fomba famafana zavatra tsy ilaina @ cd?

1. roxanaha ( 01/08/2009 05:25)
Hono ho aho ry zareo, ahôna ny fomba hanesorana sary na élément hafa tsy ilaina intsony @ cd?
Manana cd zà, feno sary saingy misy ny sasany ratsy be ka tiko esorina nefa tô tsy mety. zany hoe ny sary sasany ihany no tiko esorina fa ts'izy rehetra.
Misaotra betsaka
novalian'i rhina ny 03/09/2009 13:09
2. fahamarinana ( 01/08/2009 19:01)
:arrow: azo atao ve zany hoe alana anaty cd zany kle ? asa anefa !
Hoy aho hoe ,raha ampidirina anaty ordi dia ao no tsimponina !Dia ny ambiny averina anaty cd hafa sa mandany andro ve ! (l)
3. nilex ( 04/08/2009 09:49)
SLT,tsy misy azo alana intsony ny zavatra ao anaty CD -R na CD+R.
FA raha toa ka te hanala zavatra anaty CD ianao dia tsy maintsy CD RW no ampiasaina fa io no azo fafana .Nero ihany no ampiasaina hamafana azy e.Misaotra dia mazotoa e
4. roxanaha ( 05/08/2009 17:48)
Merci @ toro hevitra fa lay cd ary tsy hitako zay nalehany
5. fahamarinana ( 05/08/2009 17:51)
:arrow: fa natao tsara mpirina nagaha? ehe !tsy misyazo hanampiana indray raha izay ! :D (l)
6. rhina ( 03/09/2009 13:09)
roxanaha:

Merci @ toro hevitra fa lay cd ary tsy hitako zay nalehany

ianao kosa zany d nanahirana andry zalahy ireo e!!!
hiiiiiii

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0816