Fanjakana fôpla: MPANGALATRA SY MPISOLOKY

1. bozyboleta ( 12/08/2009 11:32)
Tsy miafina intsony ry faty sy ny forongony.
Gazety Taratra

Saika haka volan’olona - Fis enin-dahy nosamborin’ny zandary

Polisy roa, zandary roa, miaramila roa miasa ao anatin’ny hery manokana (Fis) no nosamborin’ny zandary teny Ambohitrarahaba, afakomaly hariva. Tratra ambodiomby saika haka volamena sy volan’olona izy ireo. Araka ny vaovao voaangona, tonga tao an-tranon’olona iray, mpanefy volamena teny Antsofonondry ry zalahy. Noterena nanaraka azy ireo ho any amin’ny birao avy eo ny tompon-trano. Nivadika tany amin’ny toerana mangingina teny Ambohitrarahaba anefa izany. Nalaina ny volamenan’ilay olona ary mbola noterena hanome vola nitentina Ar 20 tapitrisa izy. Taorian’ny fifampiresahana no afaka niantso an-telefaonina ny vadiny ilay rangahy ka nampandre ny zandary.

Mitsipaka an-kitsirano ny fiampangana ny Fis izay azo an-telefaonina, omaly. Fandotoana ny anaran’ny hery manokana izany. Saika hisambotra olona mitazona basy an-tsokosoko izy enin-dahy, rehefa nahazo antso an-tariby tamin’ny loharanom-baovao iray. Tsy nipoitra tamin’ny fotoana nifanomezana ity farany ka nanohy samy irery ny asa ny Fis ary nanadihady ilay olona voalaza ho nitazona fitaovam-piadiana. Nalain’ny lehibeny teny amin’ny zandary Betongolo izy enin-dahy, omaly maraina. Nanapa-kevitra ny tsy hamita iraka intsony ny Fis raha tsy iraka goavana mba hialana amin’ny fanosoram-potaka tahaka izao.


Les Nouvelles
Extorsion de fonds - Des éléments de la Fis suspectés

Six éléments de la Force d’intervention spéciale (Fis) dont deux policiers, deux gendarmes et deux militaires, ont été suspectés d’extorsion de fonds. D’après leur patron, les six hommes ont été victimes d’une machination.

Alors que plusieurs zones d’ombres planent encore sur l’affaire impliquant le responsable d’une association, suspecté d’étre à l’origine des tumultes dans la soirée de lundi à Sabotsy Namehana, voilà qu’une autre, beaucoup plus délicate, se manifeste. Elle s’est produite dans la méme soirée, toujours dans la commune de Sabotsy Namehana. Au centre de l’imbroglio, des éléments de la Fis.

De sources concordantes, les six hommes sont arrivés au domicile d’un bijoutier à Antsofinondry aux alentours de 17h. Eu égard à la grande complexité de l’affaire, le conditionnel est ici de rigueur. Sitôt à l’intérieur, ils auraient mis la main sur une certaine quantité d’or avant d’emmener le bijoutier à Andafiavaratra Ambohitrarahaba. Effectivement, les habitants de ce quartier ont affirmé avoir aperçu la voiture de la Fis dans une ruelle, jouxtant la route nationale.

Les six hommes auraient, par la suite, réclamé 20 millions d’ariary. La femme du bijoutier, appelée pour apporter l’argent, a à son tour prévenu la gendarmerie. Depuis, tout s’est déroulé très vite. Outre les gendarmes de la circonscription, des hauts responsables de la gendarmerie se sont également déplacés sur les lieux. L’on sait que les six éléments de la Fis ont été conviés à se rendre à Betongolo pour apporter leur version des faits.

Interrogé au sujet de cette affaire, le commandant Lylison René Urbain a expliqué que ses hommes ont été victimes d’une machination. «Nous avons appris par notre informateur que le bijoutier en question détenait illégalement une arme. Mes hommes se sont rendus sur les lieux. Par contre, l’indicateur ne s’y est pas présenté. Ce qui a obligé mes hommes à prendre une décision. Le bijoutier a été emmené pour enquéte et c’est à partir de là que tout s’est corsé. L’indicateur n’a pas donné signe de vie. Le bijoutier, quant à lui, a maintes fois changé de versions», a expliqué le directeur de la Fis.

Il a également fait savoir qu’afin d’éviter ce genre d’incident, ses éléments ne seront désormais déployés que pour des interventions spéciales.

