Jereo ny sarin-dra8 mangata-maso amin'i tgv

1. ntss ( 07/08/2009 13:53)
Eo mo zandry kely mba omeo amnistie a!!! S'il te plaiiiiiiiit
ntsoo to mampalahelo ty izy.

Ataovy mamay ry zandry fa io no namono antsika a!!
répondu par fijo le 07/08/2009 21:29
2. ntss ( 07/08/2009 13:58)
http://www.pimaso.info/?p=2564&lang=fr&cpage=1#comment-2449
3. xxx ( 07/08/2009 13:59)
ntsss! manonofy atoandro le bandy ity, i ra8 miverina ho filoha no fantatray, fa raha tsy izany dia, tsy hisy ny fanampiana, mitohy ny tolona, ary aminizay dia hisy ny tafika hanampy ny vahoaka satria, izao tontolo izao efa tsy manaiky any andry radomelina ka ho zavapoana ny fanohanana azy eo :-P
4. Noue ( 07/08/2009 14:07)
La question demeure entière, qu’est ce que Rajoelina et les membres (et partisans) de la HAT craignent dans le retour du Président dans le pays ?

mba valio io ry ntss aaa !!
5. ntss ( 07/08/2009 14:15)
hihihi
Ntsoo mibarareoka ny Osy Mainty!
Efa eo am-pelatanan'i zandry kely ny ny hoavin' dadan'laisany. Iny mpamono olona iny lo tsy tafaverina eto zany iny na hibarareoka erak'i Afrika sy izao tontolo izao aza nareo.
6. ntss ( 07/08/2009 14:23)
Ho an'i Noue

Tsotra ny valin'zany Noue a!
Nenay ne oa ny tolona efa vita e! Ny teknika nampiasain'i Ra8 tam 2002 ihany no naverina taminy; lijika zany raha manao sesi-tany tena otran-dratsiraka izy.
De ataovy miverina eo izy de itanareo ny anaovanay azy e!
7. locl ( 07/08/2009 14:53)
Dia ho hitantsika eo ary izany, aza be taimbava fa raha ny hevitr'i TGV ange dia hoe hanjaka tokana, kinanjo tena diso FANANTENANA.

bien fait
8. locl ( 07/08/2009 15:06)
tolon'omby angamba no vitanareo e!
9. ntss ( 07/08/2009 15:10)
locl:

tolon'omby angamba no vitanareo e!


sambany oa tam ty vo misy olona mba mitolona nefa ho rera-poana eo!
Tsy tolonomby lesy ry locl fa tolon'osy a! Osy Mainty Beuuuu lavo am tany hihihhi
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D
10. locl ( 07/08/2009 15:40)
Za aloha tsy mainty saina ohatra an'ingahy e! Fa toi ve tena mbola tsy mahatakatra foana hoe matoa ny olona no miditra @ resaka ao Dago dia misy menace pour la population ao.
Fa ireo olona ireo tsy handanindany ny fotoanany amin'izao fotsiny raha tsy mahita ny zava-doza miandry ny Malagasy, asa na manana capacité hahatakatra izay lazaiko toi.
Ary ny fisiany TGV eo @ fitondrana dia danger mortel, satria sady tsy mahavita azy no tsy misy plan, sans objectif, ny hangala-bola ihany no mahamaika azy
11. ndotofetsy ( 07/08/2009 19:56)
ahfiriana i deba no exilé hafiriana i ra8 no ho exilé
i zafy irery no tsy ho exilé zao
12. fijo ( 07/08/2009 21:29)
de izany rehetra izany ve no hitondra filaminana ao madagasikara???io no mila jerena fa tsy hoe izahay nanao izao,izahay nahavita an'izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0597