Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
21/08/2009 13:22)
Asa...
Inona no asa tsy mandreraka e?????
Izay olona avy miasa rehetra n'inona asa ataony dia tsy maintsy mitaraina gôdraka be daholo rehefa tonga ao an-trano ao ?
Izaho mba te hahalala hoe inona no asa t...
tohiny
novalian'i ni81 ny 26/08/2009 13:01
fidinirina
(
21/08/2009 12:49)
Tsara sady Marina ny tenin'Andriamanitra
Tsara sady Marina ny tenin’Andriamanitra
[b]I Timoty 4:4-5[/b] [color=blue]Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa[/color], ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny f...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2009 05:23
MonamiPierro
(
21/08/2009 10:03)
Fanadihadiana : Iza no ho Filohan'ny Tetezamita vaovao
Fanadihadiana : Iza no ho Filohan'ny Tetezamita vaovao
http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=40...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 22/08/2009 14:57
rzakarivola
(
21/08/2009 07:49)
Famelan-keloka ... @ fomba ahoana?
Voalaza atsy ambadika fa tsy maintsy mamela ny heloky ny hafa rehetra izay vao mahazo famelan-keloka ny tena.
Samy nahatsapa angamba ny rehetra fa nisy ny heloka hay ny nandefitra taminy, nisy ny hay...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 08/09/2009 18:07
dadabe
(
21/08/2009 07:41)
ireo namako taloha ?
diamondra27 ? sasa ? mamzelkely ? fasaly :wink: ? fanaina ? yonikafopl? :( :@ :snif: malahelo zah kle :@ sonwin ..mifenty aiza daholo less laisany a? hai i fijo mbola norma be ao kle ...
tohiny
novalian'i sasa ny 12/03/2010 12:41
vale
(
20/08/2009 22:12)
SOS cheuveux abîmés!!
Mba mila vonjy aminareo izay mba mety manana toro-hevitra hitsaboana volo fa simba be ny loham-boloko, maina be ary forehatra be mihintsy. Ny mba angatahako izany dia fomba hafa ankoatry ny fampiasain...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 22/09/2009 20:28
vitamatavy
(
20/08/2009 20:38)
iza no ekentsia ho president ny trasition
sondage dia mazotoa mifidy e
http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=30...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 04:00
bazylou
(
20/08/2009 18:45)
MAdagasikara
lay firenena mivara lila , tsy misy lohany tsy misy vodiny , ary mihanahana sy ady varotra lava izao sisa no atao, tsy aleo atao prezda daholo ny gasy 20.000.000 dia vita; :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:20
ravakamalala
(
20/08/2009 14:32)
fanomezana taova
voararan ny fivavahana ve ny fanomezana taova , na mbola velona na rehefa maty?
...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2009 15:40
daryprod
(
20/08/2009 11:53)
Sao dia misy mahafantatra resaka Paypal
Aôna kay no fomba hidirana amin'ny compte paypal, de inona avy ny condition arahina amin'izany.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i LibrePenseur ny 05/10/2009 14:02
mion
(
20/08/2009 08:14)
vehivavy mitantara ny sipany talou, maha ambany moral mintsy
Fa inn no tena mba itiavan'ny vhv mitantara ny prouesse-n'ny sipany talou e? mandeha daholo oe sady taviny no volony le sipany farany, sady be entana no matanjaka, espèce rare, saiky tsy hisaraka fa ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/08/2009 11:49
rzakarivola
(
20/08/2009 07:20)
Masina Maria renin' Andriamanitra
Hevitra voatsipy tao @ ilay hoe "Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa" izy ity, kanefa somary adihevitra hafa moa efa lava loatra iny dia naleoko eto no tohizana.
[quote=ari.malala]ny zava tsy hay aza ...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 08/12/2010 07:14
xxx
(
20/08/2009 07:06)
Ligne de grossesse
Depuis combien de mois an le grossesse kay vo misy an reny ligne de grossesse am kibo reny ?
Fa ty no tena olako :6 na 8 Aout zany za no tokony tonga ny red2 , nefa tam ty ny alin'ny 3 Aout de nis ke...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 24/08/2009 11:57
ravatorano
(
20/08/2009 05:15)
mendrika apetraka amin'ny livre des record guiness !
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=9523:fort-soupcon-sur-deux-membres-de-la-federation&catid=37:sport-madagascar&Itemid=56
dia tena mamohehetra sy mampalahelo ary m...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 20/10/2009 22:19
sitlo
(
20/08/2009 05:13)
youtube
Tsy mba efa tokony ampakarina kely amin'izay ve ny lafiny teknika ry mpikarakara? Efa mba ho folo taona ihany nefa ny endriny foana no tena miova fa tsy ny zava-bitany.
Ankohatra ny avatar moa izany....
tohiny
novalian'i sitlo ny 10/09/2009 02:33
milamm
(
19/08/2009 22:25)
Hivalona ho tantara ty HAT ty ?
kizo lalina vokatry ny fanonganam-panjakana 07/02/09 dia mila vahaolana faingana ny firenena satria ao anaty ny fiahiny vondrona iraisam-pirenena isika izao/sous prectorat de la Communaute Internatio...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 04:10
raozigasy
(
19/08/2009 20:57)
Fankalazana ny faha FOLO TAONA SERASERA
Ho Fankalazana ny faha FOLO TAONAn'ny SERASERA dia hisy fikoranana lehibe atao aty Paris ao amin'ny 03 rue de la Tombe Issoire , ny zoma alina 02 oktobra 2009 manomboka amin'ny 21.30 ka hatramin'ny as...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/11/2009 07:41
xxx
(
19/08/2009 18:06)
Mankaleo be ny dinika ato @ politika
Tena mankaleo be ny dinika ato @ politika. Tena tsy misy hidiran'ny politika intsony fa lasa resaka tsy manjary....
tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:34
benkintana
(
19/08/2009 16:33)
Handihizan-draPikatti le halloween
tantara BD sisa ny ato,le kely foana hotran'ny dessins animés reny foana no manala ato =D> ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 03:54
halloween
(
19/08/2009 16:27)
raikitra ry zareo ny an'i le mpametaka afisy sy ouiandry a!
jereo angeh ny resakiry zareo é, samy makafy be anle resaka ry zareo, jereo fa tsisy miala mintsy izy roa, d efa tsy hoela zany d ahazo vaovao isika na marina na lainga ny filazana fa lam séebai le ...
tohiny
novalian'i ouiandry ny 28/08/2009 09:12
