Hataonay minà na @ zay tony tgv tony
1. Rajakoo
(
15/08/2009 17:37)
Efa ela no nandefera zay fa aleo hampiriatinay ireto tgv ireto rehefa tsy mahya mizara seza :twisted: :twisted:
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:24
2. pikatti
(
15/08/2009 17:38)
Ataovy mahamay any lesy refa zay no tian'elah a,zay tsy miraharaha :-D
3. bazylou
(
15/08/2009 17:39)
aqlefaso ary hoe hojerena , ianareo izao no resy hatreto, tsy ampy tsony ny volan'i le8 , dia mimenomenona sy baomba no ady eo, neurrrkk :-D
4. Mirananirina
(
15/08/2009 17:41)
Efa ela no nandefera zay fa aleo hampiriatinay ireto tgv ireto rehefa tsy mahya mizara seza
Ataovy mahamay any lesy refa zay no tian'elah a,zay tsy miraharahaizaho aloha efa vonona ny hanao miaramila mihitsy izao sa efa tara aho ry Pikatti?
5. ouiandry
(
15/08/2009 17:42)
miresaka njay le rajako mpilelaka ny divon'i Ravalomanana ao afrika atsimo ao an, d faly ery le pokatti satria efa petsa ka zara aza mahita an'ity rajako ty hanao ny sale boulot!
7. pikatti
(
15/08/2009 17:43)
Aza mbola hapoaka aloha bainn a, aleo hipoaka koa ny an'i andrywui :-D :-D
8. ouiandry
(
15/08/2009 17:58)
ka elah ary zao nentin'ny rivotra nanindina fa pokatti maivana lotra klé :-D :-D :-D :-D
12. ouiandry
(
15/08/2009 18:40)
pikatti:
mahareta kely less fa efa ho vita a :}
na inn kou less hiantra na inn kindona d io ouiandry io tsy mialà aminlah fa ny fianakam's-nay tsy matahotra anlisany zany ary aleo mintsy hoavy fa zah njay tsy mialà eto fa tsy mpisolelaka zah no sady tsy mpanompo oul noizany d tsy misy atahorako izay hoa vy ry lety é!
13. xxx
(
15/08/2009 19:11)
ouiandry:
pikatti:
mahareta kely less fa efa ho vita a :}
na inn kou less hiantra na inn kindona d io ouiandry io tsy mialà aminlah fa ny fianakam's-nay tsy matahotra anlisany zany ary aleo mintsy hoavy fa zah njay tsy mialà eto fa tsy mpisolelaka zah no sady tsy mpanompo oul noizany d tsy misy atahorako izay hoa vy ry lety é!
Hendre @zay re ry ouiandry fa efa olondehibe ô! aza manao sainjaza intsony
14. Rajakoo
(
15/08/2009 20:43)
Hendre @zay re ry ouiandry fa efa olondehibe ô! aza manao sainjaza intsony
Akôrinao zay ouiandry ,anao zanako ty aza miady @ pikatti,
pikatti mitsinjaka anô mahôla ataony :*
16. ouiandry
(
16/08/2009 03:22)
pikatti:
Akôrinao zay ouiandry ,anao zanako
aoka lesy rajako a,nareo koa anie manisy sira é,ha ha ha
jereo njay fa mifananatra ny zanaka makorela satria tsy mitovy ny sainy fa samyhafa ray
17. pikatti
(
16/08/2009 09:42)
mifananatra ny zanaka makorela
mahavariana zany fa elah anie no mitomany fa hoe zanaka miaramila ,de eo io dadan'elah io lazan'elah fa tsy io ndray sa menatra beuuuu fa mac kay le rajako ,ao fa entre antsika io fa tsy lazaiko an'ol lesy fa hoe nopehan'i rajako ny bôfin'elah a ;-) :-D :-D
18. ouiandry
(
17/08/2009 05:43)
pikatti:
ao fa entre antsika io fa tsy lazaiko an'ol lesy fa hoe nopehan'i rajako ny bôfin'elah a ;-) :-D :-D
o lity ry pokatti a, kiso gasy maintykely angaha rajakoo ka afaka nihanika an'i bofinlah t@ izy dimy taona :-D :-D :-D :-D :-D sa efa lahiantitra tsisy atao ka eto no milalao katala irery mamisavisa ny taloha :-D :-D :-D :-D ny antony d tsotra tsy mety hodada mintsy nedala satria mety ho folotaona ny elanela taona misy aminay raha ny tokony hoizy, raha toa ndray moa nedala efa nahazoazo taona d ozy zah hoe lahiantitra tsy mahay miaina zany le rajakoo iny ka ny ankondro no tsara hoaniny!!!
19. Rajakoo
(
17/08/2009 10:59)
lahiantitra tsy mahay miaina zany le rajakoo iny ka ny ankondro no tsara hoaniny!!!zaza tsy manjary maty anô ty ,nagnenenako ndreky nametry anô ty ouiandry,mitôvy lôha @ mamanao
20. pimaso
(
17/08/2009 14:41)
mifankatiava @ izay e!
je m'aputo
tu t'aputes
il s'apute
nous s'aputons
vous s'aputez
ils s'aputent
je m'aputo
tu t'aputes
il s'apute
nous s'aputons
vous s'aputez
ils s'aputent
