esy e ry gtt e,, beurrk
1. bazylou
(
13/08/2009 17:55)
Ny marina marina ihany.
Misy olana ny GTT ankehitriny, inona no antony? Ary iza no mila ny fikorontanan'ny GTT?
Za dia nanaraka foana ny tolona nataon'ny GTT. Sady nantrika foana ny htesika rehetra izay natao teto Paris. Be ny resaka nade teto. Ary efa niteny foana aho an'i Hoby hoe lazao daholo ny marina fa manjary hararaotin'ny sasany ny ahiahy sy ny tsy fahafantarana ny tena marina.
Ka noho izany dia za no hilaza ny zavatra hitako sy fantatro momba ny marina.
1) Fa naninona no tsy nisy action intsony ny ambassade
Mikasika ny ambassade dia i HL (H e l i a n) no niteny avy any Bruxelles hoe tsy mila manao action instony ao amin'ny ambassade fa miandry ny consigne-ny. Teo amin'ny "air de répos" io no nolazainy.
Ary taty aoriana anefa dia dia Dédé no miantso na mandeha "sms" milaza fa "annulé" izay hetsika kasaina hatao ao amin'ny ambassade.
Indroa aho no nahazo "sms" tamin'i Hoby avy eo no "annulé"-n'i Dédé. Inona no antony?
2) Iza no nahafantatra fa hisy hanafika ny ambassade?
Nanomboka ny alatsinainy maraina dia niteny tamin'i Hoby foana i Marc "tokony hody ialahy hatory haka aina kely fa tena reraka". Ny Maraina i Marc dia henoko niteny matetika io tamin'i Hoby. Ary ny antoandro dia i Doudou zaodain'i Hoby ihany koa no henoko niteny io taminy. Nanatrika fivoriana i Hoby dia lasa tokoa nody tamin'ny 9 ora alina. Afaka ora 1 nadehanan'i Hoby anefa dia lasa koa nody i Marc.
Ny fantatro koa anefa dia tokony hahazo karazana "indemnité" ireo "troupe de choc" izay tonga foana niandry ny ambassade. 500Euros par jour ho an'izy dimy lahy. Ary i Hoby ao anisan'izany. I Hoby anefa dia tsy nahazo mihitsy. Ary i HL no niteny io satria ny ambassade no manome io "indemnité" io.
Dia misy milaza fa hoe "COMME PAR HASARD" i Hoby tsy tao tamin'io alina nisy nanafika io ny ambassade.
Maninona i Marc sy Doudou no niteny an'i Hoby hoe "mandana mody matory maika haina kely fa tena reraka?".
Ary Hoby sy Marc arakin'ny resaka nifanaovana dia tsy maintsy misy ny iray amin'izy roa lahy miandry.
Nahoana no nasian'i Marc sy ireo namany nody i Hoby avy eo izy lasa nody ihany koa?
3) Iza no tompo-kevitra taimn'ilay resaka hoe fifanarahina tamin'ny HAT?
Marihiko fa efa nanoratra foana i Hoby nanazava io tao amin'ny seraseran'ni GTT. Fa toa sady lasa tsy mahay mamaky teny no lalodalovana daholo ny sasany. Tsy te hahalala fa dia hoe i xxxxxx foana no hasesy hoe mpamadika.
Nisy fivoriana tao @ ambassade. Za teo tamin'io. Ary maro ireo olona teo ihany koa toa an'i Hoby. Ary i xxxxxx HL ayr Hortense no teo. Dia nilaza i xxxxxx fa nagataka fihaonana ny HAT fa te hanao "treve une semaine". Dia nifampiresaka teo dia hoy i HL hoe "mety amintsika izany treve une semaine izany".
Baiko avy any amin'i HL no nandehan'i xxxxxx tany. Nisy fotoana i Hoby tezitra dia nilaza fa tokony hilaza ny tena marina ny rehetra ary izy no nanao ilay fivoriana notaritan'i HL sy xxxxxx niaraka voalohany.
Ny zavatra rehetra izay nataon'i xxxxxx hatramin'izay dia hiraka na baiko avy amin'i HL.
Nahoana ny olona hiadidianao no toa havadika sy lotoina. Inona no tena tanjony?
