sao dia tsy tokony navoaka ny fonja zalahy ireto !

1. ravatorano ( 27/08/2009 10:42)
raha izao kosa aloha dia tena mamohehatra mihitsy indrindra fa ny iray mbola anisan'ny delegasiona mavitrika any Maputo :

Riz de Tiko à Toamasina

Pety et Voninahitsy accusés par Jean Claude Rakotonirina
jeudi 27 août 2009


« En près de huit (8) heures, Pety Rakotoniaina et Voninahitsy Jean Eugène ont pris quelque 3 500 tonnes de riz ». C’est ce que Jean Claude Rakotonirina, ministre du Commerce de la Haute Autorité de transition (HAT) a fait comprendre ce mercredi 26 août 2009. Aussi pour mettre fin à cette appropriation ou cet achat douteux, le ministère du Commerce a décidé de prendre en main le commerce de ce qui reste comme stock de riz chez Tiko Toamasina. Car il s’agit du riz de chez Tiko Group qui fait environ 10 000 tonnes selon le ministre Jean Claude Rakotonirina, et dont le produit de la vente devait servir à payer les arriérés ou les dettes de Tiko.

Une « Cellule opérationnelle », créée par décret et théoriquement rattachée à la Présidence de la HAT était jusque là en charge de la vente de ce riz à raison de 800 Ar/kg. Mais à cause des abus et autres dont ceux dénoncés par Jean Claude Rakotonirina, il est donc mis fin à cette « Cellule » qui évoque des questions de procédures avant qu’on l’écarte.

Le ministère du Commerce conduira désormais les opérations de vente de ce riz qui, des déclarations de Jean Claude Rakotonirina, sera vendu à 800 Ar/kg contre 500 Ar/kg, toujours selon le Ministre.

Recueilli par Valis
madagascar tribune
27/08/2009
http://www.madagascar-tribune.com/Pety-et-Voninahitsy-accuses-par,12596.html

novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:37
2. Simpona ( 27/08/2009 10:52)
Indrisy, ny pire no izy ary navoaka ny fonja, ...
Fa nanaitra ihany na dia izany aza ny nanononan'i Jean Claude R. an'io, efa mifamely an-toerana ve ry zalahy sa mba tena nahitsy lery mihoatra ireo namany hafa? :?: :?: :?:
Fanotaniana ihany ny ahy
3. ravatorano ( 27/08/2009 10:54)
http://www.laverite.mg/actualites-a-madagascar/vente-du-riz-du-groupe-tiko-la-l-cellule-operationnelle-r-pointee-du-doigt.html
mbola izy koa io sady gazety mpanohana ny hat mihitsy an !
io tsy hoe mifamely zareo ra simpona fa izay vandana d kary an ary efa hita zao fa tena fositra ireo raha izao no fandehany !
4. saranga ( 27/08/2009 10:54)
Efa fantatra ny adalan'ireo ary io no hampigadra an'i Andry TGV
5. remahity ( 27/08/2009 11:47)
j'ai soutenu TGV, mais je suis d'accord avec toi

surout i Pety, il a tué quelqu'un ce racaille. pareil pour son frère hajanirina

Maintenant , il y a des voleurs partout, ny fitondrana mendrika dia izay mampihatra sy mi-denoncer ny injustice, tsy asiana resaka politika.

Ex: MADOFF a piqué dans la caisse. Tsy ny etat USA no voyou, fa i MADOFF. dia ni-denoncer ny OBAMA izy, pareil pour l'affaire WATERGATE contre NIXON

Tsy amboako tsy aboan'olona izany no tena fiasan'ny HAT.

BRAVO
6. patrick2002 ( 27/08/2009 12:39)
raha marina aloha ny voalaza ny gazety ,dia miaiky tanteraka izaho @ ity loha-hevitry Ravato ity ,fa saingy mahalasa ny fisainana no hangalany Pety ny variny TIKO any @ port ny tamatave ,tsy vary 2 gony fa efa ho anarivony taonina ,naka camion firy izany izy .
ary @ fomba ahoana no nhangalany Pety vary any Tamatave ,sa izay izao ny fomba fiasa any Dago ,izaho Ranona fa avoahy ny bvary ,ngah tsy misy chef mangasinage ,tsy misy douanier ,ao @ port.
Ka hoy izaho hoe sao dia hanasoketana olona fotsiny ilay izy ,eny fa na dia nivoaka angazety aza ,
7. pikatti ( 27/08/2009 12:50)
fomba ahoana no nhangalany Pety vary any Tamatave ,sa izay izao ny fomba fiasa any Dago ,izaho Ranona fa avoahy ny bvary ,ngah tsy misy chef mangasinage ,tsy misy douanier ,ao @ port.

fanontaniana kondrana koa zany anelah zany rapaty,olona efa voatondraka ve leity de hisy hiraharaha an'izany a!!! efa fanaon-dry gadra afaka leity zany a,tsy nogadraina fotsiny hoe alako bika less reny a, ao raha,
avereno any am-ponja any reny e :-D
8. Noue ( 27/08/2009 12:54)
sali pikatti

ilay nametraka ny fanontaniana mahintsiny no tena kondrana tsy mahatakatra na inona na inona ee
9. pikatti ( 27/08/2009 12:57)
=))
10. TWING ( 27/08/2009 13:52)
11. Simpona ( 27/08/2009 14:04)
ary @ fomba ahoana no nhangalany Pety vary any Tamatave ,sa izay izao ny fomba fiasa any Dago ,izaho Ranona fa avoahy ny bvary ,ngah tsy misy chef mangasinage ,tsy misy douanier ,ao @ port.


