volo "maillot" mihoatra ve ?

61. tess ( 05/08/2009 13:15)
ny helika kou ts d mis fa zara raha mitsy maniry 2 na 3 sampona ngamba e?

tsy sampona aky fa zarandry aza! misy cousine ko izay kou de tena tsy misy volo ny heliny sambatra ery!
62. ari.malala ( 05/08/2009 13:22)
ie, zara aza marina alou e! hiih ny cousines mitsiriritra mintsy hoe sambatra lol
63. ni81 ( 05/08/2009 13:38)
ni, zà otran'ny ahoana izany appareil épilation zany ky?
ohatran'ilay @ sary io fa zà nahazo mora
http://www.pixmania.com/fr/fr/1260186/art/braun/epilateur-silk-epil-xelle.html
64. ni81 ( 05/08/2009 13:44)
zà ry ari dia be volon-tongotra toy ny lehilahy raha tsy esorina a! :-P :-D :-D
65. tess ( 05/08/2009 13:49)
ni81:

zà ry ari dia be volon-tongotra toy ny lehilahy raha tsy esorina a! :-P :-D :-D

misy anefa de tsy manàla ùmitsy aky kou


:-D na matevimbe aza lay volo
66. ni81 ( 05/08/2009 13:56)
na matevimbe aza lay volo
efa nandramako tsy nesorina fa ozy rams hoe mitovy ny tongotray :D
Dia efa nampiasa ilay cire froide t@ tongotra koa zà taloha fa tsy afaka tsara satria misy mbola somary fohy dia tsy mety.

67. ari.malala ( 05/08/2009 14:39)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D de ts marary v akia @ io appareil io?
68. ni81 ( 05/08/2009 15:12)
Tsy marary na dia be aza no indray ongotana ka! Angamba arakaraka ilay fahazarana koa io aloha an!
Ny ahy ity izao bikany somary lavalava fa tsy tena mitovy @ ilay sary nasaiko nojeren-dry teo aloha iny. Misy karazany maro mantsy ny bikany fa ny asany mitovy daholo
[URL=http://img33.imageshack.us/i/1001660.jpg/][IMG]http://img33.imageshack.us/img33/339/1001660.th.jpg[/IMG][/URL]
69. Papoose ( 05/08/2009 15:14)
marary io rehefa tsy zatra!!!

za tsy mba mahatakatra ny heliko zany raha alaina @ pince!! :?
70. tess ( 05/08/2009 15:15)
efa nandramako tsy nesorina fa ozy rams hoe mitovy ny tongotray
:-D :-D :-D marina ny azy! ny lahy aza amzao efa mi raser dool ny ankabeazany refa am été manao short, ny lehilahy jejo mou zany :wink: :-D
71. tess ( 05/08/2009 15:18)
za tsy mba mahatakatra ny heliko zany raha alaina @ pince!!

fahy angah ny tolatsandry ndriko no tsy mahatakatra hihihi

ny ahy aky ry ni rasoir tsotra ireny an! maharitra amambolana vao misolo ny lohany....FA REFA AO AM douche aho dia mandalo eny retra eny miaraka am mousse ny rasoir tena efa lasa fahazàrana waz!
72. ni81 ( 05/08/2009 15:43)
tess a! tsy mety amiko ny rasoir fa vao maika matevina ny helika e! :-D :-D zarako aza nahita an'io fa mora be tsy toy ny vidin'ny teny @ mpivarotra rehetra (sendra hitako t@ pub LIDL) raha toa mora simba dia ho hita eo ihany. :D
73. aliotsy ( 06/08/2009 06:17)
nenà rha ongotana am pince dé lasa mainty fona dé tsy haiko oe atao aona no tsy mahamainty azy
74. ari.malala ( 06/08/2009 07:16)
Mahagaga anà zany lasa mainty zany ri reto! ny ah t@ izy no rasé na no naha mainty azy de ts afaka tsony mints mou! t@ le no rasé na talou no nisy poil incarné nefa ny filazan'ny oul d le refa épilé izy no misy poil incarné, d ts haiko tson :-D :-D

papoose, :-D :-D :-D :-D :-D ndry hoa aza mampime :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

ni, intéressant kosa akia izany ko!
75. ni81 ( 06/08/2009 08:52)
ni, intéressant kosa akia izany ko!
zay mihitsy aloha akia a! Izaho tsinona teo aloha nampiasa ilay cire froide, dia mbola misy tsy afaka kely satria misy vao mitsiry, dia tsy maintsy mamerina @ pince. Dia ilay cire froide io anefa 5€ mahery kely. Dia ito appareil anefa azoko 20€ (tena mba mora satria izy aloha tsy marika malaza e).
76. ari.malala ( 06/08/2009 10:38)
hay ts mhafaka tsara akory zany lay cire raha izany raha azoko tsara?
77. Papoose ( 06/08/2009 15:14)
tess, :-D mahatakatra ihany rehefa forcena fa reraka ny masoko mivilana any foana nefa toa tsy mety raha @ fitaratra no hijerevana azy! sady ny tanako ilany tsy mahavita ny vitan'ny ilany dia aleo hilamn kle!

aricherie, tena kozy zany fa tsy blao eee!!!
78. tess ( 06/08/2009 15:27)
76. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 06-08-2009 17:14:46
Lohateny : Re : volo "maillot" mihoatra ve ?
tess, :-D mahatakatra ihany rehefa forcena fa reraka ny masoko mivilana any foana nefa toa tsy mety raha @ fitaratra no hijerevana azy! sady ny tanako ilany tsy mahavita ny vitan'ny ilany dia aleo hilamn kle!
:-D
Mandreraka aloha ilay mivilana mijery fitaratra miampy ny harariny dia izay ilay lazaiko hoe mila hahasafotra ahy ilay manognotra am pince hihihi
79. ni81 ( 06/08/2009 16:26)
hay ts mhafaka tsara akory zany lay cire raha izany raha azoko tsara?
mahafaka ka! fa tsy maintsy hiverenako kely t@ ilay pince foana
80. Papoose ( 06/08/2009 16:27)
aleoko manongotra ny an'ny olona toy izay manongotra ny an'ny tenako!!!

manongotra volon'oron'ol no tena milay :^) :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3791