efa matahotra mafy ny Putschiste isany
1. zoam
(
04/08/2009 18:12)
efa matahotra mafy ny putchiste hoe hoavy ny ara dalana,raha azon'ireo natao ny handeha ho any maputo hampitahotra an'ireo mpivory efa nataony izany ,kely ati doha ,i oindefo moa efa nilaza fa tsy hiala na dia voasonia aza ny sata izao indray
Le ministre des forces armées, le Chef d’Etat Major ainsi que le DG de la Police nationale préviennent d’ores et déjà qu’ils rejetteront toute sorte de charte signée à Maputo. - 04/08/09 selon orange.mg
dia samy hanao fanjakan'i baroa eto izany
izay ve no tanjona hampandrosoana an'i madagascar

novalian'i tsimatimanota ny 05/08/2009 07:26
2. xxx
(
04/08/2009 19:38)
i kotonandrasana efa matahotra mafy ny vava nataony t@ volana mars raha nisy mutinerie tao @ capsat ,te hanao aminy eo ,manetsa be lesy mbola hoavy an :-D :-D :-D
mampamangy any cemgam sy lylison ary charles e ,mbola hoany hono dada hoe
mampamangy any cemgam sy lylison ary charles e ,mbola hoany hono dada hoe
3. fijo
(
04/08/2009 21:07)
tsy hafa miala eo izany e,izao hovery tampoka ny seza dia mimenomenona daholo