4) Maninona ny GTT no lasa nisy disadisa?
Resaka efa nande tany Madagasikara fa hoe "avy amin'ny alalan'ny fiangonana" no hanapotehina ny GTT.
Nanatrika ilay fivoriana tao aho dia nahita : an'i Dédé sy zanany ary ny vadiny saika hande hamono vehivavy izay sahy namaly azy sy i Laza izay niaka-pofina ka nahamenatra amin'ny maha pasteur azy.
Fifandrifin-javatra sa marim-pototra ilay resaka?
Lasa nahazo "renommé internationale" ny GTT. Ary i xxxxxx no malaza any Madagasikara fa lehiben'ny GTT.
Nahita ilay resaka mikasika ny "iza marina moa i HLL" dia tena maha-lasa eritreritra be ny zavatra miseho ato amin'ny GTT.
Toa i xxxxxx izay tena hita fa nanaraka foana tanteraka ny baikon'i HL izao dia toa misy mitady hanapotika ihany koa.
Mbola fifandrifin-javatra ihany koa ve sa marim-pototra ilay resaka?
5) Miaraka amin'i Rajemison ve i xxxxxx?
Ny cousin-ko (arema dia tim izy izao) senateur tena mpinamana be sady azo lazaina fa tena akaiky dia akaiky an'i Rajemison. Mpihinana ny manta sy masaka aminy. Ary io no nanontaniako hoe iza no miaraka @ Rajemison amin'ireo TIM.
Tsy i xxxxxx (Vazaha) mihitsy no notenenany. Ary tsy hilaza eto aho hoe iza ny anarana voalazany. Misy fotoana ny zavatra rehetra.
Iza no manana tombo-tsoa handotoana an'i xxxxxx?
6) Mbola tena ny fiverenan'i Ravalomanana ve no tadiavin'ireto miseho ho mpiaro be azy?
Raha dinihina dia izao : toa ataon'ireto miseho ho mpiaro an'i Ravalomanana sy mody mitaky mafy sy miady amin'ny fiverenany any Madagasikara izay rehetra hisian'ny olana tsy hahatanteraka izany.
Jereo impiry izy ireo no mamaha-dalitra ny olona na any Madagasikara na eto Frantsa. Efa resaka nande tao @ ambassade ihany koa aza fa toa nisy vola 20 milliard voland-Ravalomanana no-debloquer hikarakarana ny fiverenany.
Taty aoriana dia nilaza i Ravalomana fa tsy hanome vola intsony satria tsy hita izay nalehany ary ireo mpitarika no tokony hando vola dia haverin'i Ravalomanana rehefa tafaverina izy.
Fanontaniana : 20 milliard ve mety hahavita hanovana hetsika sy fikarakarana ny fiverenan'i Ravalomanana?
Tsy nisy n'inoninona anefa fa dia "ambohijatovo" sy "magro" no vita hatreto.
Nankaiza ireo 20 Milliard? Iza no nitantana an'io? Matahotra ny fiverenan'i Ravalomanana ve izy ireo satria voatery hi-"rendre compte" ka mety hamerina ireo vola ireo?
7) Iza no tena maharesy amin'ny reska Maputo.
- Andry sy ny ekipany
- Ratsiraka sy ny ekipany
- Zafy sy ny ekipany
- Ireo atokisan'i Ravalomanana manana "compte à rendre" amin'ireto vola be izay efa nanjavona sy ireo izay tia tena tsy mijery afa tsy ny tombo-tsoany.
Koa samia isika mieritreritra sy mandinika tsara. Fa raha tena ny fiverenan'i RAVALOMANANA no tadiavitsika dia aoka isika hitandrina mafy amin'ireto
"AMBOA DIHA MIODI-JANAK'ONDY" :-D :-D

novalian'i niryna ny 08/10/2009 15:38
3. Noue
(
13/08/2009 19:26)
"bazylou":i bazylou fa ho iza indray ee ?? dia ny tgvendrana fa ho iza indray ee ???
Misy olana ny GTT ankehitriny, inona no antony? Ary iza no mila ny fikorontanan'ny GTT?
