volo "maillot" mihoatra ve ?
41. tess
(
04/08/2009 08:24)
mamela trace normalement ny mi épiler am pince fa mila manao gomage he he he! fahasahiranana be dia toa misy crème hosorana après hialàna am lay tache
ny crème epilatoire hono tsy azo apetaka am hoditra sensible sady somary danzérezy ilay crème satria misy produit chimiques
ny crème epilatoire hono tsy azo apetaka am hoditra sensible sady somary danzérezy ilay crème satria misy produit chimiques
42. ari.malala
(
04/08/2009 10:53)
ny anà ts mamela trace fa ilay no raséna plutôt no mamela trace ko! Fa misy koa anie ny cire e! na ramy koa ts manin (somary afanaina kely @ labozia hono ny tena fanaovana anazy fa tena pratik b)
43. tess
(
04/08/2009 14:30)
kaarakaraka ny oul fa mivoara mena de lasa tache mainty avy eo refa mi epiler am pince, ny mi raser ndray dia mila mividy rasoir mba bonne kalité tsy mandratra sy tsy mandrirotra dia malama ho azy... fa kosa isan'andro mila mi raser foana satria araka ny tenin'i ari. hoe me matevina lay volo,
44. ikaretsaka
(
04/08/2009 15:33)
marary hono le ramy ko...
hetezo de manaova hoa an le maillot ohatran"ny cyccliste t@ jeux olympique ireny
hetezo de manaova hoa an le maillot ohatran"ny cyccliste t@ jeux olympique ireny
45. tess
(
04/08/2009 16:09)
hetezo de manaova hoa an le maillot ohatran"ny cyccliste t@ jeux olympique irenyhoribla, kou raha tsy hi plonge izy ity ka hanao maillot otrzany hihihihi
46. Papoose
(
04/08/2009 17:53)
tess:
papoose: mivdrena ao ankibondreninjy de asaivo hosorany e! hihihih
:-D :-D aaa tsara ihany anie le mba misy volo azo faritana ohatran'ny logo NIKE iny refa mbo te hi style zay e! :�)
47. tess
(
04/08/2009 18:00)
iééé! ilay somary atao kisarisary kou alou lay volo milay ihany e! fa tsy nike ny ahy no tiko hihihihih
52. ikaretsaka
(
04/08/2009 21:49)
tess:
hetezo de manaova hoa an le maillot ohatran"ny cyccliste t@ jeux olympique irenyhoribla, kou raha tsy hi plonge izy ity ka hanao maillot otrzany hihihihi
ko inona no atao eo amorondrano.. tsy hilomano sy hi plonge ?
sa hi allume lehilahy?
53. tess
(
05/08/2009 05:10)
RAHA HI PLONGE ANY AM fond ny rano toy ny plongeur dia manao ireny ry ika fa raha hilomano ao am piscine na palge kosa orera be an! hihihi
54. ari.malala
(
05/08/2009 09:32)
efa hoe le am volou iny ian no marary fa refa zatra ts manin tson :P
55. tess
(
05/08/2009 10:06)
ILAY MANALA volo am pince hono ilay avy mandro iny mintsy no tsy de marary no lasa malalaka ny masokoditra de mora tsengohina ilay volo tsoahina.... MOA LAY volo tsy enjana be amin'iny fa malefaka de izay no tsy mamparary azy....zà tsy misy fotoana hitséngohana ny volo tsirairay sady mila ho safotra aho am harariny vao vita lay izy dia ny rapidos ihany no
pratik amiko lay miraser fa kosa mila mi raser isan'andro au moins tous les 2 jours fa rapide iny ka!. :-P
pratik amiko lay miraser fa kosa mila mi raser isan'andro au moins tous les 2 jours fa rapide iny ka!. :-P
56. ari.malala
(
05/08/2009 10:56)
Ie, ny ah io no fataoko, fa ts manin, eny e ts d marary mou zan no tena marina :)
Tess; ts manin zany hoa :P ndriko efa zatra anle mandalo ny tondeuse isanandro d tsmanin fa zà ts mazaka rikala a! tonga d mangididy beu matsiravina hihihi! sad maradratra b marikoriko b hahahahaha
Tess; ts manin zany hoa :P ndriko efa zatra anle mandalo ny tondeuse isanandro d tsmanin fa zà ts mazaka rikala a! tonga d mangididy beu matsiravina hihihi! sad maradratra b marikoriko b hahahahaha
57. tess
(
05/08/2009 11:08)
KA Z0 NGE RY KALA tany madà dia mampiasa pince épiler foana e! satria zà tsy mahavidy rasoir isakizay mihetsika.....fa nijaly ninanifatiny mandra-pavita ny helika iray dia mila ho safotra d ndraindray tsy vita ny helika ilany de miabandona fa miandry rapitso ndray ny ilany hihihi marary ihany ndraindray
sady lay lazain'i doc hoe tsy de tsara de tsy manao zà
ilay mi raser mampatevina ny volon'ny sahan'i edena fa tsy manin satria mandalo any foana ny rasoir isan'andro de na matevina aza tsy hita refa solapaika malama tsara iny hihihih
misy rasoir tsy mandratra ka! misy proteciton. tsara mitsiny, ny ahy aza misy ilay hoditra kely lavalava ireny ambany elika tsy voarapy ny rasoir anefa andalovany tsara mitsy , tsy maràtra tsy maninona, sady asina mousse refa mi raser de tsy manin mitsy, ny hoe mnagididy ndray refa me lava kely izy de mangididy otran'ny refa me lava volo dool ihany
fa lay rasoir alou ho an'ny olona maika lava e! de mi vonvenir ahy sady zà tsy mahandry manongotra izany hihihih

58. ni81
(
05/08/2009 11:27)
KA Z0 NGE RY KALA tany madà dia mampiasa pince épiler foana e! satria zà tsy mahavidy rasoir isakizay mihetsika.....fa nijaly ninanifatiny mandra-pavita ny helika iray dia mila ho safotra d ndraindray tsy vita ny helika ilany de miabandona fa miandry rapitso ndray ny ilany hihihi marary ihany ndraindrayNy ahy dia pince à épiler foana no nampiasaiko (ho an'ny helika sy ranjo) hatrizay ary t@ voalohany ihany no maharary! Rehefa @ fanindroany izy dia efa ilay volo malemy no mipoitra eo dia tsy maharary loatra intsony. Dia toy izay hatrany. Fa vao 1 mois zà zao no nividy ilay fitaovana kely (appareil épilation) ary vetivety dia vita noho ilay manao azy @ pince.
59. tess
(
05/08/2009 11:57)
ny ahy ny volomaso ihany no ataoko am pince refa maka aina hariva iny refa matsilotsilo de tsy hairtra fa oongotako fa le tapoketsa sy elika aoka marina marary... ny volotongatra aho tsy de misy fa ampandaloviko rasoir ihany
60. ari.malala
(
05/08/2009 12:27)
ny ahy na helika na tamponketsa pince iany. @ volohany iany no marary ko! :-P ny ranjo tsin tsis mints d zarako aza :) ny helika kou ts d mis fa zara raha mitsy maniry 2 na 3 :-D :-D sampona ngamba e? :-D
ni, zà otran'ny ahoana izany appareil épilation zany ky?
ni, zà otran'ny ahoana izany appareil épilation zany ky?