Ligne de grossesse

1. xxx ( 20/08/2009 07:06)
Depuis combien de mois an le grossesse kay vo misy an reny ligne de grossesse am kibo reny ?
Fa ty no tena olako :6 na 8 Aout zany za no tokony tonga ny red2 , nefa tam ty ny alin'ny 3 Aout de nis kely ary le 5 Aout defa tsy de nis , sad tsy otran 'ny pure sang le izy fa otran ny couleur hafa zany . Nefa ny red2 ko 5 à 6jours fona , mety hoe enceinte ve za ?Zay kou manao RS non protegé fona ,za tsy sahy manao test de grossesse.Sa hiandry mois prochain ndray de tena ra tsy tonga amin'io vo tena mety woe enceinte zà na mande doc ?
Le 6 Aout zay nanao RS (desolé pr le details),D zao a otran 'ny mi sentir haf2 zany ny vatako , sein un peu gonflé , de mis fatigue kou.N.B fa za mbola tsy niteraka.

2. xxx ( 20/08/2009 07:14)
de le woe brulure de l ' estomac ve otran 'ny woe nona fona eh ? Za manko otran ' ny nona fona zany il y 2 semaine ka hatram zao .
De misaotra anareo mamaly .
3. ari.malala ( 20/08/2009 07:20)
Tsy azoko, 06/08 no tokony ho tonga fotoana enao, nefa io 06/08 io no nanao rapport? Ny tena vahaolana aloa d ny fanaovana test de grossesse e! izay iany! ny olona tsy afaka haminany hoe bevoka enao na tsia. Ny miandry volana manaraka izany v ts mandrimandry manan-draharaha? :) ny momba ilay brulure d'estomac ndray d maloiloy te handoha foana. Misy fotoana tena mandoha, misy fotoana ts mahalasa i'nin fa maloiloy ftsn.
4. mion ( 20/08/2009 07:27)
Misy signe de grossesse très precoce miseho @ tanana,
Ny ligne de grossesse @ kibo de tsy miseho raha tsy efa manomboka avo ny uterus (24 cm + ou moins 4) hono.

rah aarak'ireo symptôme nolazainao ireo dia possible nipetraka ny zaza ao an-kibo, efa 2 semaines izy zao no tao.

raha matahotra hanao test de grossesse ndri de ndana manao echographie pelvienne, tsy de lafo izy io.

Ny oul refa enceinte de lasa tendan-kanina satria mila matiere ho an'ny developpement an'lé embryon ao an-kibo ao . Matetika rehefa manao nidation ny oeuf (misitrika ao anatin'ny nofon'ny uterus) dia misy ra kely na sérosité mivoaka ety ivelany, somary marary ny kibo (ôtry ireny te hivalana ireny: phénomene peristaltique, de avy eo mamaivay refa implanté le oeuf) : normal daholo izany refa bevohoka, atsy ho atsy ndri zao de hanao anlé mandoa sy maloiloy vao maraina foana.

Fahasoavana zany fa misaora an'A/tra mba ho tody soa aman-tsara ny vahiny kely
5. xxx ( 20/08/2009 07:39)
ari.malala
6. xxx ( 20/08/2009 07:43)
tena za lou mis ftoana te andou be nefa tsy mahalatsaka e , de zao kou lasa mahalany vary za nefa teo , nahi mitsy fa tsy mety mihinan-kanina , na za ary gaga woe maninn ary za .De ny tena gaigy kou , de ty za mihinana lasary mangue be ref avy matory atoandro.
7. xxx ( 20/08/2009 07:47)
mion , fa inn kay le echographie pelvienne fa tsy fantatro ?
Aleo manontanitany fona e !
8. mion ( 20/08/2009 08:07)
mion , fa inn kay le echographie pelvienne fa tsy fantatro ?
Aleo manontanitany fona e !

