vahaolana ara toekarena sa pol no tena ivoriana any Maputo ?

1. ravatorano ( 05/08/2009 08:18)
sahirana ary efa miha milentika lalina ny nositsika , tena hatahorana ny ho rendrika mhitsy e !Ny toekarena efa mitotongana izay tsizy ary ny vahoaka tsy mandadiharona no tena mijaly !
rah vaha olana ara politika dia mety ho vita eto amitsika fa tsy maintsy vaha olana ara toekarena no mibaiko io fifanarahana any Maputo io satria miankina amin'izany no hisikafan'ny vata misy harena miafina an'ireo mpamatsy vola iraisampirenena manampy ny malagasy !
Hita izany izao fa voabaikon'ny politika ny toekarena amizao sary ho sarotra ny raharaha satria raha ny fahitako azy dia mety hisy ihany any "fametrahana" hevitra mialoha sy ny hoe "izao no takianay" saingy enga anie mba ho tena ny tombotsoan'ny vahoaka malagasy iray tsy mivaky no ho jerevan'ireo mpanao politika tsika any ireo !
manahy ihany ny tena hoe hisy hatrany ny fibahanana eo amin'ny fitiavan-tseza,ny fitiavam-boninahitra izay vato hisakana ilay fivoriana any !
Inona ary no mety hiseho any :
*Andry Rajoelina filohan'ny HAT fa Ravalo v mbola filoham-pirenena ihany ?
*Tsisy Ravalomanana mihitsy fa avy dia HAT ka miova daholo ny mpikamabana ao ary mety ho olona hafa indray ny praiministra ?
Tsy hay tsony fa santionanay amin'ny mety hitranga any ireo !
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:36
2. nytsiry ( 05/08/2009 08:33)
ka tsiss ravalo zany intsony eo ravato an !
aiza ary enao zany ! efa nivadika ny pejy sady ny rasill koa angah hanaiky fotsiny an izany eo sady ra i andry koa ve hety an izany sady mivadika amin'ilay teny nifanomezana talohan'ny nadehanany izany hoe izy ihany no deba eto antanana ary i monja no adjoint-ny ankoatran'izay aloha d bye bye daholo e fa samia maka sisiny sao hipoahan'ny basy eo indray !
3. Mirananirina ( 05/08/2009 08:53)
Vahaolana ara politika,miady an'ilay seza e.Izay toekarenan'ny Malagasy any tss.............afaka 10 taona.
4. hery ( 05/08/2009 10:07)
Tsy itako izay andehanana any Maputo raha toa ka tsy hiova hevitra akory :-) sa am'zay mba mitsangatsangana i Cdt Charles? :-)

Tiana ho azo daholo i Babay sy Lohavohitra. Sady te hitazona seza nefa koa te hahazo fanampiana ara-bola... raha tsy miforitra eo dia bye bye tokoa indray e.

Mifanaraha amin'ny arabo hatramin'i Bin Laden mihitsy raha te hahazo vola kanefa mbola te hiziriziry eo ihany... fa ny vondrona iraisam-pirenena tsy hilefitra eo.
5. naritsimba ( 05/08/2009 10:11)
raha ra8 aloha dia efa veloma mandrakizay e!
Tsy hadinoko mandrakizay ny nakany ny taninay ary izao ny azy indray no lasan'ny olona, izany tokoa no hoe azo t@ makarakara dia mivoaka @ kiloadoaka. Soa ihany fa eto an-tany dia mivaly ny ratsy natao eh!
Fa ny ahy aloha dia tohanako 100% raha i RAJEMISON Rakotomaharo no arotsaky ny TIM e!
6. hery ( 05/08/2009 10:14)
na iza na iza eo rehefa tsy hainao ny miaro ny taninao dia lasan'ny olona foana.

Betsaka ny olona tsy nangalarin'i ravalo ny taniny... ny anay izao tsy tratran'izany ka izay no mahagaga ahy hoe sao dia mba nisy zavatra hafa tao :-)
7. ari.malala ( 05/08/2009 10:54)
nytsiry:

ka tsiss ravalo zany intsony eo ravato an !
aiza ary enao zany ! efa nivadika ny pejy sady ny rasill koa angah hanaiky fotsiny an izany eo sady ra i andry koa ve hety an izany sady mivadika amin'ilay teny nifanomezana talohan'ny nadehanany izany hoe izy ihany no deba eto antanana ary i monja no adjoint-ny ankoatran'izay aloha d bye bye daholo e fa samia maka sisiny sao hipoahan'ny basy eo indray !




