manao tsipaky ny miala aina ny HAT
1. vitamatavy
(
01/08/2009 07:05)
mbola nisoloky indray ny hat nanao reunion 4 mouvences hono tao @ panorama.Tsipaky ny miala aina io ry zalahy ,matahotra ny fiverenan'i dada.
:* :* :* :*
:* :* :* :*
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:44
2. zoam
(
01/08/2009 09:16)
efa nandefasan'ny onu avions special hitondra ny delegasion hoany maputo ary io avion io ihany no hitondra an'ireo delegasion ireo ho any antanindrazana au moins ka hoe tsy ahodin'i tgv ny avion rehea vita sonia ny sata ny transition ka dia ho vita any delegasion rehetra miarak an'i zafy sy deba ary ra8
3. zoum
(
01/08/2009 11:20)
TENA MANAO TSIPAKIN'NY MIALA AINA REO HAT SA FAT REO E!
HIHEMOTRA MATY RAYBE,HANDROSO MATY RENIBE KO IN TSY ALEO NANAIKY NY HADISOAN IHANY FA NY HELOKA IBABOHANA ANGEH HONO MODY RARINY E,ZAO OAININI B EO IMASON'IREO OLONA ZAY VENDRANAN MANARAKA AZY

4. patrick2002
(
01/08/2009 19:00)
vitamatavy:
mbola nisoloky indray ny hat nanao reunion 4 mouvences hono tao @ panorama.Tsipaky ny miala aina io ry zalahy ,matahotra ny fiverenan'i dada.
:* :* :* :*
ekena aloha fa voany pression i Andry TGV ,nefa i Dada koa tsy hiverina eo azo antoka io,betsaka ny sakana hiverenany Ravalo ao ,tsy manana Lobby matanjaka i Ravalo ,fa izy irery .
5. pink
(
01/08/2009 21:04)
aza kivy ry patrick a. Diso paika hatrany voalohany anie ny FAT e.Ny malagasy dia mahari-pery fa tsy azo lazaina hoe hiharitra eo izy.Grave rehefa hoe ny fogasy izay mitraotra.Tandremo fa malagasy dia maranitra toy ny lame gillette daholo
6. patrick2002
(
01/08/2009 22:08)
pink:
aza kivy ry patrick a. Diso paika hatrany voalohany anie ny FAT e.Ny malagasy dia mahari-pery fa tsy azo lazaina hoe hiharitra eo izy.Grave rehefa hoe ny fogasy izay mitraotra.Tandremo fa malagasy dia maranitra toy ny lame gillette daholo
ny ahy aloha rehefa tsy ny dadan`ialahy sy ny ekipany Ratsiraka (Pierrot sy Rolland ) no miakatra eo dia tsy kivy izao ,mbola misy mangvirana izany ,fa raha vao ireny dia tantely afa drakotra eh!|
7. klitika
(
02/08/2009 14:19)
patrick2002:
ny ahy aloha rehefa tsy ny dadan`ialahy sy ny ekipany Ratsiraka (Pierrot sy Rolland ) no miakatra eo dia tsy kivy izao ,mbola misy mangvirana izany ,fa raha vao ireny dia tantely afa drakotra eh!|
Aleo marina ilay mamba noana be izao fa ireo sady be fandrapaka no masiaka tsy azo anamoronana dobo an. Ahahahahhaha
8. patrick2002
(
02/08/2009 18:33)
klitika:
patrick2002:
ny ahy aloha rehefa tsy ny dadan`ialahy sy ny ekipany Ratsiraka (Pierrot sy Rolland ) no miakatra eo dia tsy kivy izao ,mbola misy mangvirana izany ,fa raha vao ireny dia tantely afa drakotra eh!|
Aleo marina ilay mamba noana be izao fa ireo sady be fandrapaka no masiaka tsy azo anamoronana dobo an. Ahahahahhaha
ka rehefa samy hiinana ihany ve ry klititinty ,tsy aleo ny mamba noana no vokisana to izay mamba efa voky ,izay no nametrahana an; i Ravalo teo satria izy hono efa voky sady olo-masina ,kay tsy mahalala oniny ny anao ,tsy mba mamba naona intsony fa efa voalavo mananika tanana tsy mifidy izay harapaka ,ny mamba mba hita hoe hena ihany no arapany fa tsy mihinana ahitra ,ity Ravalo kou sady hoanina ny ahitra no hanina ny hena sy ny vato
Loza Loza Loza
9. pikatti
(
02/08/2009 19:21)
hoy rapaty
efa samy mamba leity reo a, na voky na noana de mamba foana a :-P
tsy aleo ny mamba noana no vokisana to izay mamba efa voky
efa samy mamba leity reo a, na voky na noana de mamba foana a :-P
10. patrick2002
(
02/08/2009 20:54)
ny iray efa tsy mamba intsony fa tsy haiko inona ny anarany azo homena azy ,harapaka daholo na ronono na rano na vato na ala ,na ciment ,na menaka ,na lafarinina na vary
12. pink
(
02/08/2009 22:23)
patrick2002:
ny iray efa tsy mamba intsony fa tsy haiko inona ny anarany azo homena azy ,harapaka daholo na ronono na rano na vato na ala ,na ciment ,na menaka ,na lafarinina na vary
Ny ahy aloha aleoko Ra8 fa izy nampiasany vola teto Madagasikara.I Pierrotsy ny AREMa nandraoka dia tsy hita fa mihinana ny azony irery irery .Avy eo manohana mpanao coup d'etat.mba hiverenana hangorona indray...
Mbola be koa ny cicatrice navelany ireny taloha
13. patrick2002
(
03/08/2009 01:02)
hoy pink
Mitovy ny fomba fijery @ Pierrot sy ny Arema ,eo @ Ravalo kosa dia marina fa ny any Ravalo ny volany nampiasainy tao madagasikra ,Ravalo kosa anefa dia tsy nampitombo ny harena tao madagasikara nandritry ny hitondrany fa ny azy no nataony natevina ,izany hoe hareny gasy afa no halainy ,polarisation de richesse ,nalainy ny bizna ny olonkafa vanille, menaka vary,lafarinina vato ala ,ka rahonany ireny olona ireny .izay no tsy azo ekena TSY AZO EKENA ,
Manaiky an`` i Ravalo izaho raha ohatra kah ohatra nano lavanila izy dia nitombo ny vokatra lavanila ao madagasikara dia i Ravalo mitady lalam-barotra afa ohatra any japon ,sy norvege na chine ,fa tsy izay no zava-misy halainy ny lavanila dia ny client efa an`olona any ivelany no tadiaviny hifampiraharaha aminy .
ohatra manaraka manaiky izaho raha niditra nibizna lafarinina i Ravalo ,dia nitombo ny fihinanany gasy lafarinina ,mihinana mofo dipaina ny gasy any ambanivohitra rehetra any ,tadidio fa any ambanivohitra any misy olona mihinana mofo efa 4 andro ,any soavinandriana ohatra satria tsy misy boulangerie any tsy izany no mitranga indrisy ,

14. fijo
(
04/08/2009 21:44)
aleo ny fifidianana sy ny vatonn'y vahoaka no hiteny e,aza rarana izay hilatsaka eo fa avelao hilatsaka daholo,dia ny vahoak ano mifidy.raha ratsy fifidy izy,dia avelao hizaka ny nataony eo