"bazylou":hay ve i bazylou zany ilay voalaza tao oe misy olona ato mpitsikilo eee ??? t@ 1er aout io tany pantin !! dia tsy mba menatra akory ve i bazylou nanao an'zao ee ???
Za dia nanaraka foana ny tolona nataon'ny GTT. Sady nantrika foana ny htesika rehetra izay natao teto Paris
4. Noue
(
13/08/2009 19:42)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsaho re zany lazain'rabazylou zany ato eee !!!! sa ve zao ny vaoavao ho an'i fanondro ?? ndana aloha jereo kely ny vidéo fa tena ambiansy anie zany miaraka @ Hoby zany eee !!! sa ve i bazylou no nanakarama ireo olona ireo à 500€/j zany ???
dia ho avy hitsikilo koa zany rabazylou @ 14 Aout 2009 à 20h. ?? hisy tantara ity @ io andro io :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)

5. locl
(
13/08/2009 19:53)
Vavan'ny maty andrano ny an'i bazylou, izaho manokana dia tsy mba namaky izay nolazainy satria efa haiko fa tsaho.
Bazylou a! Ny fikarakana ny hanafoana ireo miaramila no mahamaika izao, sy izay handrosoany firenena efa reraka t@ zavatra nataonareo tao pendant 6mois.
Ary indrinda ny fifidianana izay halalaka tokoa hamerenanay an'i Dada indray eo @ fitondrana.
Ny fanenjehany GTT avelao amin'izay fa efa nahavita ny asany izy ary misy ho tadidinareo tsara.

6. xxx
(
13/08/2009 20:15)
Ridicule ilay bassy loha ,tratra ny mpitsikilo sy mpitantara angano sy arira ,tokony mahana isika gtt fa mapihomehy aloha ny tena marina le basy lo é ,é,sady tsisy lohany sy vodiny akory ty zavatra tantarainy fa resaky ny maty andrano,tgvendrana i bazylou nefa dia tsy menatra nilaza-tena eto @sera hoe nanaraka NEFA NITSIKILO ny marina2 kokoa ,hihihi,mahina2 isika ry gtt a,tandremo enao sao tsy hahazo karama @min'iradomelina fa mitono tena toy ny lolofotsy aza vendrana ihany RY AMBANY LOHA fa hataon'olona tohatra fiakarana mampalahelo, very saosy i basse loha dia mirediredy!
7. Noue
(
13/08/2009 20:17)
ny olana less locl dia ity tsaho lazainy dia tsy mba menatra akory :^) :^) :^) :^) :^) raha zao kosa aloha no hitan'i fanondro na i emile vazaha dia asa fotsiny ! tena mila mailo ny GTT fa kay tena nitombona ny zavatra voalaza t@ io fihaonana tao pantin io klet'ieee ! :^) :^) :^) :^) :^)
8. hery
(
13/08/2009 22:10)
Sao dia tokony ny vokatry ny Maputo no jerena ry bazy? :-)
Hoe nahoana no mitsipaka ny Maputo indray ny TGV? Sao dia ny HAT no mivaky? Sao dia ny TGV no mifanipaka an-karona? :-)

9. Mirananirina
(
14/08/2009 08:51)
Ary maninona no mitonitonina anaran'olona tsotra e,amiko toa tsy mety izao ataonao izao.Te hanala baraka ireo olona ireo.
10. bazylou
(
15/08/2009 17:34)
dia nitsikilo an'iza hono i bazylou e?? efa nisy nahita azy ve ????? ary ianareo izzany no vendran aindrindra votsikilony, ,beuuurrk vive tgv, :-D :-D :-D
11. xxx
(
16/08/2009 13:12)
bazil a, mampalahelo ianao fa sirika be hoe mpitsikilon'ny tgviste !olon-kendry ve hamoaka resaka sy anaran'olona toy izao ataonao izao, DELATION no anaran'izao ataonao izao,nanaraka sy nanohana ny GTT foana ny tenanay fa tsy nahatsikaritra ny olanao,
12. bazylou
(
17/08/2009 15:16)
na delation na tsia, inona ny olana e, ny mpanao ny ratsy ihany no tsy tia ny marina,
13. xxx
(
24/08/2009 08:52)
Mampihomehy koa ity rabazy ity, efa tsy hita intsony izay hiainana angamba
14. niryna
(
08/10/2009 15:38)
bazylou:
Ny marina marina ihany.