A en entendre ces versions, force est de constater que trop de non-dits foisonnent dans l’affaire. Une déclaration officielle des responsables s’avère indispensable. En attendant, l’on sait que les six éléments de la Fis ont quitté hier la caserne de Betongolo.
novalian'i fijo ny 14/08/2009 21:05
2. remahity ( 12/08/2009 11:52)
tu peux dire tout sur ce connard de TGV et ses sbires,

on sera toujours d'accord

de toute manière, ce ne sont pas nos dada ni dadabe, encore moins tonton


Mais, raha vao miteny iha hoe: AVERENO DADA (RAVALOMANANA), alors là, on n'est plus copain

plus connard que lui tu meurs (TGV est encore un ange devant )

il me donne envie de vomir, et de chier ce garçon, pareil pour son pote radidy
3. pikatti ( 12/08/2009 11:57)
. Nanapa-kevitra ny tsy hamita iraka intsony ny Fis raha tsy iraka goavana mba hialana amin’ny fanosoram-potaka tahaka izao

Hita hoa ry Bozy fa mpangalatra ray trano daholo reo,manao chantage ndray ny foza ray lavaka :-D :-D
4. bozyboleta ( 12/08/2009 12:33)
Tena mpangalatra sady mpisoloky. Tsy mahalala menatra.

2 herinandro lasa izay nisy mpangalatra tao amin'ny toeram-piasako. Niantso polisy ny mpiambina ary nisy FIS sendra nandalo teo dia ireo no nisambotra ireo mpangalatra. Tratra ny mpangalatra 1.
2 andro taorian'izay dia niverina ny FIS 3 lahy nanao fanamiana niaraka t@ fiara ary dia tsy tahotra tsy henatra nitaky vola tsotra izao. Nolazaina fotsiny hoe raha andoavam-bola ny fisamboran'ny FIS ilay mpangalatra dia anaovy facture fa alohan'ny orinasa. Tena nampiseho fahasosorana ry zareo niala teo.

Ny ampitso ihany dia tonga indray ny 2 fa mody nanao complet dia nitondra fatifatina taratasy fangataham-bola hoe hanaovana asa soa hono. Fa mbola niala maina ihany.
Mihevitra ny olona ho vendrana mihitsy ary dia tsy mahalala menatra fa mitady vola @ fomba rehetra.
Efa maro ny orinasa nataon'ireo an'izao.

Dia hilaza inona amin'io indray ry lylson sy sarla?
5. penguin ( 12/08/2009 14:23)
Tsy maintsy ravaina izy ry boziboleta a. Ny sandry no arantirantiny fa ny saina no miasa izao. Miaramila ve lay mitady karama sy tombotsoa asondrotra sa le miantoka ny famokarana sy fampandrosoana ?
6. bozyboleta ( 12/08/2009 14:32)
Manao lalan-kita-pork fa zatra nomen'ny mpanongam-panjakana vola dia izao efa ritra ny eo an-tanana dia mitady vola @ fomba rehetra.

Ny natao ho tandroka aron'ny vozona indray no mambotry ny fiaraha-monina.
Efa mivadika tokoa ny rasa. Ny manam-basy no te-ho tompon'ny fahefana.
7. Mirananirina ( 12/08/2009 14:32)
tu peux dire tout sur ce connard de TGV et ses sbires,

on sera toujours d'accord

de toute manière, ce ne sont pas nos dada ni dadabe, encore moins tonton
=)) =)) =)) =)) =))
Tratra indray izany ry zalahy.
8. Noue ( 12/08/2009 15:57)
ka ny marina marina hatrany ee ! tratra indray ee ! ka efa tsy maintsy concrétiséna zao ny accord tany Maputo dia misy aloha manararaotra mangalatra alohan'ny>>>>>> :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. bozyboleta ( 12/08/2009 16:51)
Efa tena miparitaka ny faty taorian'i Maputo ka manararaotra faraparany daholo.
Izao koa i complet gris - Andriamahefarisoa Etienne izay filohan'ny fikambanana AV7 (Association des victimes du 070209) voatazona eny @zandary eny Betongolo fa nanaotao foana tany SabNam t@ Alatsinainy alina.
Hisambotra olona hono, nefa tsy polisy tsinontsinona, fa miaraka @ basy sy fiara vaovao tsisy nomerao dia manao loham-boto manapoaka basy.

Miseho eny ihany ny mpamono olona sy ny jiolahy e!
10. Noue ( 12/08/2009 19:29)
bozyboleta:
Efa tena miparitaka ny faty taorian'i Maputo ka manararaotra faraparany daholo.
ary toa tsy henoheno rondefo ??


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. fijo ( 12/08/2009 20:37)
zavatra efa vita koa ny amin'ireo,dia efa sahy misambotra azy izao ny hery hafa.
12. varisy ( 14/08/2009 13:50)
tena fopla mitsy eh jereo fotsiny nanakorontanan-drizareo ny IST tany diego ireny HAT SY CHEF DEREGION DIANA anie tompon'ireny eh tsy fitiavana DG merina fotsin'izao de zaza malagasy an-jatony no mizaka vokany tsy mahavita ny fianarana nody maina
13. fijo ( 14/08/2009 21:05)
ka atao ahoan amoa fa izay no izy rehefa manohan aolona adala ny vahoak ae
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471