Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diloo ( 26/08/2009 23:17)
Gasy 5 lahy voagadra tao Mozambika
Sao dia sanatria ka kobo tao ra-Sarla kle. Sécurité-n'ny mouvance Rajoelina ireo kobo ireo tao @'ny Hotel. Vakio ito: Saika anao forcing @'ny fomba mahazatra indray ry zalahy: Ataovy Présid... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:27
rajy ( 26/08/2009 18:27)
planety mars
Salut daoly Tsy hiresaka politika ah androany fa miandry vokatra avy any maputo. Rahampitso ami 12 sy 30 mn alina dia ho tazana eny @ habakabaka ny planety mars izay hilahatra @ volana ary izy no l... tohiny
ntss ( 26/08/2009 16:41)
Zoky Andry a! modia enao de ndao tohizina ny tetezamita
Tsy misy anjaran-dratsiraka sy ra8 tsony eto fa tohizo ny programanao sy ny tapaka tamin'ny assise. Tsy misy tombontsoa ho anao ny Maputo 2 fa aleo ija nona any. Tsika gasy mahay midebra fa tsy mila... tohiny
doria ( 26/08/2009 16:34)
koh-lanta
Aminy zoma ny fotoana é! ho any mpankafy koh-lanta rehetra. Hanao ahoana indray ty saison ty ???? iza no favori nareo zao ??... tohiny
novalian'i nathie86 ny 01/09/2009 06:28
salopard ( 26/08/2009 15:17)
Mafy ny crise financiere any USA
http://www.actudelirante.com/Actualite-Insolite/americain-viol-chien-flagrant-delit.php tsy manambola hamidy gentillesse na CALL-GIRL intsony ra-zoky tsy ampy dôzy aloha fa sa misy any ry nat... tohiny
novalian'i Papoose ny 27/08/2009 14:00
salopard ( 26/08/2009 15:13)
vaovao tselatra: MAPUTO 2 : SATROBORY president HAT
C''est le seul à mettre tout le monde d'accord, satria miresaka @ rehetra, tsy mba manana fahavalo na iray aza: 1)Ny satroboriny : mampahatsiahy an'i Pdt Tsiranana 2)1991-1992: akama farany ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:02
poulet ( 26/08/2009 13:29)
ts mahay mandihy mits
SLT!mb mila torohevitra @nareo f sad sarokenatra b no ts mahay mandi mits ref mb mis fet nef t analazy otran rehetra;ra mb maita fianaran danse 2 salon isak week end nareo d mb atoroy a f tena sairan... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/09/2009 21:07
ravonjison ( 26/08/2009 13:11)
Radama I
Betsaka ny voalaza sy voasoratra fa mpanjaka , mahay , maranitra, fetsy sns..i Radama I. Ao @ boky " IIay vohitry ny nofy " E.D Andriamalala milaza fa raha tsy maty tanora Radama dia mety nitovy laha... tohiny
novalian'i Ratoa ny 31/08/2009 12:03
swann ( 26/08/2009 12:37)
Zarany aza ry zalahy mb namindrana fo,nanaiky niresaka n oul
Azon'ny TGV natao anie ny tsy nande tamze Maputo sy ny tariny reo e! azo natao tsara ny nikarakara fifidianana samirery sy tsy nanaiky ze condition natao rehetra reny ! --fa rehefa mba nanaiky tsotr... tohiny
novalian'i diloo ny 26/08/2009 19:12
terrywui ( 26/08/2009 12:27)
TSY MIBAIKO NAREO FA MANATANTERAKA NY TENINAY
Nareo angah no tompon'ny Fanjakana ? ny teo ampelatananareo aza narianareo fotsiny toy ny fako !! ka zao nareo hoe hampiditra oul ao amn GVT e , mila Praiministra avy aminay e! fa voatavo ve ny Fitond... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:50
xxx ( 26/08/2009 11:37)
HAFA INDRAY ARY TY EE!
Lohateny : HAFA INDRAY TY EEE!! Miala tsiny @ fanononana anarana fa sao dia hitan'ny havany Efa manam-bavy mana-janaka 3 lahy 2 vavy 1 farany ny vavy Efa nirianay t@ vao niteraka voalohany io vavy... tohiny
novalian'i lako ny 03/09/2009 07:59
Simpona ( 26/08/2009 07:00)
Misy ve olona manana fitiavan-tanindrazana marina eto ...
Toa mahakivy ihany ny mieritreritra ny raharaha politika eto amitsika, hita taratra samy miady seza sy miaro ny tombo-tsoany manokana daholo ireo olona milaza azy ho manana andraikitra sy te hanana fa... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:47
niryna ( 26/08/2009 03:59)
Maro ny zavatra tsy tokony ho resahina any am-piasana
Marina fa any am-piasana isika no mandany andro betsaka indrindra kanefa na izany aza tsy ho voatery ho tantaraina ny olona any avokoa ny fiainantsika any an-tokantrano Zaraiko ity dia mba tohizo ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/08/2009 16:08
niryna ( 26/08/2009 03:33)
Izay iheverany ahy
Aza kviy ary fa Atra mahalala izay heveriny ho antsika rehetra http://www.dailymotion.com/relevance/search/izay+iheverany+ahy+fanilo+/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music [b] Ny fahaso... tohiny
novalian'i niryna ny 29/08/2009 05:29
sipagasy ( 25/08/2009 20:48)
mahaiza mitaiza e!
Mba nitsangatsangana teny ànet aho dia nahita ity http://fr.news.yahoo.com/55/20090825/tod-un-enfant-de-5-ans-cambriole-son-jar-17baed7.html dia onena fotsiny hoe dia tsy ampy kilalao hono izy dia i... tohiny
novalian'i soanja ny 28/08/2009 14:45
xxx ( 25/08/2009 20:38)
comentaire php?
Mba toroy hevitra izay mahay!! Sao mba misy afaka manome ny fomba fametraha na commentaire @ php atao anaty site web ,ny tiako ho lazaina dia mba ahafahan'ny mpitsidika mametraka commentaire anaty pe... tohiny
novalian'i xxx ny 26/08/2009 23:43
ifiona ( 25/08/2009 16:36)
efa indroa nikatso zay ny fifampidinihana MAPUTO II
amin'izao ora hanoratana izao dia re fa efa nihato indroa ny fifampidinihana any Maputo, izay marihina fa ny delegasiona Rajoelina foana no mangataka ny hampiato azy. Ny mampikatso ny dinika dia ny mo... tohiny
novalian'i pink ny 28/08/2009 22:16
remahity ( 25/08/2009 15:25)
MAPUTO 2: La HONTE, SHAME ON YOU
Je suis Indigné, scandalisé, outré, halluciné, et très très remonté. Aiza le fahendren\'ny razana hoe: TOKANTRANO TSY AHAHAKA? Ces gens agissent comme des eleves à la maternelle, ils n\'a... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/08/2009 12:57
xxx ( 25/08/2009 13:59)
Horoscope
Akory aby ô. Nareo ve ry reto mba minoan'ireny horoscope vazaha na gasy. Raha mijery ny tonon'androko mantsy toa misy zavatra marina izany indraindray.... tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 23:39
roxanaha ( 25/08/2009 10:45)
tsembo tànana diso tafahôtra
sao dia misy mahafantatra ny fanafody na zay tokony atao @ tànana tsemboka be kay nareo? Misy fotoana ny tànako tena tsemboka be mitete rano mihitsy. Hany ka raha mandray taratasy dia sahirana. Ny m... tohiny
novalian'i kamongo ny 05/05/2011 12:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6405