mety hoe coïncidence ve?

1. xxx ( 07/08/2009 13:57)
Miala tsiny fa mba tsy hitonona anarana kely aho aloha @ ity dinika ity.:-P

Izao no tiako akàna ny hevitry ny namana. T@ taona 1993, nisy olona izay niaraka tamiko, t@ voalohany aloha tsy nisy ny olana, fa dia nifankatia tsara. Samy mbola mpianatra moa tamin'izany, mbola tsy nisy koa ny portable sns dia taratasy alefa paositra no ifandraisana. Isakerinandro izany mifamezivezy foana ny taratasinay, mamangy ahy any an-trano izy, dia mandeha tsara ny fiarahana. Tato afara, tsy haiko izay zavatra nanahirana azy fa dia ts nitranga intsony, ts mamaly taratasy, ts miantso (@ telephone fixe io) dia gaga ah, nandritra ny 9 volana ramose tsy hita tabilao... Nisy olona nisary zoro tamiko aza dia roboka t@ iny aho :^) dia rava teo moa izany ny anay sy ilay voalohany. Indrisy fa tsy nanjary koa anefa ity faharoa. @ izao fotoana izao, misy olona miaraka amiko, fa mitovitovy toetra @ ilay t@ 1993 ny ataony, izany hoe miaraka izahay fa tsy dia mihaona, miantso ihany fa tsindraindray azo tadiavina. Ny fiainana ihany koa moa manahirana (samy eto Tana izahay) ka tsy dia anomezako tsiny azy loatra. Fa ny tena nahazendana ahy dia mitovy ny date de naissancen'ireo olona roa ireo (ilay amizao fotoana izao sy ilay t@ 93) ny taona nahaterahana no tsy itovizana fa ny andro sy ny volana dia mitovy. Fifanandrifian-javatra ve izany, sa hoe seconde chance hoahy? satria mantsy azo lazaina hoe tena niaina ny atao hoe tena fitiavana ah t@ ilay voalohany ary tena izy tokoa "ilay voalohany". Misaotra @ izay hanome valinteny.
novalian'i xxx ny 11/08/2009 05:46
2. tess ( 07/08/2009 14:49)
TSY MISY AFA TSY NY manandrana ihany de hita eo ny suite kou! mety hitovy mety tsy hitovy izy rolahy....SA ROAVAVY,?
REFA ME TIA ve lay vaovao tsy hitombo eny ihany fotoana hiaonana fa am vlou fotsiny no mahalana, anefa arakaraka ny hiaonana no mampisy ny fitavana kou anefa :-P
3. fijo ( 07/08/2009 20:58)
arakaraky ny fihaonana ihan koa io,fa rehefa tsy mifankahita elaela izay anie ka rava hoazy toa ny neige n'antsirabe le amourrr e
4. Ratoa ( 07/08/2009 23:35)
Izay tia vangivangy tian-kavana . Izany hoe raha mihaona matetika dia mitombo ho azy eo ilay fitia, ary "lavitry ny maso moa lavitry ny fo". ianareo tsirairay avy izany no tokony ahatsapa fa ilaina ny mifankahita bebe kokoa. Ny ahiako anefa dia sao ataon'ny sasany fila-tsy- mahita ianao. Izany hoe ataony fiandry ianao (roue de secours) eo miandry eo, mirazorazo eo dia nony mahita ny tena tadiaviny izy dia eo ianao no apetrany.
Misy, na lahy na vavy, no sahy miditra manao mariazy sy miteraka mihitsy paha-vonona nyan-kilany dia vao tratra ny tanjiona, satria manan-java-kasaina izy roaroa, dia iny ilay iray no manipaka mifindra.

P.S. zendana aho nahita ny sarin'ny la neige n'Antsirabe, tsy nisy naty ve nyvahoaka madinika tsy ampy fitaoavana sy tsy nanampo mihitsy hoe ahita la neige?
5. tess ( 08/08/2009 06:19)
zendana aho nahita ny sarin'ny la neige n'Antsirabe, tsy nisy naty ve nyvahoaka madinika tsy ampy fitaoavana sy tsy nanampo mihitsy hoe ahita la neige?
tsy la neige hono reny ka! fanàla vao maraina miforona noho ny hatsika.....VERGLAS ekena!
6. tess ( 08/08/2009 06:22)
rtoa:http://fr.allafrica.com/stories/200908060811.html
azfd kely fa hs
8. Mirananirina ( 08/08/2009 08:03)
tsy la neige hono reny ka! fanàla vao maraina miforona noho ny hatsika.....VERGLAS ekena

raha ny sary hitako aloha dia tena la neige mihitsy e,tsy verglas mihitsy.Neige 1 andro,tsy hita ny ampitso,normal be.
9. Mirananirina ( 08/08/2009 08:12)
saika hadinoko indray ilay dinika.
Fifanandrifian-javatra ve izany, sa hoe seconde chance hoahy? satria mantsy azo lazaina hoe tena niaina ny atao hoe tena fitiavana ah t@ ilay voalohany ary tena izy tokoa "ilay voalohany". Misaotra @ izay hanome valinteny.

