misy tanora mbola milay noho i tgv ve ao mada???
1. bazylou
(
13/08/2009 17:44)
midehoa k aalaivo ny fitondrna araha mahay milaza azy ho tia tanidrazazna sy mahery noho i tgv, misehoa , mijoroa di alaivo ny fotondrana raha mahay noho izy e,
:-D :-D
valiny;;; tsy misy aloha hatramin'izaop fa trondro maty manara drenirano daholo :-D :-D :-D :-D
:-D :-D
valiny;;; tsy misy aloha hatramin'izaop fa trondro maty manara drenirano daholo :-D :-D :-D :-D
répondu par xxx le 15/08/2009 21:27
4. Noue
(
13/08/2009 20:18)
tsy hainy matoa izy nametraka fanontaniana kooo ! zany no halehany rehefa mpitsikiko no mba zavatra ataon'io bazylou io eee ! berkkk :-D :-D :-D :-D :-D
6. hery
(
13/08/2009 22:26)
Arakarak'ilay hoe milay aloha :-)
Raha ohatra ka hoe izay jiolahim-boto, izay mahavita mangalatra fahefana no atao hoe milay dia i leiry no toa milay indrindra.
Fa maninona raha fahendrena sy fahamaotinana sy fahaizana no ifaninanana?
Raha ohatra ka hoe izay jiolahim-boto, izay mahavita mangalatra fahefana no atao hoe milay dia i leiry no toa milay indrindra.
Fa maninona raha fahendrena sy fahamaotinana sy fahaizana no ifaninanana?
7. xxx
(
13/08/2009 22:39)
Tsy mba misy hevitra tsaratsara ve rahery eto a@sera 2,tony basse loha tony no mameno page eto,le mba ambony2 niveau re ny hevitra hapidirina a@sisa fa ambany lotra i lo atidoha sa ambany sy lo ny atidohany itony ,esory tany fa ambany lotra ny niveau re rahery ô ,mandany pejy sera2 fotsiny,ny jiolahim-boto filohan'ny jiolahimboto indray no lazainy fa milay ,hasaivo hapetrany ny basy ry maivan-doha fa ny saina no miasa a ,dia eo a@zay no hita zay mahery,manakarama ragidro sy biby olona hanogampanjakana ,ny adala tsy misy fa ny mamondrongony basse loha no betsaka !
8. nancy
(
13/08/2009 22:42)
Indrisy fa dia tena faran'izay dondrona indrindra eto an-tany izany ny malagasy 18 millions amin'i bazy raha i tgv izay tena hita mibaribary fa sady tsy misy fahaizana na kely aza no tsy misy toetra mendrika no lazainy fa milay indrindra .....
Borosio ihany ny soavaly maty ry bazy a....
Borosio ihany ny soavaly maty ry bazy a....
bazylou:
midehoa k aalaivo ny fitondrna araha mahay milaza azy ho tia tanidrazazna sy mahery noho i tgv, misehoa , mijoroa di alaivo ny fotondrana raha mahay noho izy e,
:-D :-D
valiny;;; tsy misy aloha hatramin'izaop fa trondro maty manara drenirano daholo :-D :-D :-D :-D
9. papala
(
14/08/2009 06:06)
ka efa hita zao fa toa tsy mahahetsika daholo ny gasy 20tapitrisa! nefa efa hita zao fa tsy mamely mihintsy io TGVendrana io? sa manao inona izy io?tena :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ ZANY HOE misy tanora milay betsaka eto fa tsy mba misy ''sponsor'' toy ny an'i TGV (FRANTSAY) DE zay no tena mampalahelo, betsaka eto fa tsy mba misy manosika mihintsy!
10. terrywui
(
14/08/2009 15:47)
hoy hery
rah arak'io kozinlery io de lery zany onnn no tena milay fa sady hendry no maotina nobe fahaizana eto amn tanana !! SAINGY tsy any M/car lery no minainaina anzany fa any ITALY mampiady angely !!
Arakarak'ilay hoe milay aloha
Raha ohatra ka hoe izay jiolahim-boto, izay mahavita mangalatra fahefana no atao hoe milay dia i leiry no toa milay indrindra.
Fa maninona raha fahendrena sy fahamaotinana sy fahaizana no ifaninanana?
rah arak'io kozinlery io de lery zany onnn no tena milay fa sady hendry no maotina nobe fahaizana eto amn tanana !! SAINGY tsy any M/car lery no minainaina anzany fa any ITALY mampiady angely !!
11. fijo
(
14/08/2009 20:35)
dia elahy izany angely ko inona no olan abe fa dia angely mamporisika tgv izany e
12. bazylou
(
15/08/2009 17:29)
dia sahy mialaza ianareo fa i tgv no vendrana indrindra nefa izy no mitondra ny fae$hefana ao mada, izy no manana " COUILLES" ngeza noho ireo 20 tapitrisa ambinyh , mpanaraka trondro maty andrano, beeeurkk vive tgv :-D :-D
13. pikatti
(
15/08/2009 17:46)
Ny mahavendrana azy de ny couilles no misaina fa tsy ny ati-doha ,zany ve tsy azon'elah ry bazyl,elah ty zany koa toa nandra klé
14. xxx
(
15/08/2009 21:27)
Miombon-kevitra amin'i " papala " aho , maro ny tanora mahay sy manja ary sady taviny no volony, sady olon-kendry no olo-manga no sady mamim-bahoaka ao Gasiakra saingy tsy misy mpanohana. Ny tena mahay sy hendry rahateo tsy hisehoseho tahaka an'io fa mipirimpirina.
Raha i Andry io de izay olona mbola hateraka no tokony hifaninana aminy.
"Mialasakana mandrak'antitra".