Tsy mipetraka eto dago tokoa ngamba enao ry patrick ka tsy mahalala hoe maro ny zavatra mande ho azy tsy misy lalanany sy fetrany eto amin'izao fotoana izao.
Ohatra :
- Camion'ny miaramila mangalatra fromage amin'ny Taonina maro any amin'ny usine Tiko, milaza fa handray andraikitra ny mpitandro fialaminana nefa inoan zao no teo??
- Famoronana poste tsy fantatra akory izay ilana azy isan'izany ny an'i Ratsivalaka izay nahasahy nilaza tamin'ny mpanao gazety hoe "tsy mbola fantany io fa mino izy hoe tena ilaina io", na description de poste aza tsy misy akory, mangin'ny fotsiny ny fanabotsonana n staff ny ankamaroan'ny région rehetra izay tsy hay akory hoe hanao inona ry zalahy ao fa manabe isa fotsiny rehefa misy fanenjehana fitokanana na hetsika kely ( zavatra tena hitako io eo amin'ny sehatra iasako),
Io vaovao io dia efa nivoaka tamin'ny haino aman-jery androany
- Fanolosoloana fotsiny ny maire maromaro teto amin'ny nosy
- Fanokanana fotodrafitr'asa tsy vita tanteraka
- Fanodikodianana sy fangalarana hazo ( misy mihitsy aza famporisihana ny sasany mba hanafenana ny halatra be hatao)
- ...
De ho gaga ve ianao raha tonga any toamasina i Pety mitondra kamio haka vary. Araka ny voalaza tam gazety dia "nangataka ny quotas"-ny izy. Izany hoe mety efa nisy naka ny "anjara quotas-ny"

:-o :-o :-o :cry: :cry:
12. TWING ( 27/08/2009 14:06)
13. Noue ( 27/08/2009 14:10)
pikatti , ka marina anie io ee ! tsy nahatsikaritra ve pikatti oe zay zavatra lazain'io patrick io dia zavatra tsisy mitombona fa rediredy fotsiny ?? asa re raha mba manaraka gazety izy io fa dia mahavariana mahintsiny ee :^) :^) :^) :^) :^)
14. remahity ( 27/08/2009 16:30)
mais peut-étre koa, indemnité , dommage et intéréts n'izy roa :

ça s'appelle (c'est moi qui invente ) dommage et intérét sur 4 et 3 ans de vie volés de pety et VJE par ravalo.

vice de forme oui

mais le fond est comprehensible, et^méme recevable,
15. patrick2002 ( 27/08/2009 18:28)
pikatti:

fomba ahoana no nhangalany Pety vary any Tamatave ,sa izay izao ny fomba fiasa any Dago ,izaho Ranona fa avoahy ny bvary ,ngah tsy misy chef mangasinage ,tsy misy douanier ,ao @ port.

fanontaniana kondrana koa zany anelah zany rapaty,olona efa voatondraka ve leity de hisy hiraharaha an'izany a!!! efa fanaon-dry gadra afaka leity zany a,tsy nogadraina fotsiny hoe alako bika less reny a, ao raha,
avereno any am-ponja any reny e :-D



ka efa lasa pokaty mihintsy anie letsy ny loha miresaka @ poka anaty eh!
16. patrick2002 ( 27/08/2009 18:33)
Noue:

sali pikatti

ilay nametraka ny fanontaniana mahintsiny no tena kondrana tsy mahatakatra na inona na inona ee



sali noue ,andraso hi nono fotsiny ihany izaho @ manaraka :wink:
ka manao ahoana i toi izao ao paris ao ,efa nahazo refugié politique veh.
Hampiasao ny ati-doha ,dia tsy miantehitra @ toerana polifika .
17. patrick2002 ( 27/08/2009 18:53)
Simpona:

ary @ fomba ahoana no nhangalany Pety vary any Tamatave ,sa izay izao ny fomba fiasa any Dago ,izaho Ranona fa avoahy ny bvary ,ngah tsy misy chef mangasinage ,tsy misy douanier ,ao @ port.