Misy olana ny GTT ankehitriny, inona no antony? Ary iza no mila ny fikorontanan'ny GTT?
Za dia nanaraka foana ny tolona nataon'ny GTT. Sady nantrika foana ny htesika rehetra izay natao teto Paris. Be ny resaka nade teto. Ary efa niteny foana aho an'i Hoby hoe lazao daholo ny marina fa manjary hararaotin'ny sasany ny ahiahy sy ny tsy fahafantarana ny tena marina.
Ka noho izany dia za no hilaza ny zavatra hitako sy fantatro momba ny marina.
1) Fa naninona no tsy nisy action intsony ny ambassade
Mikasika ny ambassade dia i HL (H e l i a n) no niteny avy any Bruxelles hoe tsy mila manao action instony ao amin'ny ambassade fa miandry ny consigne-ny. Teo amin'ny "air de répos" io no nolazainy.
Ary taty aoriana anefa dia dia Dédé no miantso na mandeha "sms" milaza fa "annulé" izay hetsika kasaina hatao ao amin'ny ambassade.
Indroa aho no nahazo "sms" tamin'i Hoby avy eo no "annulé"-n'i Dédé. Inona no antony?
2) Iza no nahafantatra fa hisy hanafika ny ambassade?
Nanomboka ny alatsinainy maraina dia niteny tamin'i Hoby foana i Marc "tokony hody ialahy hatory haka aina kely fa tena reraka". Ny Maraina i Marc dia henoko niteny matetika io tamin'i Hoby. Ary ny antoandro dia i Doudou zaodain'i Hoby ihany koa no henoko niteny io taminy. Nanatrika fivoriana i Hoby dia lasa tokoa nody tamin'ny 9 ora alina. Afaka ora 1 nadehanan'i Hoby anefa dia lasa koa nody i Marc.
Ny fantatro koa anefa dia tokony hahazo karazana "indemnité" ireo "troupe de choc" izay tonga foana niandry ny ambassade. 500Euros par jour ho an'izy dimy lahy. Ary i Hoby ao anisan'izany. I Hoby anefa dia tsy nahazo mihitsy. Ary i HL no niteny io satria ny ambassade no manome io "indemnité" io.
Dia misy milaza fa hoe "COMME PAR HASARD" i Hoby tsy tao tamin'io alina nisy nanafika io ny ambassade.
Maninona i Marc sy Doudou no niteny an'i Hoby hoe "mandana mody matory maika haina kely fa tena reraka?".
Ary Hoby sy Marc arakin'ny resaka nifanaovana dia tsy maintsy misy ny iray amin'izy roa lahy miandry.
Nahoana no nasian'i Marc sy ireo namany nody i Hoby avy eo izy lasa nody ihany koa?
3) Iza no tompo-kevitra taimn'ilay resaka hoe fifanarahina tamin'ny HAT?
Marihiko fa efa nanoratra foana i Hoby nanazava io tao amin'ny seraseran'ni GTT. Fa toa sady lasa tsy mahay mamaky teny no lalodalovana daholo ny sasany. Tsy te hahalala fa dia hoe i xxxxxx foana no hasesy hoe mpamadika.
Nisy fivoriana tao @ ambassade. Za teo tamin'io. Ary maro ireo olona teo ihany koa toa an'i Hoby. Ary i xxxxxx HL ayr Hortense no teo. Dia nilaza i xxxxxx fa nagataka fihaonana ny HAT fa te hanao "treve une semaine". Dia nifampiresaka teo dia hoy i HL hoe "mety amintsika izany treve une semaine izany".
Baiko avy any amin'i HL no nandehan'i xxxxxx tany. Nisy fotoana i Hoby tezitra dia nilaza fa tokony hilaza ny tena marina ny rehetra ary izy no nanao ilay fivoriana notaritan'i HL sy xxxxxx niaraka voalohany.
Ny zavatra rehetra izay nataon'i xxxxxx hatramin'izay dia hiraka na baiko avy amin'i HL.
