volo "maillot" mihoatra ve ?

101. tess ( 07/08/2009 16:53)
mi wax v? fomba fanongotra volo @ tortirrrr :�)
:-D :-D :-D INY NDRAY NO TSY HITAKO :-D :-D :-D lasa majisikila fa dsl kamo hamerina zà hanoatra :^) bedin'i ari. eto ny fefaràny hihihi
102. tess ( 07/08/2009 16:55)
indrindra raha mandeha tanana bebe pede ohatran"ny any san Francisco ireny fa lasa heveriny fa toy ny namany eo
izay indray lay fisainana tsy mamely! :-D :-D :-D :-D
103. Papoose ( 07/08/2009 17:25)
tess, za wa tia maziskil fa @ zay ngezangeza hitako tchara!
f'hita fa tortirr koa mijereva njy @ reny site humouristique reny fa misy vidaka ol waxena ny faritry ny bikini-ny dia tena mampime be ny reactiony avy sintonina le izy...nefa te hanao @ eo!
104. tess ( 07/08/2009 17:35)
kalou hijery anzany ndray hanalàna andro ary am week end.... maty aho voloko raha tortirrr be.... ALEO ihany amzao :{ :{
105. Papoose ( 07/08/2009 17:59)
:^) :^) ampiasao pince a epiler ihany zany :^)
106. xxx ( 10/08/2009 08:49)
DIA NANANDRANA ....

dia nividy cire froide za reto a ! dia nanandrana, misy lingette pré-epilation sy après epilation ilay izy, dia naka bahana tsara aloha hanongotra ilay bande, dia sady nikikika kely otran'ireny shaoline ireny avant sy pendant, naka courage hanintona azy
dia tamana tokoa reto a ! afaka ny sisiny dia nandramana kely indray ny somary ampovoany, dia nandramana noesorina tsikelikely koa ny tampony, mararirary fa atao tsikelikely, . Misy tavela kely ilay izy fa mora ongotana amin'ny pince a epiler, tsy marary satria efa voasintona dia ongotana mora fotsiny, dia mahafinaritra ery fa mahatsiaro madiodio sady tsy mangididy no tsy maharary, rehefa manala amin'ny rasoir manko rehefa après 2 jours dia marary be ilay mikasokasoka amin'ny slip

fa dia faly be za fa io foana zao no ho ampiasaiko, ilay volo ao ambany aloha tsy mbola sahiko e ! atao tsikelikely, ho hita eo ! fa supportable ilay douleur.

dia io foana izany no hataoko fa ilay rasoir sady vao maika mitatra ny volo no matevina no marary mangididy rehefa maniry, no vetivety dia maniry.
misaotra anareo namaly ny hevitra
107. tess ( 10/08/2009 09:27)
rehefa manala amin'ny rasoir manko rehefa après 2 jours dia marary be ilay mikasokasoka amin'ny slip

EFA OE REFA MANAO RASOIR MILA mandalo isan'andro amin'iny satria mitsiry 1mm isan'andro ny volo de anefa me enjana ilay volo rehefa raséna.... ho an'ny olona maika lava io sy tsy tia volo, donko mi rasé isan'andro malama solapaika foana...

NY manongotra volo am cire sy ny karazany , mila alavaina mitsy lay volo vao mety alàna fa raha fohy tsy mety, donko tsy maitsy hoe ho lava volo ihany izany de zay kou ny tsy de ahavoazako azy satria lay manalava volo na lava volo mitsy no manelingelina be.... otran'ny mavesatra izany, otran'ny hoe feno ny silipo.... :-D
108. Papoose ( 10/08/2009 18:10)
ny fanafodiny dia sady manisy rasoir sy cire am-paosy raha hikarakara matetika! :^)
109. ikaretsaka ( 11/08/2009 03:18)
tess:

indrindra raha mandeha tanana bebe pede ohatran"ny any san Francisco ireny fa lasa heveriny fa toy ny namany eo
izay indray lay fisainana tsy mamely! :-D :-D :-D :-D

raha za tsizy kosa no heveriny fa izy tena miainga avy hatrany ihany ny direct a

110. tess ( 11/08/2009 05:53)
SHHHHH! sady tsy hisaina izany izy e! haindreo ihany ny pd otrazy, hita am fihetsika sy ny fihaingo..... misy n lehilahy mi raser refa été manao bermida fa tsy votery ho izay ny fijerin'i olona kou :P
111. ari.malala ( 11/08/2009 07:44)
:-D :-D :-D :-D :-D

Tess, za nga mibedy e :P
112. vale ( 15/08/2009 23:31)
ny manala à cire tena mila volo lava vao mety, :-D :-D :-D :^) ny ahy koa dia rasoir foan, atao matetika kosa anefa an, tsy mahatanty manongotra @ pince à épiler kosa kolou e, kaiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii,hihihi, tsy zatra angamba!! :^)
113. tenompitia ( 29/08/2009 20:24)
ikaretsaka:

tess:

hetezo de manaova hoa an le maillot ohatran"ny cyccliste t@ jeux olympique ireny
horibla, kou raha tsy hi plonge izy ity ka hanao maillot otrzany hihihihi


ko inona no atao eo amorondrano.. tsy hilomano sy hi plonge ?
sa hi allume lehilahy?




o^o
114. menalamba ( 01/09/2009 21:27)
Heuu!! maninona moa raha atao randra-madinika manakombona mankany anatiny é? zay sady tsy mandany vola @ lam sy izao karazana dity fanongotana izao...no sady manome paozy midongona tsara :^) :^)
115. Papoose ( 02/09/2009 18:02)
ny an'ny sasany aza sola efa midongona be ohatran'ny ovy ko maika randranina zany angamba de miposaka tsy hay afenina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.186