Tsy mipetraka eto dago tokoa ngamba enao ry patrick ka tsy mahalala hoe maro ny zavatra mande ho azy tsy misy lalanany sy fetrany eto amin'izao fotoana izao.
Ohatra :
- Camion'ny miaramila mangalatra fromage amin'ny Taonina maro any amin'ny usine Tiko, milaza fa handray andraikitra ny mpitandro fialaminana nefa inoan zao no teo??
- Famoronana poste tsy fantatra akory izay ilana azy isan'izany ny an'i Ratsivalaka izay nahasahy nilaza tamin'ny mpanao gazety hoe "tsy mbola fantany io fa mino izy hoe tena ilaina io", na description de poste aza tsy misy akory, mangin'ny fotsiny ny fanabotsonana n staff ny ankamaroan'ny région rehetra izay tsy hay akory hoe hanao inona ry zalahy ao fa manabe isa fotsiny rehefa misy fanenjehana fitokanana na hetsika kely ( zavatra tena hitako io eo amin'ny sehatra iasako),
Io vaovao io dia efa nivoaka tamin'ny haino aman-jery androany
- Fanolosoloana fotsiny ny maire maromaro teto amin'ny nosy
- Fanokanana fotodrafitr'asa tsy vita tanteraka
- Fanodikodianana sy fangalarana hazo ( misy mihitsy aza famporisihana ny sasany mba hanafenana ny halatra be hatao)
- ...
De ho gaga ve ianao raha tonga any toamasina i Pety mitondra kamio haka vary. Araka ny voalaza tam gazety dia "nangataka ny quotas"-ny izy. Izany hoe mety efa nisy naka ny "anjara quotas-ny"

:-o :-o :-o :cry: :cry:



Ka io anie ilay tsy azoko @ politika any madagasikara eh!
Ravalomanana t@ fotoan`androny ,izy irery ihany no afaka manao ny halatra rehetra ,manapaka bois de rose sy manondrana azy ,dia enjehina ny mpanao trafic na bois de rose rehetra tany Dago ( izay efa nisy hatrizay )
Manafatra vary ny Magro ,dia tsy navela nanafatra intsony ireo operateur economique importateur rehetra .
Nanondrana vanille ny MAGRO dia tsy nahazo licence d`exsportation intsony ny mpanao an`izany Tatienne,Henry Fraise ,Ets Ramanandraibe .
Nanao collecte de riz ny TIKO dia henjehina daholo ny collecteur madinika rehetra .
Dia miteny ny zanaky dada hoe milamina ny tany fa nihena ny corruption tao madagasikara nandritry ny fitondrany dada :oops: :oops: nefa ilay halatra madinika rehetra monopoliser ny dada :roll: :roll:
@ izao misy ny halatra etsy sy eroa ny baranahiny ,dia milaza ny zanaky Dada fa i TGV no antony izany ,dia izao TGV iste manao hoe Ny Gasy Tena Terroriste no antony izao satria nahoana no manakorontana izy fa maninona raha tena Gasy Tia Tanindrazana tsy avela ny olona hitondra ,sahala ny nataony AREMA ,tao @ senat rehefa lasa Ratsiraka ny 2002 ,na dia maro anisa aza ny AREMA tao @ senat dia nametraka ny ambopony izy ,ary namela an`i Ravalo hitondra ,fa ity kosa ,
Jereo ny hataony Mouvance Ravalo any Maputo ,izy irery ihany sisa no tsy manaiky an`i Andry ho filohany HAT ,
Tia Tanindrazana hon o izy ,amiko Tena Terroriste :roll: :roll:
18. diloo ( 27/08/2009 23:11)
O r\'ise Ravatorano, misaotra t@n\'ilay info.
Nofintiniko ilay vaovao



Izao izany no porofo ny asa ratsy natao votoanton\' ny nanaovana ny coup d\'état amin\'ny anaran\'ny ireo maty natao sorona nandritra ny fitondrana HAT efa ho fito volana izao: fangalarana haseon\'i Pety, VJE, Cellule opérationnelle, manoloana ny mpangalatra fara tampony notondroin\'ny ancien député d\'Ikalamavony: système fondé sur les razzias.
Azoko tsara @\'izay ny antony tian\'i ATgv hanoy ny transition ho fampiarana ny alatra, fa kosa ny vahoaka naona dia andolovana satria efa vita no nilana azy, eny na dia be ny maty fahatany natao sorona aza.
Dadany ihany ny herin\'ny vola sy ny fitiavan-dreo mpanenjy seza ireto kle.Ntss. :wink:
19. Mandefitra ( 28/08/2009 04:33)
Ny tena mampalahelo @ ty tantara ty dia ny vahoaka madinika zany zao no voahozona hamelona ireo jiolhimboto sy mpangalatra irao ... tsy rariny.
20. mihitsy ( 28/08/2009 06:28)
za d'accord, na hat na tim na iza na iza, rehefa manao ratsy gadrao, fa asio porofo mari-pototra fa tsy atao fotsiny halako bika tsy tiako tarehy, na oe famaliana faty fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1548