Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
itaramasoandro ( 16/08/2009 04:29)
toa tojo valiny
iray volana lasa izay no naneho antso teto @ ity takelaka ity aho, toy ny malagasy maro ka nanao hoe: [quote] rahoviana no hisy olona, hiaiky ampanatrehan-tena fa diso lalàna ny nosy ka ampy izay... tohiny
Frv ( 16/08/2009 02:10)
Inona no fomba ho entina miady manoloana ny
Misaotra anareo zay afaka mampianatra na manome torohevitra aho momba ny olana misy eo @ Pc izay ampiasako fa tsy misokatra malaky ilay izy fa lasa miadana be, 15 na eo @ 20mn vao mandeha, Windows XP... tohiny
xxx ( 15/08/2009 23:45)
raha hijery hatsikana ianareo dia tsidiho ny dinika politika
=)) =)) =)) =)) =)) ka hatrany amboalohany ka hatrany aminy farany komika be daholo no hita ato =D> =D> =D> =D> =D> Gratuit =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/08/2009 10:10
Samoana ( 15/08/2009 19:48)
Fandresena Kanetibe
Niaiky ny fahaizan-dRamalagasy mihintsy ny tao Millau (akaikin'i Montpellier) http://www.boulistenaute.com/modules/news/article.php?storyid=12129... tohiny
pikatti ( 15/08/2009 18:02)
Mahafinaritra le mampanao hatsikana ny tgv fopla hono e
Mampmé ndray le zanaka capsat ato fa mitaraina sahady klé,ao fa ataoko moramora lesy a :wink: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 07:58
ouiandry ( 15/08/2009 17:57)
o ry pokatti a, elah no midira fa aza mapirisika
jereo fa vo treromina njay mandé fotsiny le rajako sy TEGEVE faupla d mipitsika d elah anefa milaza fa hihinana pop-corn, tandremo fa sao d ho gaver-na katsamanta elah vo tsy halevokanina eo an, sa m... tohiny
novalian'i ouiandry ny 27/08/2009 07:29
Rajakoo ( 15/08/2009 17:37)
Hataonay minàna @ zay tony tgv tony
Efa ela no nandefera zay fa aleo hampiriatinay ireto tgv ireto rehefa tsy mahya mizara seza :twisted: :twisted: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:24
bazylou ( 15/08/2009 17:31)
tsy misy tanora gasy manana "couilles"
mihoatran'i tgv ao mada, ary raha atao ary hoe misy izany, mbola trondro maty izy izao ,mpanaraka fotsiny fatsy sahy mijoro , ary manao baomba fopla aza no hainy aloha hatreto, :-D :-D vive tgv... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:12
TEGEVE ( 15/08/2009 16:40)
MAHAMENATRA TANTERAKA NY TGV FOPLA SERASERA
Anaka isany, Nataoko ny tsy hiteny saingy diso tafahoatra ny adalana ataon'i tony milaza azy fa tgv saingy mandoto sy manalabaraka ny tena tgv!!! tsy mila anao izahay andrywui =ouiandry=terryoui=hall... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 17/08/2009 11:08
ouiandry ( 15/08/2009 15:15)
fijo eo less mba fenoy kely @ le fehezan-teny an2 ny pejy a!
fa hon'oa lity ry fijo elah angaha lity tsy d avanana lotra @ fanoratana fa to refa mba mamaly hevitra eto elah sy Mirananirina d fara fabetsany fehezanteny roa kanefa toa andraisanlisany anjara dahol... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 20:54
rajy ( 15/08/2009 10:50)
firy ary ô ! ?
Aza mbola valiana fa izay ankizy indrindra ao aloha asaina mamaly izay vao ny lehibe. - nande teny @ lalana iray ity ranamana ity ka nahita mpivarotra amalona, dia hoy izy nitantara taminay: olona t... tohiny
rhina ( 15/08/2009 10:01)
Ny fanondranana rano avy eto mada makany...?
Mba fantatsika moa fa manimba tontolo iainana io fanondranana rano io? betsaka ny fikambanana miaro ny tontolo iainana no efa nanao fietsiketsehana momba an'io. Zaingy mbola tsy hita marina izay ma... tohiny
novalian'i Ratoa ny 04/11/2009 22:57
terrywui ( 15/08/2009 09:26)
Mila miaramila ve ry "ara-dalana"? may endimboanjo annn
mba hividy bodega koa hono ny tim ee ! efa misy kozy ko ane ao amn BASE BANI ao oe andao alaina ny S n'ireto "ara-dalana" reto de ampesonina any reo ee !! zavatra kely hery reo ve ahavita hitaky ny vo... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 21:16
Noue ( 15/08/2009 08:10)
Aiza ny komentera ny interview ee ?
Mba hasio komentera kely oe ilay inreview ee ! ity zao aloha misy iray. [size=70][color=blue][b]Soirée politique intéressante sur l’audiovisuel malgache hier soir. Mais l’évènement le plus ... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:20
endrika01 ( 15/08/2009 06:11)
ZAO VE NO ATAO HOE: FINOANOAM-POANA!
Raha [b] sakanana Goaika tokana,dia mety tsy ahita zay tadiavina,na tsy manjary zay dia saika aleha [/b] misy koa [b] raha tafitohina tsy niniana ,dia mety tsy ahita zay tadiavina,na tsy manjary zay a... tohiny
xxx ( 15/08/2009 06:08)
Grave le fitiavana!!!!
bonjour dôly, sendra sipa kely za nifanerasera tamiko teto @ tchat efa ho dimy taona lasa zay, ny grave d zay roa mifankatia be fa tsy afaka miaraka na oe mivady satria za efa manambady, izy any dago... tohiny
novalian'i rhina ny 11/09/2009 06:48
Lyra ( 14/08/2009 22:24)
manolo anarana pc
atao ahoana ny mamafa ny anaran'ny tompony voaloany any ilay kompiotera ao @ windows vista ? efa nataoko daholo ny manolo azy hatrany @ bdr fa tsy mitsahatra manome c:user"anarana_taloha" :lol: ... tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:07
ouiandry ( 14/08/2009 17:54)
miasa mafy ny TIM mba ahafahana mividy ny miaramila
Rehefa nolazain'i Ratsiraka i Ravalomanana fa tsy hoeken'ny Malagasy mandrakizay izany hoe hisy vahiny hotonga eto Madagasikara ka hirongo basy d miezaka mafy ry zareo aminzao hividy ny miaramila! Ny... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 17/08/2009 11:05
niryna ( 14/08/2009 16:52)
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy? If God is invisible,how can we know he is around us? Ahoana no azavanao izany amin'ny olona? misaotra mialoha (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 16:29
terrywui ( 14/08/2009 16:10)
Reo no tena miaramila miaro fanjakana aminy Ravalo aa !!
Tokony mba toy izao fanofanan'ny TGV ny miaramila toy izao no nampanaovana formation n'ny miaramila tamin Ravalomanana fa tsy niavonavonana sy nanaovana taimbava foana isakizay mba mangataka ry lerony... tohiny
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7606