TSY MIBAIKO NAREO FA MANATANTERAKA NY TENINAY
1. terrywui
(
26/08/2009 12:27)
Nareo angah no tompon'ny Fanjakana ? ny teo ampelatananareo aza narianareo fotsiny toy ny fako !! ka zao nareo hoe hampiditra oul ao amn GVT e , mila Praiministra avy aminay e! fa voatavo ve ny Fitondrana mijoro ry donto sa kondrana a !
---zahay no miotndra ny TGV zany ! mazava zay !
-fa tsy hoe rehefa hikonetaka be atsy sy eroa de oe hanaiky ny oul ! tsotra be ny resaka :
TSY MISY MIDITRA AMIN'NY FITONDRANA ZANY MANKANY AMIN FIFIDIANANA FA NY TGV NO EO DE ZAHAY NO MAMPANDEHA AZY !
KA NA FILOHA TALOHA NA NY VAO NIALA TEO NA EFA TAM FOLO TAONA DE MPETRAKA MIANDRY
-Tsy oul akory no rahonana eto ! tsy misy mataoatra rahona eto fa rehefa zay ny baiko de zay ! ordres zay !
TAPITRA !!

novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:50
2. swann
(
26/08/2009 12:32)
tsy nareo mpanao politika reraka mihitsy no mifidy zay tianareo !! raha samy hamoaka ny lohabeany eo kou mo reo tsy ho Prezida 4 ve no atsangandry lerony eo e! tsisy io !
-----zay baiko de zay no tanterahana ka raha mbola be kiry biby eo ndray de goahana izy zany !! ha ha ha ha !! ngah sarotra zany ! hi hi hi ! iéééé ! zany mitsy kah ! ha ha ha !!
-----zay baiko de zay no tanterahana ka raha mbola be kiry biby eo ndray de goahana izy zany !! ha ha ha ha !! ngah sarotra zany ! hi hi hi ! iéééé ! zany mitsy kah ! ha ha ha !!
3. patrick2002
(
26/08/2009 14:25)
ka ry pokaty sy ny jiolahimboto ny Ravalo ( zoam ) milaza fa omeo azy fotsiny ny fitondrana fa izy no masina kou .
efa nitondra ody avy any @ zoulou sud africain avy any hahadomelina an`i Andry fa tsy misy io .
VIVE TGV
efa nitondra ody avy any @ zoulou sud africain avy any hahadomelina an`i Andry fa tsy misy io .
VIVE TGV
4. xxx
(
26/08/2009 15:44)
ka inona no antony nandehanana tany(TGV) raha hoe izahay ihany no mitondra? tsy ho ekenizao tontolo izao mandrakizay :-D :-D :-D de modia ndray ary dia tairinay indray ny grevy e, de lazao indray fa manao chantage ny vahoaka malagasy(13mai) ny CI, de alefaso indray i charle handroba ze azo robaina, mety mahomby izany an :-D :-D :-D , de mody lazao hoe "efa manaiky antsika izao tontolo izao" fa tsy manome vola fotsiny :-D :-D :-D
5. patrick2002
(
26/08/2009 16:52)
ka raha ohatra ka ny fanekeny izao tontolo izaqo midika fa ,fanaovana varo-boba ny hareny malagasy ,famarotana ny ala ,ny brano ,ny rivotra ,ny tany ,ny harena ao madagasikara ,dia aleo tsy misy izany fanekena izany .
6. pikatti
(
26/08/2009 18:23)
dia aleo tsy misy izany fanekena izany .
nomen'elah an'i zanak'elah ndray ny mot de passe zany ry rapaty fa tena tsy ao le hevitra bainn a,mba tehirizo tsara fotsiny fa aza avela eo akaikin'ny ordi :-D
7. diloo
(
26/08/2009 21:07)
Ny fahitako azy tsotsotra, ilay famarotan'ny HAT rano 1 million de dollars ho an'ny Arabie Saoudite, hetsika kasain'ny Prince Alwalee (varotra Tanindrazana io an) dia tsy ampy.
Ny sôsy anefa tena efa manify. Izany resaka ho fikarakarana ny vahoaka noana izany, dia efa andalovan'ny HAT. Ny fanenjehana seza 450 izao no mahamaika an-dry zalahy: ao ilay sôsy be.
Araka izany, dia reraka fotsiny eto ny mpanohana ny HAT mahindrahindra azy ireo, fa ny vahoaka dia tsy prioritaire. Sôsy ihany ny ady eo.
Ireo mpanohana aza mety mi-géner azy ireo manoloana ny CI, satria any Maputo, raha mamely ny CI, dia tsy azo ilay sôsy. Koa hoy angamba ry zalahy hoe, tokony ho calme ihany ny band'ny forum, fa raha mamaky ny CI dia mety manjavona ny flouz.
Tsarovy anefa fa na sôsy na tsy sôsy, dia aza manantena hahazo sôsy @'ny HAT.Fa ny hilavan-dreo anao dia ny fanaovana dokambarotra maimaipoana azy ireo. koa dia tohizo hatrany anefa ny dinika, fa ilaina ny mpomba ho fitaovana. :wink:

8. pikatti
(
02/09/2009 20:50)
Tsarovy anefa fa na sôsy na tsy sôsy, dia aza manantena hahazo sôsy @'ny HAT.Fa ny hilavan-dreo anao dia ny fanaovana dokambarotra maimaipoana azy ireo. koa dia tohizo hatrany anefa ny dinika, fa ilaina ny mpomba ho fitaovana.:-D :-D