en fin

1. xxx ( 31/07/2009 22:31)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16442
ho tapitra e ny fanisana andro fa ho tonga ny farany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i xxx ny 01/08/2009 12:38
2. xxx ( 31/07/2009 23:27)
mazava b fa hiverina Dada na d tsy président aza, ho hita eo @ zay zay tiam-bahoaka! indrindra rehefa hande ny fifidianana!!
3. ouiandry ( 01/08/2009 03:49)
Bref, il ne serait plus question de retour au pouvoir de Marc Ravalomanana, mais d'une présidentielle libre et transparente à laquelle ce dernier peut se présenter, au méme titre que Andry Rajoelina ou Pierrot Rajaonarivelo.
Mazava be zany fa razao teny zao d tsisy resaka fiverenan'i lé8 eo @ fitondrana d tadidio fa tsy Andry Rajoelina mintsy no natahotra ny fiverenan'i Pierrot Rajaonarivelo fa i lé8 no tsy nety nanao le amnistie, ka d aleo ho avy fa 1tour io d vitan'i Andry Rajoelina & Pierrot Rajaonarivelo :-D :-D ny tena milay d refa vita ny fifidianana d tonga d tairina @zay ny fitsarana an'i lé8 refa tsy lany izy d tonga d minana eny Tsiafahy satria zay sisa no tsy voavaly t@ nataony ny oul ah aha ahahahahahah

4. vitamatavy ( 01/08/2009 06:55)
tsy misy matahotra an'izay pierrot izany,premier tours dia vitanay io ,aleo anie handeha eo e.Manao diversion indray ny foza hoe nisy reunion 4mouvences tao @ panorama avant maputo,
5. xxx ( 01/08/2009 12:38)
rehefa miverina fotsiny Dada aloha d fety b nenay na président izy na tsy, fa aleo hande ny fifidianana d hita eo @ zay ny tena reviny pokona!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.114