ra misy manome zv.........

1. boga ( 27/08/2009 13:12)
faly miarahaba ny namana rehetra e!
hoy ny jianjeriny ny ankizy taloha hoe:
ra misy manome zavatra ho anao kinga miteny hoe:\"MISAOTRA TOMPOKO O!

Tsy izany mantsy aky fa fisaorana feno no atolotro anareo zay namaly ny hafatra nataon\'i bobone tato t@ \"voikava mahatratra\" iny an!
Tena misaotra azy ihany koa aloha zaho fa raha tsy izy tsy lasa tato iny hafatra iny e!
Mba menatra ihany aky ny tena an! tena tsy afa niala intsony fa efa lasa tato ny hafatra vao nilaza tamiko izy .Tsy mba mpiditra matetika eto mantsy fa voarara ny asa sy ny fotoana e! ka rehefa misy fotoana malala kely vao afaka miditra e!
Aza de omena tsiny re ra zao vao eto indray e!
eto dia tsy hay ny tsy hisaotra anareo fa tena manana namana rahavavy tokoa ny tena .Isaorana eto ianareo zay nitrotro ambavaka e,zay nanome fanampiana.Tsy ho voavaly ny soa nataonareo fa de Andriamanitry ny fiadanana anie hanome soa sy fanambinana ho anareo e!
Fisaorana ihany koa ny nataon\'ilay marary ho anareo de misaotra be dia be hono e!hitombo be ny nialana ary ho tafita @ zay irina hoy ny hafatra fa de fankaherezana ho azy ny nataonareo taminy .eny fa na dia mbola tsy voadidy aza izy , toa tsaroany ho maivana ny aretina mahazo azy ra naheno fa misy ireo namana eto @ sera.
Tsy de mana-ko lazaina firy fa de mbola mamerina ny fisaorana fona ny tenako e!
Tsy hoa manadino akory ho an\'ireo namana mifanoratra amiko fa efa voalazako tery ambony ny antony e!
bisous bedbe aky an!
(l)
novalian'i ni81 ny 02/09/2009 07:36
2. Papoose ( 27/08/2009 13:26)
tsara zany rehefa nahasoa!!! dia mbola mirary soa ho an'ilay marary

bisous be koa aky a!
3. ari.malala ( 28/08/2009 11:07)
D mirary soa sy mirary fahasalamana hatrany ô!
4. boga ( 31/08/2009 07:16)
de misaotra à firariantsoa aky an!
Ny antsika de mitsabo fona e! ra mbola azo tsaboina sa ahoana hoy nareo? zay aky fa mazotoa jiaby e!
5. endrika01 ( 31/08/2009 12:35)
Boga >Mirary fahasalamana tanteraka hoanilay marary e,de hoanizay rehetra marary iany kou.Mitomboa fahasalamana. :-*
6. ni81 ( 02/09/2009 07:36)
Mirary soa hatrany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3031