Aza mbola valiana fa izay ankizy indrindra ao aloha asaina mamaly izay vao ny lehibe.
- nande teny @ lalana iray ity ranamana ity ka nahita mpivarotra amalona, dia hoy izy nitantara taminay: olona telo hoy izy no nivarotra amalona,ny olona iray dia nitazona telo avy fa ny iray no nitazona iray, firy zany ny amalona rehetra?
Samy mahay daholo fa ho an'ny ankizy io fanontaniana io an.