tsy mahazo manao ministra izay te hilatsaka president

1. vitamatavy ( 09/08/2009 22:01)
quel piege pour roindefo,alain ramarson,hasina andriamanjato,organes ,minisitry ny fitsarana le vehivavy iny,pierre tsiranana,voninahitsy,rolland ratsiraka,pierrot ,tantely andrianarivo)te hanao minisitra no sady te hilatsaka ,vaky ny loha hoan'ireo kandida madinika,sady te ho ministra nefa te hilatsaka koa nefa tsy ho lany mihitsy,sady ho very soasy no tsy mahazo pouvoir.
ho vitamatavy ao ireo fa i ra8 ihny
novalian'i ketaka67 ny 10/08/2009 09:47
2. pikatti ( 09/08/2009 22:22)
Kôzy é,tena vitamatavy reo be tetika reo koa aloha ,tena niova tanteraka ny donnés :lol:
3. zoam ( 09/08/2009 22:26)
ho tratra eo ny mpangalampihinana lesy ry pikatti an
4. pikatti ( 09/08/2009 22:38)
Tratra eo ambody omby daholo zany reo manao mamy ny atsy fy ny aroa,kleaza mihinana ndray zany ny tgv fopla =))
5. xxx ( 09/08/2009 22:41)
ho vitamatavy indray izany mpangalampihinana ,
toa hoe nasisoso hono le ravitovo sy laoka nentin'i tgv tany naputo dia nitsaingoka ny anjaran'i ra8 :-D :-D :-D
6. pikatti ( 09/08/2009 22:46)
xxx4 :-D :-D :-D
sady nindrana kitoza tany @ Radidy koa le rakotonAndry fa ho averiny ndray hjono rapitso maraina be,de mba anisao any koa i ouiandry :-D :-D :-D
7. xxx ( 09/08/2009 22:51)
jereo anie fa misy sarin'i ra8 mandraraka champagne an'i tgv ,faly be ery lavanify nefa nasian'i ra8 rehoka be hono iny alohan'ny nidirana tao salle de reunion =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 09/08/2009 22:54)
xxx6 nitroka lelo zany ry lucky luke :lol:
9. vitamatavy ( 09/08/2009 22:58)
vaky mihitsy ny lobean'i roindefo hoe hijanona PM dia tsy mahazo milatsaka ho fidiana nefa raha milatsaka mety ahazo 22 voix ohatran'ny t@ 2006 ,hiemotra very saosy hiroso ho afabaraka :* :* :*
10. pikatti ( 09/08/2009 23:07)
Tonga de efa vita ny @ iny ndaty iny aloha ,aiza leity elah ry kidoro a? sa mbola maimbo pipin'i salopard foana klé :-D :-D :-D :-D
11. zoam ( 09/08/2009 23:28)
ry lerony mpanohana Hat eto koa anie ka kloun iany daholo e
12. pimaso ( 10/08/2009 05:56)
CA C LA MEILLEURE
VIVE RA8
13. desirelyaime ( 10/08/2009 08:26)

Mpivaro-drano tratr'orana mihitsy ry zareo ireo ka hamidy ny rano tsy lafo intsony, hariana efa nanasatra. Nivadika tanteraka ny PEJY.
Anatra ho an'ny sasa izany!!!!
14. ketaka67 ( 10/08/2009 09:47)
vitamatavy:

quel piege pour roindefo,alain ramarson,hasina andriamanjato,organes ,minisitry ny fitsarana le vehivavy iny,pierre tsiranana,voninahitsy,rolland ratsiraka,pierrot ,tantely andrianarivo)te hanao minisitra no sady te hilatsaka ,vaky ny loha hoan'ireo kandida madinika,sady te ho ministra nefa te hilatsaka koa nefa tsy ho lany mihitsy,sady ho very soasy no tsy mahazo pouvoir.
ho vitamatavy ao ireo fa i ra8 ihny


Tsara izay! fa izao toa hoe ny défenses sy ny armées dia an'ny mouvance TGV? dia mbola hanao azy indray izany ry ra-Sarla sy ramaosaona?grave 'ty........ fitondrana miaramila no ahiko!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586