tsy misy tanora gasy manana "couilles"
1. bazylou
(
15/08/2009 17:31)
mihoatran'i tgv ao mada, ary raha atao ary hoe misy izany, mbola trondro maty izy izao ,mpanaraka fotsiny fatsy sahy mijoro , ary manao baomba fopla aza no hainy aloha hatreto, :-D :-D vive tgv
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:12
2. Mirananirina
(
15/08/2009 17:45)
Manana vola anaovana baomba ve izy ry bazy tsy hoanina an.Ao atao hoe
mbola trondro maty izyfa tgv trondro maina(la morue).
3. pikatti
(
15/08/2009 17:47)
Ka ny couilles zany ny azy no misaina fa tsy ny ati-doha ,zany no maha nandra azy ,fa elah ty zany koa toa tsy misaina klé :-D :-D
6. dadabe
(
16/08/2009 07:49)
kay le na atsy na aty na ry misy kombaka madinika izany foana kle
..aleo maka pilasy d mihinana pop corn kle :roll:
..aleo maka pilasy d mihinana pop corn kle :roll:
7. pikatti
(
16/08/2009 09:58)
aleo maka pilasy d mihinana pop corn kleok less dadabe,makà enao toerana tsara fa omeko lesona tsara nedala io fa mpanompa mpisera loatra eto mantsy,fantany tsara fa raha taim-bava samy mahay fa raha atao resaka milamm de milamm kah ;-)
8. bazylou
(
17/08/2009 15:02)
tsy miexiste hoaho ny tanora gasy sahy ohatran'dry tgv, specimen rare ireny fa tsy ohatran'ireo trondro maty isany,beuurrkk :-D :-D
9. pikatti
(
17/08/2009 22:12)
specimen rare en voie de disparutionreny less a,efa ho FATY,tsisy manohana raha tsy reo zefa ndrindra na ny capsat ty aza efa miala :-P