Fa manin no ts hanaiky? fa nga ny intérét ny no alehany any fa tsy ny an'ny Malagasy rehetra mintsy? Deba nahavita in ty debanareo? nahavita nampidina ny firenena any andavaka? mahay izy ka!
8. nytsiry ( 05/08/2009 11:07)
ari.mlala < deban'iza ??? no tenenin njy hoe debanareo :-P :-P :-D :-D
naritsimba < fa firy hekitara ny taninareo lasany ! sao dia tany tsary misy taratasy kosany dia namboariny kle ! ary nareo ange zany mba nandra ranaritsimba e ! iza koa no hanaiky fahatany an 'izany eo zao ! ntsssss !

tena marina mihitsy aloha fa raha tsy milefitra eo ry FAT/HAT dia hanahy ihany aho amin'izay fivoaran'ny raharaha.Talohan'ny hiaingan'nyb delegasiona andry rajoelina ange dia efa nilaza i voninahitsa izay isan'ny taraika hoe "tsa misy fanaovan-tsonia any Maputo fa za dia manatena be loatra an'izay nareo"
jereo ange gazety midi nivoaka androny e !
d inona wa zany no anton-dian-dry zalah any sa tsa mbola nidingina jet privé ny sasany amin'ireo delegasiona !
ilay mpikarakara lakozia no tena nahavoa fa mba miova indray ny lakozia kle fa tsy d ilay hita isan'andro ao ambatobe ao foana !
9. kidoropamba ( 05/08/2009 11:24)
Tsy misy ekonomika vanona eo raha tsy milamina ny politika.
Ravalo te hiverina eo @ fitondrana dia resaka merina be fotsiny fa tsy misy fitiavan-tanindrazana izany mihitsy e. Tsy ny hanasitrana ny toetsainan-dramerina te hanao tribalisme akory no handehanana any Maputo fa hitsinjovana ny tanindrazana.

Izay tsy faly mibontsina. Fa izany no tena marina.
10. pikatti ( 05/08/2009 11:38)
hin hin hin
mafy zany mpanao dokam-barotra Zafy zany klé !!!
Zafy anie leity kidoro ka tena Zefa teo e,lery rery zao no prezy tratran'izany empéchement zany ,tsisy fika lery fa le merina ve be fika loatra :lol:
11. kidoropamba ( 05/08/2009 11:47)
Tsy koi izany na ataonao dokambarotra na tsia, fa izany ny marina.
Tsy eken'ny vahoaka intsony io fikafika ratsy io.

Izay tsy faly mibontsina fa izany ny marina.
12. pikatti ( 05/08/2009 12:18)
Mora tenenina zany leisy kidoro ,fa be ihany no niseho intègre zay lesy fa nony nahita vola tsy tapitr'isa de sagnagna teo,ka aleo aloha hisy tatitra kely avy any Maputo any de hita eo zay tena fositra hampikatso an'i Madagasikara
hin hin hin
13. xxx ( 05/08/2009 20:33)
Ary ilay kidoro to tsy manadresaka hafa afa tsy ny manenjika merina é,sao di a ny lohanao no hakapoka @vato refa MBOLA MERINA foana no ho eo @pouvoir na faly enao na tsy faly ,misy tanindrana koa ,olona avy any @la côte no tiako lazaina ,mba mivoatra fa mbola NY MERINA foana no moteur-na ny mcar ,izay foana resakA tsy misy arrière pensée ny ahy ary ny MERINA no mahay sady misAina satria tsy NISY MERINA naNdroaka cotiers tao antananarivo, ny tsy fitiavanao MERINA dia mampiseho fahambanin-tsaina fotsiny ,soa fa ny côtiers rehetra tsy ohAtranao fa betsaka NO TIA MERINA satria tout simplement malagasy ohAtra azy,MBA MIVOATRA F'AZA MANDRANITRA ADIMPOKO LAVA EO ?tsy tahotra tsy henatra fa hanao halako bika tsy tiako tarehy ,tandremo ny lohanao sao mianjera @vato ka mitresaka eo dia ho hita eo ny ratsy rehetra kotrehinao @le adimpoko efa lany daty.Raha mahay ange ny merina satria tia mianatra ry zareo é,ny betsileo koa tsy tara ,misy koa olona côtiers mahay ,ary enao lany andro manenjika sy makahala eo fa tsy antany tsy amparafara na kidoro aza tsy voavidinao hihi!!!
14. fijo ( 05/08/2009 20:36)
ô ravato an,ianareo izany ngah aao tana le misy an'i ari malala no mipetraka??mifindra any amin'ilay tana misy an'i naritsimba fa any hono efa tena mandroso sy tsy misy fahasahiranana intsony.kozy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1539