Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
terrywui ( 28/08/2009 13:04)
raha maty ah matesa rahavana! mailo zao ny miaramila rehetra
Raha sanatri ka misy fiovanjavatra ka hiterak famotehana ny miaramila izany ! indrindra ry zalahy berets rouge de efa nametraka plannnn ny amzany ny tafika rehetra izao (tafika rehetra)hoy aho satri ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:09
ifiona ( 28/08/2009 12:12)
saika nosamborin'ny cmdt Charles i Manandafy teny ivato
miarahaba antsika Raha vao nigadona tao @ aéroport Ivato ny mouvance Ravalomanana dia indro fa nisy miaramila tarihin'ny commandant Charles nikasa hisambotra an'i Manandafy Rakotonirina. Nisahota... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:20
JOSIAH ( 28/08/2009 11:59)
je suis lÀ
Nisy vehivavy makorelina gasy ,tsy de mahay teny frantsay loatra fa mimotamot eny fotsiny ndray andro nahazaka vazaha izy ka nanofa chambre zareo nakany aminy dosy aloha ilay vehivavy alohany hanomboh... tohiny
novalian'i Papoose ny 28/08/2009 13:24
bazylou ( 28/08/2009 10:53)
nanenina mafy ny gtt le aza, looll
zao le8 lasa niaraka amin'ny deba, :-D :-D :-D :-D hipitsika hiala gtt daholo ry nofa isany , ... tohiny
novalian'i niryna ny 08/10/2009 15:34
bazylou ( 28/08/2009 10:44)
vive tgv
io ihany no ady eo e, sady zany maputo midona poto izany tsy ho poinsa le hoe le8 no atao prez de i tgv Pm, tsy misy io, ary tsy hisy mandrakizay, ary ny maputo 3 izao no efa miala any, beeeuurrk viv... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/09/2009 14:48
xxx ( 28/08/2009 07:51)
Bon à savoir:qlq contradictions flagrantes dans la Bible
Désolé, j'ai eu le temps de vérifier les reférences , mais pas le tmps de traduire en français ou en Malgache: 77. (a) Adam was told that if and when he eats the forbidden fruit he would die t... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/09/2009 08:34
penguin ( 28/08/2009 05:44)
Tsy midika ho vahoaka Malagasy Manontolo ireo TGV
Tsy andron'ny fifanasana vangy izao hoy aho ka tsy hivalapatra hanaratsy ny hafa aho fa mampatsiahy fotsiny. Na feno olona aza teny @ kianjan'ny 13 Mai tsy midika fa tsisy olona intsony eran'i Madagas... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:51
kwit ( 28/08/2009 04:24)
planete mars
Sao mba misy manana le sarin ' ny planete mars alina isika ato amin ' ny serasera ?... tohiny
novalian'i ni81 ny 28/08/2009 08:42
klitika ( 28/08/2009 02:32)
Ahoana ary ity
Raikitra ve sa ahoana eh? Maputo 2, sa mbola asiana Maputo 3 indray? Voatery niantso vonjy tamin'i Maman malala indray i TGV ny hariva manontolo. Mba asaivo misara-nono amin'izay io akamako io. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:13
Ahton ( 27/08/2009 23:20)
vady: anjara sa safidy?
Ity misy fanontaniana tsy mety voavaliko hatramin'izao: anjara ve sa safidy ny vady? (l) (l) (l) (l) ... tohiny
novalian'i Papoose ny 11/09/2009 16:55
bazylou ( 27/08/2009 18:09)
maputo 2, tout mais pas le8
izy telo mitsama contre le mpanao ronon antavy e; :-D :-D :-D :-D , aza manody ny ronono matsoboka marina, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:23
sipagasy ( 27/08/2009 13:25)
ATRAKAO NY LOHA ANIO 27/08/2009 ô!
miala tsiny fa kamo beh zah handika azy à tenintsika ann Atrakao ny loha androany alina ô!!: Cela n'arrive qu'une fois dans sa vie DATE A RETENIR : 27 Aout 2009 DEUX LUNES DANS LE CIEL Ce 27 aout... tohiny
milamm ( 27/08/2009 13:13)
mba revin'lisany v ny sipa mikotrana hai-ady ?
siora fa misy ny sipa mafibe ra ainga,tsy ratsy http://www.youtube.com/watch?v=DTsdeazg0tE tsy gasy io sipa io akory fa indoneziana a,misy hidoika indray zao ato oe iza ko no holakoiny vhv :-D iza no... tohiny
novalian'i Papoose ny 18/09/2009 19:01
boga ( 27/08/2009 13:12)
ra misy manome zv.........
faly miarahaba ny namana rehetra e! hoy ny jianjeriny ny ankizy taloha hoe: ra misy manome zavatra ho anao kinga miteny hoe:\"MISAOTRA TOMPOKO O! Tsy izany mantsy aky fa fisaorana feno no atolot... tohiny
novalian'i ni81 ny 02/09/2009 07:36
ravatorano ( 27/08/2009 10:42)
sao dia tsy tokony navoaka ny fonja zalahy ireto !
raha izao kosa aloha dia tena mamohehatra mihitsy indrindra fa ny iray mbola anisan'ny delegasiona mavitrika any Maputo : [b]Riz de Tiko à Toamasina Pety et Voninahitsy accusés par Jean Claude... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:37
do68 ( 27/08/2009 10:16)
Fanalebiazana aizana
Saika mba hanonatany aho inona no tena tsara ampiasaina amin'izany ? Ny ahy mantsy zao stérilet no ampiasaiko ka henoko misy maharary ahy any amin'ny kiboko any, indrindra rehefa handeha iny ny règ... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/09/2009 20:05
fidinirina ( 27/08/2009 10:02)
Ny fahafatesana sy ny fitsanganana...
FANONTANIANA napetrak'i [Majesty] tao @ dinika "Ilay Atra resahina eto ve ?" 1) Aiza ho aiza ao amin'ny baiboly no misy hoe ny vatana ihany no maty fa ny fanahy tsy mba mety maty ? 2) Dia inona io ... tohiny
novalian'i cutie ny 17/09/2009 14:16
rabaradaka ( 27/08/2009 07:42)
Les noms des cerveaux des bombes artisanales
Un proverbe malgache dit « Le mensonge ressemble à la ceinture : il n'attache que son propriétaire ». Désormais quelques noms de poseurs et organisateurs de bombes artisanales circulent dan... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:41
ouiandry ( 27/08/2009 07:14)
aza manonofy fa vitamatavy nareo ry pokatti a aaaaaaaa
vitamatavy mou d tsy iza fa le mpametaka afisy ihany, pokatti ny sainy ka tsy omena tsiny izy, efa zatra ny- minomino foan ihany kou, ao ambany ao izy d milaz a fa nimpitsika teto @ serasera zahay reh... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:20
hana ( 26/08/2009 23:56)
tarana-boanjo, foto-boanemba
Ahoana no fitaizàna ny ankizy tsy hanahaka ny tsy mety eo @ fiainan'ny RAR raha tsy hita avy hatrany ny voka-dratsin'ilay atao? Ohatra : mifoka sigara, mihinana sakafo tsy ara-pahasalamàna (mamy lo... tohiny
novalian'i rhina ny 29/09/2009 11:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6852