Azo atao hoe seconde chance ihany,nefa ny fitiavan'ny olona tsirairay dia tsy mitovy eny fa na dia ny kambana aza,misy tsy hitovizany ihany.Dia tandremo sao very fanantenana.
10. tess ( 08/08/2009 20:14)
message
raha ny sary hitako aloha dia tena la neige mihitsy e,tsy verglas mihitsy.Neige 1 andro,tsy hita ny ampitso,normal be.

ny sary izany no itanao fa ny réalité sur place no manambara azy, ny olona sur place tsary nahita la neige nirotsaka avy any ambony ataoko fa tsy misy la neige miforona ho azy eny ambony tany eny fotsiny tsy misy nilatsaka avy any ambony :-D
jereo raha mandinika ny ravina tsy misy mitsy na nikely aza.... anefa ny ravina no tena hifikirany maharitra kokoa noho ny sol.... :-P
11. ni81 ( 08/08/2009 20:30)
ny sary izany no itanao fa ny réalité sur place no manambara azy, ny olona sur place tsary nahita
izay no antony nanalako ny sariko tary :-D :-D
12. booboo ( 08/08/2009 21:18)
xxx > Tsy misy coïncidence izany @ fiainana. Fa anontanio² ihany klou ny tenanao hoe maninona no voasarika @ olona mitovy @ 93 ianao, ka raha ity sanatria misaraka indray ianareo sy 09 dia mbola olona hitovy @ 93 sy 09 koa angamba no hiarahanao. Sao manao bory² veta² ...
13. cutie ( 08/08/2009 21:20)
11. Mpandefa : booboo [ Valio ] 08-08-2009 23:18:35
Lohateny : Re : mety hoe coïncidence ve?
xxx > Tsy misy coïncidence izany @ fiainana.

saika io mitsy no handeha holazaiko :-D
14. tess ( 09/08/2009 07:08)

ni81:

ny sary izany no itanao fa ny réalité sur place no manambara azy, ny olona sur place tsary nahita
izay no antony nanalako ny sariko tary :-D :-D

fangah nesorina rtony e!


:-D :-D :-D :-D nefa de nafàna fo be zà tam com :^)
tsaiko fa zay no nolazain'io source napetako io retany ah! ka raha nandinika ny sary aho de hoy aho hoe ny oul kou raha hanitatra tsaho an! :-D
ny ravina toa tsy nisy fotsifotsy akory hihihihi
15. ikaretsaka ( 09/08/2009 07:47)
booboo:

xxx > Tsy misy coïncidence izany @ fiainana. Fa anontanio² ihany klou ny tenanao hoe maninona no voasarika @ olona mitovy @ 93 ianao, ka raha ity sanatria misaraka indray ianareo sy 09 dia mbola olona hitovy @ 93 sy 09 koa angamba no hiarahanao. Sao manao bory² veta² ...


Misy ihany ny coincidence raboobs a ohatra hoe sendra niray milasy tao anaty avion de nifankahita tsy nahy ohatra avy eo mbola tafaraka hotely tsy nahy....lol
Fa raha za xxx de jereko ihany hoe sao I xxx no fototry ny olana

16. ni81 ( 09/08/2009 08:22)
azafady xxx fa hs vetka a
fangah nesorina rtony e!
nefa de nafàna fo be zà tam com
tsaiko fa zay no nolazain'io source napetako io retany ah! ka raha nandinika ny sary aho de hoy aho hoe ny oul kou raha hanitatra tsaho an!
ny ravina toa tsy nisy fotsifotsy akory hihihihi
ka zà tsinona tsy nahita izay tena zava-nisy tany Antsirabe fa nanoratra ho ahy fotsiny ilay namako t@ zoma dia nandefa ireo sary ireo, dia pinga ery nampidera tao :lol: :lol:, kay tsy dia marim-pototra dia nofafako e! nariako ao anaty dabam-pako avokoa! :^)
17. tess ( 09/08/2009 08:56)
ka mba souvenir lay sary kou! tena vraie nge lay sary nisy veglas nalàma beuh! e! mangirana mitsy lay arabe hoe hita fa malàma beuh! tsary mbola nahita otran'ireny aho mantsy tany amindtsika :wink: :-P
18. ni81 ( 09/08/2009 08:59)
19. fahamarinana ( 09/08/2009 09:20)
:arrow: azafady aloha fa hs tanteraka !
ni :ilay sary "classiko" iny mba alefaso any amiko fa tiko be na la neige na avandra na oram-panala ,hony an ?Tsy olana fa ilay sary no tiako e !! stp ! :D (l)
20. ni81 ( 09/08/2009 10:00)
ok faha :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4338