay le!

ary maninona ndray raha mandeha any @ mpi wax na enao ihany no mi wax azy????(raha mahatanty mazava waz)

na mampiasa creme epilatoara ho natokana ho an'le volovolo tianao esorina!!!

na rehefa tena tsy mety hendry le volo dia afaka manamboatra papango kely en miniature dia afatotra eo dia sady manidina le papango rehefa mihazakazaha madinidinika eny amoron-drano :-P
4. Mirananirina ( 31/07/2009 16:04)
Tsy mila esorina aminy pince na rasoir aky,fa efa misy izao ny crème eny aminy grande surface feno.Osorana fotsiny dia sasana afaka minitra vitsivitsy dia madio be tsisy trace.La crème dépilatoire : le plus doux
5. ni81 ( 31/07/2009 16:55)
na rehefa tena tsy mety hendry le volo dia afaka manamboatra papango kely en miniature dia afatotra eo dia sady manidina le papango rehefa mihazakazaha madinidinika eny amoron-drano
:-D :-D :-D papoose!!
6. ikaretsaka ( 31/07/2009 17:09)
Na le maillot no ataovy an le maillot cycliste be reny
7. lemenakely ( 31/07/2009 17:20)
ikaretsaka:

Na le maillot no ataovy an le maillot cycliste be reny



hi hi hi
8. tess ( 31/07/2009 18:24)
àsa ny volovolonareo na ahoana na ahoana fa sahirana mihitsy aho ny ahy ny volo dia mihoatra be n'ny slip ka rehefa hankany amin'ny ranomasina na hoe hilomano dia tsy maintsy esorina foana foana ary tena obligatoire mihitsy ny volo satria hita be mihitsy ilay amin'ny sisiny. Ka manontany tena aho raha toa izany daholo ve ny vehivavy rehetra sa izaho irery ihany ?

HAHAHAHA! soa fa nanana eritreritra anàla volo alohan'ny hande hanao maillot ianao fa tena faranzay horera be ny mijery vevavy misy volo mi depasse eny am sisin'ny bikini na maillot :^) mahamenatr'oul :-P
9. Ratoa ( 31/07/2009 18:26)
Sahala amin'ny volon-doha ihany io é. Misy ny matevina, misy ny manify, misy ny lava, misy fohy ah ah ah ah!

Midiana ramy dia osory menaka amalona ara raha maitera-bavy ianao, tonga dia osory menaka amalona matetika.
10. mirana5 ( 01/08/2009 07:02)
ary rahatena tsisy volo eo koalay zazakely nefa tsy niriny mihitsy ny tsy hisy volo zany dia ahoana ndray no atao? Héhéhé aleo ihany angamba mba ho oatrany ny olona rehetra ihany ka!!
11. mirana5 ( 01/08/2009 07:05)
Ratoa:

Sahala amin'ny volon-doha ihany io é. Misy ny matevina, misy ny manify, misy ny lava, misy fohy ah ah ah ah!

Midiana ramy dia osory menaka amalona ara raha maitera-bavy ianao, tonga dia osory menaka amalona matetika.



Fa hono hoa tena resaka mari-pototra tokoa ve io resaka menak'amalona io é :roll: :roll: :roll: :roll: lasa ny eritreritro!
12. ni81 ( 01/08/2009 07:25)
Fa hono hoa tena resaka mari-pototra tokoa ve io resaka menak'amalona io é lasa ny eritreritro!
tena marina io ka!
13. fahamarinana ( 01/08/2009 18:30)
:arrow: inona ilay ramy,dia inona no ilaina ilay menaka amalona sy osorana aiza ? dia inona ilay maitera-bavy ? Azavao hoe fa tsy dia mazava loàtra e ! Misaotra o ! (l)
14. Ratoa ( 01/08/2009 20:28)
ramy: karazana dinty fanalan'ny malagasy volovolo, vidiana eny amin'ny mpivarotra tapakazo.
menaka amalona: ahosotra ny toerana tsy tiana hanirian'ny volo intsony
maitera-bavy: diso fanoratra, mitera-bavy no tiako ho soratana.
15. sitlo ( 02/08/2009 08:15)
Tsy azoko mihitsy hoe inona ilay lazaina takona amin'io.
16. Ratoa ( 02/08/2009 13:47)
A za mody fanina eo re ry stilo ah!
17. xxx ( 03/08/2009 07:16)
Misaotra anareo namaly

ny fanontaniako koa, nenareo ve midepasse ny volo ? izany hoe rehefa manao slip na maillot izany dia misy volo mi depasse ?
18. ari.malala ( 03/08/2009 07:51)
Fanontaniana faharoa, rehefa esorina amin'ny pince a epiler anefa dia mamela trace maintimainty izany ilay hoditra, sady mangididy be rehefa maniry, sady marary be koa
tsy refa raser na v izy vo mangididy refa haniry? le alàna @ pince klou, marary am volou fa refa zatra ts manin tsony e! nenà kou mants épilé ko fa ts tiko le rasoir satria raim kely d maniry no sad mangididy b ts laitra mints refa haniry :x
19. ni81 ( 03/08/2009 08:08)
ny fanontaniako koa, nenareo ve midepasse ny volo ? izany hoe rehefa manao slip na maillot izany dia misy volo mi depasse ?
samy manana ny azy io ka! sahala @ fanirin'ny volo eo @ loha ihany. :)
20. Mirananirina ( 03/08/2009 09:06)
tsy refa raser na v izy vo mangididy refa haniry? le alàna @ pince klou, marary am volou fa refa zatra ts manin tsony e! nenà kou mants épilé ko fa ts tiko le rasoir satria raim kely d maniry no sad mangididy b ts laitra mints refa haniry

ari-malala,marina mihitsy izany,no sady maratra foana raha raser-na,fa mba fanontaniana ny ahy,tsy marary be ve izany épilé-na izany,no tsy mandany andro be.betsaka ihany manko io volo io ko!!!
Maninona raha crème no atao,osorana avy eo sasana dia vita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4993