Tsy hain'ny tribonaly gasy ny mampihatra ny sata Maputo!

1. ketaka67 ( 13/08/2009 13:43)
"Nomarihiny aza fa efa eo am-pelatanan’ny tomponandraikitra farany afaka manao ny taratasy ny raharaha saingy mbola milaza hanontany ny hevitry ny tomponandraikitra ao amin’ny fitondrana ity farany. Raha ny fanamafisan’Ing. Edem Kodjo, avy amin’ny GIC, koa anefa dia tokony havoaka faran’izay haingana ireto mpomba an-dRavalomanana nogadrain’ny HAT ireto."

Problema: aiza ny séparations des pouvoirs ao Dago? :o
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:37
2. Noue ( 13/08/2009 17:30)
be izay raharaha zay tsy hain'ny tribonaly ny manapaka azy ! asa re nahoana ?? incompétence ve sa misy olona ao ambadika ao ??
3. bazylou ( 13/08/2009 17:42)
misehoa ary midira ary izay miseho azy ho mahay mampiatra hojerena e, aza eo no be vavbaamin'ny tsy antony eo fotsiny :-D :-D :-D beurkkkkk
4. Noue ( 13/08/2009 18:06)
miandrasa kely aloha fa ho avy ry zareo rehefa vita ny fizarana ny gatô ee
5. fijo ( 13/08/2009 20:00)
ketaka,an,raha ny avy any maputo no hapiarana ny lalana dia tsy mety fa mikatso ao isika;
iny charte maputo iny dia nivoak anyaradalana,satria fifanarahana politika iny.ka rah any fampiharana azy,dia tsy mila lalana loatra fa vao miha manasarotra zavatra
6. ketaka67 ( 14/08/2009 10:09)
fijo:

ketaka,an,raha ny avy any maputo no hapiarana ny lalana dia tsy mety fa mikatso ao isika;
iny charte maputo iny dia nivoak anyaradalana,satria fifanarahana politika iny.ka rah any fampiharana azy,dia tsy mila lalana loatra fa vao miha manasarotra zavatra


tehanasarojavatra anie nefa efa mazava fa avaoka avy hatrany ka inona no hieràna??
:o !!! tsy azoko ilay fandehan-javatra! tsy aleo ve votaina sy borkena izay azo borkena fa mitombo ihany ny olana! asa aloha é!
7. fijo ( 14/08/2009 20:37)
ny olan afotsiny dia misy ambadika le fampiharana,izay indray aloh atsy hanomezako tsiny ny tgv,fa fomba fiady iny,fa rehefa voatery eo koa ve mo ary zalahy tsy hiova ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0438