mety hoe coïncidence ve?
21. bolida77
(
09/08/2009 14:17)
tsy aiko enao lou na bandy na sipa fa zao ah!na 1°io na 3°mitovy fona fa ny fitondranao azy iany io :P mahaiza fotsiny mikolokolo eh
22. cutie
(
09/08/2009 20:06)
Mpandefa : bolida77 [ Valio ] 09-08-2009 16:17:22
Lohateny : Re : mety hoe coïncidence ve?
tsy aiko enao lou na bandy na sipa fa zao ah!na 1°io na 3°mitovy fona fa ny fitondranao azy iany io mahaiza fotsiny mikolokolo eh
marina mitsy zany fa tsy misy an'zany coincidence zany :-D :D
23. xxx
(
10/08/2009 06:57)
ikaretsaka, haiko enao fa mahafantatra anà :P fa in no tena tinao ahatongavana @ le hoe so de zà no fototry ny olana?
Ny antony hoe mahavoasarika anà @ olona mitovy tsy haiko, izay no antony nanontaniako hoe mety ho coïncidence ve? Efa elaela niarahana t@ ity olontiako amizao fotoana izao ity aho vao nahatsikaritra ny toa fitoviana sy fiverenan'ny tantara d zay no nahalasa saina kely ahy...
Ny antony hoe mahavoasarika anà @ olona mitovy tsy haiko, izay no antony nanontaniako hoe mety ho coïncidence ve? Efa elaela niarahana t@ ity olontiako amizao fotoana izao ity aho vao nahatsikaritra ny toa fitoviana sy fiverenan'ny tantara d zay no nahalasa saina kely ahy...
24. tess
(
10/08/2009 09:21)
de toute façon ny olombelona rehetra misy toetra itovizana dool ndraindray! dia rehefa tojo ilay fitovizana iny dia mahatsiaro ilay olona mitovy aminy, dia rehefa mahatsapa hoe nitovitovy tam ilay oul niaraka tamiko talou izay ity vaovao ity dia somary gaga sy mieritreritra....tsy mahagaga izany. mETY HO toetra ratsy mety ho toetra tsara, mety ho zvtr mahafinaritra mety ho zvtr mahasosotra.
25. soanja
(
11/08/2009 01:01)
xxx:
Miala tsiny fa mba tsy hitonona anarana kely aho aloha @ ity dinika ity.:-P
Izao no tiako akàna ny hevitry ny namana. T@ taona 1993, nisy olona izay niaraka tamiko, t@ voalohany aloha tsy nisy ny olana, fa dia nifankatia tsara. Samy mbola mpianatra moa tamin'izany, mbola tsy nisy koa ny portable sns dia taratasy alefa paositra no ifandraisana. Isakerinandro izany mifamezivezy foana ny taratasinay, mamangy ahy any an-trano izy, dia mandeha tsara ny fiarahana. Tato afara, tsy haiko izay zavatra nanahirana azy fa dia ts nitranga intsony, ts mamaly taratasy, ts miantso (@ telephone fixe io) dia gaga ah, nandritra ny 9 volana ramose tsy hita tabilao... Nisy olona nisary zoro tamiko aza dia roboka t@ iny aho :^) dia rava teo moa izany ny anay sy ilay voalohany. Indrisy fa tsy nanjary koa anefa ity faharoa. @ izao fotoana izao, misy olona miaraka amiko, fa mitovitovy toetra @ ilay t@ 1993 ny ataony, izany hoe miaraka izahay fa tsy dia mihaona, miantso ihany fa tsindraindray azo tadiavina. Ny fiainana ihany koa moa manahirana (samy eto Tana izahay) ka tsy dia anomezako tsiny azy loatra. Fa ny tena nahazendana ahy dia mitovy ny date de naissancen'ireo olona roa ireo (ilay amizao fotoana izao sy ilay t@ 93) ny taona nahaterahana no tsy itovizana fa ny andro sy ny volana dia mitovy. Fifanandrifian-javatra ve izany, sa hoe seconde chance hoahy? satria mantsy azo lazaina hoe tena niaina ny atao hoe tena fitiavana ah t@ ilay voalohany ary tena izy tokoa "ilay voalohany". Misaotra @ izay hanome valinteny.
Raha za indray tamin'ny toeran-dry dia hadinoiko avokoa ny lasa rehetra fa ity iray ity dia heveriko toy ny volamena sy diamondra ka indray mandeha ihany no miseho eo amin'ny fiainana dia mety ho votsotra raha tsy voakajy tsara.
Zany hoe tsy asiana hoe ilay taloha ve ity no miverina fa ilay taloha hafa dia ity hafa ary ny ho avy hafa koa raha mbola hisy. Raisina pozitiva avokoa ny zavatra nofisina, atrehina ary iainana. Misy fitenin'ny Ntaolo milaza izany fa tsy tadidiko hoe manino manino moa fa ny saobakaka sa sahona sa samoina izy iny mampidi-dranoketsa... ka raha heverinao fa ity no tena fitiavana dia ho to tokoa anie ny teninao!
:) :) :) :)
26. xxx
(
11/08/2009 05:46)
Ity hevitr'i Soanja ity no mety ka horaisina fa dia misaotra daolo e!
Tess, marina iany koa ny an-dry :)
Tess, marina iany koa ny an-dry :)