Mankany @ Gyneco ndrin asainy matory ambony table izay, de misy sonde izay tazominy @ tanana de alefany eo ambony kibo, ataony manafosafo eo, tsy maharary, de misy télé ahitana ny sarin'nilay embryon (na oeuf) raha bevohoka ndri
Misy koa ilay sonde alefa ao anaty vagin mintsy (echo-endoscopie vaginale) , méme résultat @ ilay teo alou , fa io hono no tsara
9. xxx ( 20/08/2009 08:29)
merci mion
10. xxx ( 20/08/2009 10:17)
xxx:

Depuis combien de mois an le grossesse kay vo misy an reny ligne de grossesse am kibo reny ?
Fa ty no tena olako :6 na 8 Aout zany za no tokony tonga ny red2 , nefa tam ty ny alin'ny 3 Aout de nis kely ary le 5 Aout defa tsy de nis , sad tsy otran 'ny pure sang le izy fa otran ny couleur hafa zany . Nefa ny red2 ko 5 à 6jours fona , mety hoe enceinte ve za ?Zay kou manao RS non protegé fona ,za tsy sahy manao test de grossesse.Sa hiandry mois prochain ndray de tena ra tsy tonga amin'io vo tena mety woe enceinte zà na mande doc ?
Le 6 Aout zay nanao RS (desolé pr le details),D zao a otran 'ny mi sentir haf2 zany ny vatako , sein un peu gonflé , de mis fatigue kou.N.B fa za mbola tsy niteraka.



Zah sur fa bikina ndry. Mahereza.


11. ari.malala ( 20/08/2009 11:23)
xxx:

tena za lou mis ftoana te andou be nefa tsy mahalatsaka e , de zao kou lasa mahalany vary za nefa teo , nahi mitsy fa tsy mety mihinan-kanina , na za ary gaga woe maninn ary za .De ny tena gaigy kou , de ty za mihinana lasary mangue be ref avy matory atoandro.



mety ho bevoka enao nefa koa mety mba fitiavana marikivy toy ny fitiavana maikivy fotsiny iany. Manaova test de grossesse na manaova echographie tokoa e! echographie aza no sur kokoa.
12. Lejoba ( 20/08/2009 22:56)
anontanio an'izay miditra ao raha mahamay ao anatiny ao dia any izany
Mety haloiloy na tsy bevohoka aza
13. ari.malala ( 21/08/2009 06:08)
mion:
Misy signe de grossesse très precoce miseho @ tanana,
in kay zany signe izany azafady?
14. mion ( 21/08/2009 09:04)
ari.malala >

vao mitsaika ny zaza de hita maso le izy. eo @ fela tanana eo, c'est ube reaction biochimique mi s'exterioriser. fa tsy 100% ny bevohoka no misy azy alou e
15. booboo ( 21/08/2009 09:24)
Ankavitsiana be mihitsy no misy an'io. Ataoko hoe vhv 1 anatin'ny 100 :roll:
16. kwit ( 24/08/2009 04:33)
mion:

ari.malala >

vao mitsaika ny zaza de hita maso le izy. eo @ fela tanana eo, c'est ube reaction biochimique mi s'exterioriser. fa tsy 100% ny bevohoka no misy azy alou e


slt daol,
mba azonao hazavaina tsara ve le woe eo am felatanana fa interessant be zany an ,fa tsy azoko mitsy azafady .raha tsy mahatezitra anao ko anefa.
Merci

17. Mirananirina ( 24/08/2009 11:57)
vao mitsaika ny zaza de hita maso le izy. eo @ fela tanana eo, c'est ube reaction biochimique mi s'exterioriser. fa tsy 100% ny bevohoka no misy azy alou e
Ankavitsiana be mihitsy no misy an'io. Ataoko hoe vhv 1 anatin'ny 100
izany hoe tsy misy dikany izany io ko.
xxx,raha ny fahitako azy aloha dia bevohoka ianao e.Inona moa no antony tsy hanaovana teste de grossese e?? 8O 8O zaza tsy nirina ve dia atahorana sa ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2207