sao dia tsy tokony navoaka ny fonja zalahy ireto !

21. diloo ( 28/08/2009 07:31)
Hoy i Mihitsy--->
fa asio porofo mari-pototra fa tsy atao fotsiny halako bika tsy tiako tarehy, na oe famaliana faty fotsiny


Anjaranao mametraka io fanontanianao io any amin'ny mpanao gazety namoaka io
vaovao io.Indrindra moa fa gazety mpanohana ny HAT.
Ny gazety, misy ny atao hoe déontologie arahin'ny journalistes.Koa tompon'andrikitra ny gazety sy ny mpanoratra azy.
Ny mpamaky kosa, manana ny zony haneo ny fahazoany sy ny hevitra mifono ao anatin'ilay vaovao.
Tsy misy voatery hanaraka ny fomba fahazoany ny mpamaky ny lahatsoratry ny mpanao gazety. Koa araka izany, aza avadika ny rôle.
Izao fifanakalozantsika eto amin'ny sera kosa no atao hoe dinika. Koa anjaran'ny tsirairay maneo ny heviny, fa kosa miainga farafaharatsiny amin'ny source ny mpanao gazety eran-tany.

:wink:
22. terrywui ( 28/08/2009 12:38)
Pikatti sy Noue no mba mifanohanohan-kevitra !!

ny iray "MIPIKA TY " ny iray "MINOUENOUE foana" eran'ny tanana fotsiny !
--- de inona fa tsy adala sy kondrana mpametaka afisy no samy mipatitaka eto amin'ny searsera !! ha ha ha ha
23. xxx ( 28/08/2009 12:46)
terrywui:

ny iray "MIPIKA TY " ny iray "MINOUENOUE foana" eran'ny tanana fotsiny !
--- de inona fa tsy adala sy kondrana mpametaka afisy no samy mipatitaka eto amin'ny searsera !! ha ha ha ha
hay tsy adalan'ity Andrywui ity ny nanovainy ny ps-ny ho terrywui, tena tery saina marina


24. AndriambyII ( 28/08/2009 12:58)
Nisy tafiditra tamin' ny kizo indray angaha ry xxx22 ?
25. pikatti ( 01/09/2009 21:48)
pikatti , ka marina anie io ee ! tsy nahatsikaritra ve pikatti oe zay zavatra lazain'io patrick io dia zavatra tsisy mitombona fa rediredy fotsiny

resaka rapaty sy basseloha sy terysaina =wifoana marina ty mba miresaka hono lery kay zéro manatody :-D :-D
26. fijo ( 01/09/2009 22:37)
aza mino ihany rapa an,olomasina anie i pety e,sady tgv 100%,ka tsy mety maloto ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1527