MAHAMENATRA TANTERAKA NY TGV FOPLA SERASERA
1. TEGEVE
(
15/08/2009 16:40)
Anaka isany,
Nataoko ny tsy hiteny saingy diso tafahoatra ny adalana ataon'i tony milaza azy fa tgv saingy mandoto sy manalabaraka ny tena tgv!!! tsy mila anao izahay andrywui =ouiandry=terryoui=halloween olona adala tsy ilaina
(l) (l)

novalian'i Rajakoo ny 17/08/2009 11:08
3. pikatti
(
15/08/2009 16:46)
Misy misaina ihany ny sasany ato kah i rapaty zao mba efa tonga saina i essera koa,fa ty elah ty toa midelira ,fa nataon'ny capsat inona tany ndray ny bôfin'elah klé :-D
4. zoam
(
15/08/2009 16:48)
tsy hita insony izy ity resaka politika no resahana et nefa lasa fanenjehana rano iray be izao
5. pikatti
(
15/08/2009 16:48)
xxx1 tgv tsy fanatika reny fa mamely koa io refa manao ny tsy mety ry tgv=capsat tony :-*
6. ouiandry
(
15/08/2009 17:36)
TEGEVE:
Anaka isany,
Nataoko ny tsy hiteny saingy diso tafahoatra ny adalana ataon'i tony milaza azy fa tgv saingy mandoto sy manalabaraka ny tena tgv!!! tsy mila anao izahay andrywui =ouiandry=terryoui=halloween olona adala tsy ilaina
(l) (l)
elah no tena mandoto anay eto!!! efa fantantrin'ny fianakam's zany, d le pokatti mou ts lazaina tsony, refa petsa ny GTT sy TIM ka tsy mahita lazaina tsony d mody avoka avy any le taupe TEGEVE, elah oa tsy mahavoanay jereo fa ny mpiandryvavady aza tsy sah tsony @ le PS-ny iny fa miafona klé!!!
=)) =)) =)) :-$
7. pikatti
(
15/08/2009 17:41)
refa petsa ny GTT sy TIM ka tsy mahita lazaina tsony d mody avoka avy any le taupe TEGEVE,
TEGEVE ataovy mahamay ao lessy refa te hanao ao a!!!
aleo zah hinana pop corn :-D :-D
9. pikatti
(
15/08/2009 17:52)
slt mirana,voahendy tato ndray i wiwi ,sitrapo ny azy fa aleo anaovan-dry zalahy ao :-* :-* :-*
10. ouiandry
(
15/08/2009 18:00)
lisany zao no mitsoka satria maivana lotra fa pokatti klé!!! :-D :-D :-D :-D
11. pikatti
(
15/08/2009 18:04)
hay ve hivoka tao ihany ,elah ty mantsy raha tsy rangitina tsy hiseho eo mintsy :-D :-D :-D
12. ouiandry
(
15/08/2009 18:42)
pikatti:
hay ve hivoka tao ihany ,elah ty mantsy raha tsy rangitina tsy hiseho eo mintsy :-D :-D :-D
zay less eto fona ary tsy miala eto zany zahay jereo fa na ny mpiandryvavdy aza tonga d nitsinay @ kozy mahintsy tsy mibilaka fa tonga d niala ilany!
13. xxx
(
15/08/2009 19:16)
ouiandry:
pikatti:
hay ve hivoka tao ihany ,elah ty mantsy raha tsy rangitina tsy hiseho eo mintsy :-D :-D :-D
zay less eto fona ary tsy miala eto zany zahay jereo fa na ny mpiandryvavdy aza tonga d nitsinay @ kozy mahintsy tsy mibilaka fa tonga d niala ilany!
tsy mety mihitsy i ouioui raha tsy miady kely aloha, anafarako yaourth vitan' ny malagasy ve?
14. Rajakoo
(
15/08/2009 20:41)
tsy mety mihitsy i ouioui raha tsy miady kely aloha, anafarako yaourth vitan' ny malagasy ve?
Nangaho hoditr'akondro t@ nakahy teo lahôl igny,zaho ndreky nivolagnigny fa tsy babany,ôl mahôla tsisy karaha izy ,zanako anaô ouiandry ,zaho nagnolagna mamanao :*
15. pikatti
(
15/08/2009 20:58)
Sao de afaka lazin'i rajako ny fomba nahatonga an'io ouiandry io adaladala aloha é,tsy hidirako aloha zany fa anareo any fa mba resaka fotsiny iny ;-)
Nareo dadany azy ty ,tsy miraharaha zay zanakareo kou,hataonay inona io :-D :-D
Nareo dadany azy ty ,tsy miraharaha zay zanakareo kou,hataonay inona io :-D :-D
16. TEGEVE
(
16/08/2009 22:23)
refa petsa ny GTT sy TIM ka tsy mahita lazaina tsony d mody avoka avy any le taupe TEGEVE,
Anaka,ilaina ny taupe ary fitiavan-tanindrazana no hilazako anareo etoana ny volavola ratsy izay kobonin'ireo izay milaza azy ireo fa hampandroso an'i Madagasikara,na miankina @aiko aza izany dia hataoko,diniho fa betsaka ny sain-dratsy tato @ foibe tato no voasoroka,anisan'izany ny hamonoana ara-batana ny mpitolona eny Ankorondrano sy ny PM Manandafy
(l) (l)
17. ouiandry
(
17/08/2009 10:40)
pikatti:
Sao de afaka lazin'i rajako ny fomba nahatonga an'io ouiandry io adaladala aloha é,tsy hidirako aloha zany fa anareo any fa mba resaka fotsiny iny ;-)
Nareo dadany azy ty ,tsy miraharaha zay zanakareo kou,hataonay inona io :-D :-D
reto tena anti-dahy mpisolelaka mafoka, aiza ka olona anankiroa tsy mahavita mampitsoka an'i ouiandry, jereo fa ny fanakam's TGV100% tsisy fangarony anefa tsisy miditra satria matoky valeranazy, mahatoky an'i ouiandry @ mahamafy loha anazy :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
18. Rajakoo
(
17/08/2009 11:08)
jereo fa ny fanakam's TGV100% tsisy fangarony
ôl mahôla anao ty zanako ,efa tsisy ôl 100% tgv zô!anô io karah tgv fopla drako o