Nahoana ny olona hiadidianao no toa havadika sy lotoina. Inona no tena tanjony?
4) Maninona ny GTT no lasa nisy disadisa?
Resaka efa nande tany Madagasikara fa hoe "avy amin'ny alalan'ny fiangonana" no hanapotehina ny GTT.
Nanatrika ilay fivoriana tao aho dia nahita : an'i Dédé sy zanany ary ny vadiny saika hande hamono vehivavy izay sahy namaly azy sy i Laza izay niaka-pofina ka nahamenatra amin'ny maha pasteur azy.
Fifandrifin-javatra sa marim-pototra ilay resaka?
Lasa nahazo "renommé internationale" ny GTT. Ary i xxxxxx no malaza any Madagasikara fa lehiben'ny GTT.
Nahita ilay resaka mikasika ny "iza marina moa i HLL" dia tena maha-lasa eritreritra be ny zavatra miseho ato amin'ny GTT.
Toa i xxxxxx izay tena hita fa nanaraka foana tanteraka ny baikon'i HL izao dia toa misy mitady hanapotika ihany koa.
Mbola fifandrifin-javatra ihany koa ve sa marim-pototra ilay resaka?
5) Miaraka amin'i Rajemison ve i xxxxxx?
Ny cousin-ko (arema dia tim izy izao) senateur tena mpinamana be sady azo lazaina fa tena akaiky dia akaiky an'i Rajemison. Mpihinana ny manta sy masaka aminy. Ary io no nanontaniako hoe iza no miaraka @ Rajemison amin'ireo TIM.
Tsy i xxxxxx (Vazaha) mihitsy no notenenany. Ary tsy hilaza eto aho hoe iza ny anarana voalazany. Misy fotoana ny zavatra rehetra.
Iza no manana tombo-tsoa handotoana an'i xxxxxx?
6) Mbola tena ny fiverenan'i Ravalomanana ve no tadiavin'ireto miseho ho mpiaro be azy?
Raha dinihina dia izao : toa ataon'ireto miseho ho mpiaro an'i Ravalomanana sy mody mitaky mafy sy miady amin'ny fiverenany any Madagasikara izay rehetra hisian'ny olana tsy hahatanteraka izany.
Jereo impiry izy ireo no mamaha-dalitra ny olona na any Madagasikara na eto Frantsa. Efa resaka nande tao @ ambassade ihany koa aza fa toa nisy vola 20 milliard voland-Ravalomanana no-debloquer hikarakarana ny fiverenany.
Taty aoriana dia nilaza i Ravalomana fa tsy hanome vola intsony satria tsy hita izay nalehany ary ireo mpitarika no tokony hando vola dia haverin'i Ravalomanana rehefa tafaverina izy.
Fanontaniana : 20 milliard ve mety hahavita hanovana hetsika sy fikarakarana ny fiverenan'i Ravalomanana?
Tsy nisy n'inoninona anefa fa dia "ambohijatovo" sy "magro" no vita hatreto.
Nankaiza ireo 20 Milliard? Iza no nitantana an'io? Matahotra ny fiverenan'i Ravalomanana ve izy ireo satria voatery hi-"rendre compte" ka mety hamerina ireo vola ireo?
7) Iza no tena maharesy amin'ny reska Maputo.
- Andry sy ny ekipany
- Ratsiraka sy ny ekipany
- Zafy sy ny ekipany
- Ireo atokisan'i Ravalomanana manana "compte à rendre" amin'ireto vola be izay efa nanjavona sy ireo izay tia tena tsy mijery afa tsy ny tombo-tsoany.
Koa samia isika mieritreritra sy mandinika tsara. Fa raha tena ny fiverenan'i RAVALOMANANA no tadiavitsika dia aoka isika hitandrina mafy amin'ireto
"AMBOA DIHA MIODI-JANAK'ONDY" :-D :-D
tsy novakiko akory fa mankaleo be ny toetranao
sao mba hianao very seza io no amboa dia mitafy odin-janak'ondry e ? ny tapany ihany mantsy no mikobana ary ny tsy manao ihany no be fizahozahoana poakaty ooops
:roll: :roll: :cry: :cry: :-@ :-@ :-@ :-$ :-$ :-$ booooooo!