Mila miaramila ve ry "ara-dalana"? may endimboanjo annn

1. terrywui ( 15/08/2009 09:26)
mba hividy bodega koa hono ny tim ee ! efa misy kozy ko ane ao amn BASE BANI ao oe andao alaina ny S n'ireto "ara-dalana" reto de ampesonina any reo ee !! zavatra kely hery reo ve ahavita hitaky ny volany eo,, mitapy kou!! satri BANI hono no tetehandry lerony hovidiana !! ny tsy fantany de ny hoe:""ny beret rouge anie ka formation iray amin'ny Batak sy Rfi sy RM1 ihany taloha e!! nisy famindrana promotion matetika entre 1992 à 2000 izany hoe zanaky ny BANI sy BANA iany zany reo, rahalahy iray iany satri avy tao iany anie no nipoitra ny Berets rouge e! ry zalah berets rouge taloha anie promotion BANI ee!! fa ny taty aoriana vao samy nijannn tam tobiny daholo"" de hiesona soamantsara eo ndray reto zanaky dada vesaka be reto !! ngah ataotao foana zan oe hividy miaramila zany ! torohevitra kely ho an'ny TIM ty !! rah te hividy miaramila laisany de ny Toby miaramila ao ANDROVA Mahajanga "hono" no manokana,ts de mifangaroharo afatsy zay lasa niakatra aty a Tana, ka reo no azo hidirana,!!any nareo raha hividy !! ! ha ha ha ha !! na manofàna mihitsy ee!! ireny TIM bedebe nadroba sy nandorondoro teo reny atsoina hanao miaramila !! ha ha ha!!
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 21:16
2. eh ( 15/08/2009 10:01)
Mividy inona é!! ianareo no efa zatra mpividy !!! vidiana daholo izao rehetra izao fa tsy mba misy zavatra mandeha amin'ny fahamarinana mihintsy!!! izany fitiavana tanindrazana izany moa dia tena alavitry ny afo ny kitay!! misy farany ireo miaramila ireo fa tsy mila vidiana izany!! miaraka hahita eo isika é!! aza maika wa!! tsy izay mahay vava rehetra izao akory no atao hoe maharesy!!! olona niteraka sy manana taranaka daholo isika ka samy ho tsarain'ny tantara ... 8)
3. xxx ( 15/08/2009 10:17)
Na BANI NA BANA na BANDI NA AKOLAHA FATAKA tsy misy ilaina miaramila gasy,inona no zava tsoa nentin'ireo t@ firenena malagasy
4. xxx ( 15/08/2009 12:33)
LANY ANDRO AMIN'io tery oui tery saina io enareo ,havelao izy hiteny irery eo,jereo fa hapotrany tsikelikely ny secret-ny @maha olona voavidy azy ,nefa ange karama vary masaka no mba azony é,dia raha misy fanampiny kely dia hividianany toaka ,dia izy io manao resa-toaka io, tery saina io le anisan'ny olona teo @100 niaraka ta@tgvendrana teny @13mai le karamaina hivovo raha izay ve no hihinany ndao havela ny helony fa tsy fantany izay hataony! TSY MILA MIARAMILA NY TIM ary raha te hividy izy efa nahavidy hatra@izay fa olona mihaja ry zareo fa tsy lohan-toaka ohatranao ,tsipazana vary fotsy na omena taola-maina dia wawawawa ritsk,enao no hataon'olona tohatra fiakarana eo,mba taitra fa aza katry lava eo é! efa andron'ny mazava izao fa mifohaza !
5. pikatti ( 15/08/2009 16:56)
LANY ANDRO AMIN'io tery oui tery saina io enareo ,havelao izy hiteny irery eo,jereo fa hapotrany tsikelikely ny secret-ny @maha olona voavidy azy

petsa week end manomboka sahady le aka ty :-D :-D
6. xxx ( 15/08/2009 17:30)
t@ 5h30 maraina io dia efa teto, avelao marina hiteny irery eo
7. pikatti ( 15/08/2009 17:34)
Be wawawa eto lery refa tsy hatrehina ,tena adim-poza marina ,aleo hirediredy eo :-D :-D :-D
8. zoam ( 15/08/2009 19:10)
tsy mila miaramila izany lesy e,maputo1 efa nampisavoritaka ny foza ohatran'io vao maika maputo2 angamba dia be ny hitapy eto marina e,
9. pikatti ( 15/08/2009 21:16)
zoam >zao marina aza ry tgv de efa mivadika ati-doha koa mbola inona ndray no tadiaviana ,io aloha hatreho ny Maputo de aleo zay hijery raha mahay mifandamina ianareo mpitondra rah mba misaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1119