volo "maillot" mihoatra ve ?
21. ni81
(
03/08/2009 09:11)
Maninona raha crème no atao,osorana avy eo sasana dia vita.mitovy @ raser-na ihany ny asan'ny crème satria tsy miala hatr@ fotony
22. ari.malala
(
03/08/2009 09:20)
Mirananirina, ie, marary alou am voalohany e! fa refa zatra tsy manin tsony. Ilay maratra io koa mantsy tsy laitrako @ rasoir! Lay izy vao ho épilé na volou iny no betsaka ka! Rehefa épilé izy d efa vitsivitsy sisa maniry k! sady efa malefaka sisa ilay mitsiry d ts manahirana tsony ny manala azy. Sady arakaraky ny hi rasé na azy no vao maika maha betsaka azy :-P
23. Mirananirina
(
03/08/2009 11:29)
mitovy @ raser-na ihany ny asan'ny crème satria tsy miala hatr@ fotony
zay aloha dia marina e,saingy ny tsy mampitovy azy,madio be io no tsy maratra no tsy mampisy trace.
Mirananirina, ie, marary alou am voalohany e! fa refa zatra tsy manin tsony. Ilay maratra io koa mantsy tsy laitrako @ rasoir! Lay izy vao ho épilé na volou iny no betsaka ka! Rehefa épilé izy d efa vitsivitsy sisa maniry k! sady efa malefaka sisa ilay mitsiry d ts manahirana tsony ny manala azy. Sady arakaraky ny hi rasé na azy no vao maika maha betsaka azy
izay kosa angaha ka,neveriko fa tena loza be
24. tess
(
03/08/2009 12:01)
xxx:
Misaotra anareo namaly
ny fanontaniako koa, nenareo ve midepasse ny volo ? izany hoe rehefa manao slip na maillot izany dia misy volo mi depasse ?
averina ihany ny fantanina
:-D
ny ahy aky tsy misy mi depasse zany ah! vao 1mm defa razéna fa mavesatra be tsy mampal'aise :-P
25. tess
(
03/08/2009 12:03)
sady maratra foana raha raser-na,fa mba fanontaniana ny ahy
misy rasoir ambevavy special amin'iny faritra iny tsy mamparàtra tsony ka!
26. tess
(
03/08/2009 12:04)
21. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 03-08-2009 11:20:31
Lohateny : Re : volo "maillot" mihoatra ve ?
Mirananirina, ie, marary alou am voalohany e!
tsy de tsara hono ny mi epilé am pince fa manimba ny nerf madinika de misy effet-ny :wink:
27. tess
(
03/08/2009 12:06)
Sady arakaraky ny hi rasé na azy no vao maika maha betsaka azyny ahy aky isaky ny maka douche isan'andro de mandalo any foana ny rasoir na am helika aza, efa lasa fahazàrana de tsy hita ny habetsany izany fa lay izy malama tsara no ahazoana fafiny avy eo :-D
28. fahamarinana
(
03/08/2009 12:10)
Ratoa:
ramy: karazana dinty fanalan'ny malagasy volovolo, vidiana eny amin'ny mpivarotra tapakazo.
menaka amalona: ahosotra ny toerana tsy tiana hanirian'ny volo intsony
maitera-bavy: diso fanoratra, mitera-bavy no tiako ho soratana.
:arrow: Misaotra indrindra nanazava Ratoa an ! :-* :-*
Fa lalina koa ilay ramy an,mba tsy haiko arô zay ! :) (l)
29. tess
(
03/08/2009 14:52)
àsa ny volovolonareo na ahoana na ahoana fa sahirana mihitsy aho ny ahy ny volo dia mihoatra be n'ny slip
tandremo fa tsy ny fahasahiranana am fanaovana maillot ihany ny manana ireny volo mitrahotraho be ireny fa mora tongavan'ny morpions an! hihihihi
30. ni81
(
03/08/2009 14:58)
Fa lalina koa ilay ramy an,mba tsy haiko arô zay !Rehefa mandeha any dago tsika dia entiko eny @ petite vitesse ndry dia hividy tsika an! :-P :-*
tandremo fa tsy ny fahasahiranana am fanaovana maillot ihany ny manana ireny volo mitrahotraho be ireny fa mora tongavan'ny morpions an! hihihihitsy toy ny fisian'ny hao @ olona ihany ve ny morpions e?
31. ni81
(
03/08/2009 14:59)
ny ahy aky tsy misy mi depasse zany ah! vao 1mm defa razéna fa mavesatra be tsy mampal'aisemampme koa ndry an! mavesatra be hono :roll: :-D :-D :-D
32. tess
(
03/08/2009 15:33)
ka lay mi sentir ny volo lava otran'ny mavesatra ny loto izany kou! itandry lay vizana be avy mi voyage ohatra de tratran'ny pussière sy ny hatsembohan'ny hafanàna sns, de mavesatra be refa tonga de otran'ireny ny sensation raha vao mihoatra ny 1 na 2mm ,ny volo hihih ahoana reh no ilazako azy e!
otran'ny hoe tsy niborosy nify nandrittra ny journée mavesatra e! :-D
otran'ny hoe tsy niborosy nify nandrittra ny journée mavesatra e! :-D
33. tess
(
03/08/2009 15:35)
tsy toy ny fisian'ny hao @ olona ihany ve ny morpions e?
ié! hao mitsy anié ny morpion fa aroktra ambany arokatra e! ka raha vao misy volo mitsy de mora hipetahany, hihihihi
34. tess
(
03/08/2009 15:37)
Midiana ramy dia osory menaka amalona ara raha maitera-bavy ianao, tonga dia osory menaka amalona matetika.
ny menaka amalona tsy manankery raha efa lehibe ianao fa efikasy izy raha vao teraka iny mintsy hono enao no hosorana menaka amalona de tsy misy volo ny toerana nosorana
36. Papoose
(
03/08/2009 15:51)
hay v misy an'izany menak'amalona zany tsy mampisy volo mbolak kely leee!!! toa interessant!! :lol:
37. Ratoa
(
03/08/2009 15:56)
fa efikasy izy raha vao teraka iny mintsy hono enao no hosorana menaka amalona de tsy misy volo ny toerana nosorana
izay no antony nanoratako hoe raha mitera-bavy, vao teraka mihitsy dia osorana matetitetika ilay zaza
40. xxx
(
04/08/2009 07:53)
crème épilatoire sns
ireny crème epilatoire ireny tokoa toa otran'ny tsy tena afaka tsara ny volo e ? otran'ny misy mijanona keeeeeely ! ny olana amin'iny, tsy azo asiana an'iny ny eo ambany fa ilay eo antampony ihany, sa nenareo asiana an'iny koa ao ambany ?
epilation am pince
tsy manela trace noire ve nenareo rehefa ongotana amin'ny pince ny volo e ?
ireny crème epilatoire ireny tokoa toa otran'ny tsy tena afaka tsara ny volo e ? otran'ny misy mijanona keeeeeely ! ny olana amin'iny, tsy azo asiana an'iny ny eo ambany fa ilay eo antampony ihany, sa nenareo asiana an'iny koa ao ambany ?
epilation am pince
tsy manela trace noire ve nenareo rehefa ongotana amin'ny pince ny volo e ?