saika nosamborin'ny cmdt Charles i Manandafy teny ivato

1. ifiona ( 28/08/2009 12:12)
miarahaba antsika

Raha vao nigadona tao @ aéroport Ivato ny mouvance Ravalomanana dia indro fa nisy miaramila tarihin'ny commandant Charles nikasa hisambotra an'i Manandafy Rakotonirina. Nisahotaka tany @ aéroport satria nisy miaramila hafa niaro an'ingahy any ka efa "en lieu sur " izy zao.

Raha ny anton'izany fihetsika izany hono dia noho ny vava nataon'i Manandafy tany Maputo hoe hitondra miaramila afrikana ety Madagasikara.

Tsy Manandafy irery anefa no norahonan'i commandant Charles fa i Joaquim Chissano koa.

A Ivato, le commandant Charles Andrianasoavina a personnellement menacé le chef de la médiation Joaquim Chissano : « s’il venait à remettre ses pieds à Madagascar, il aura à faire à moi », a-t-il menacé. Son collègue Lylisson quant à lui, a demandé à ce que Manadafy Rakotonirina soit traduit en justice pour avoir « bafoué » l’armée malgache dans ses propos tenus à Maputo. « S’il veut faire venir ces africains, il a qu’à les faire venir, on les attend de pied ferme, » a-t-il lancé
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:20
2. kwit ( 28/08/2009 12:18)
Aleo hifanjevo ao dia ho hita eo ny tohiny eh !
3. AndriambyII ( 28/08/2009 12:18)
He he he ka hitanao @ izany aza ilay izy ry fiona ! inona no tadiavin' io J.chichano io hitsabaka @ zavatra miseho ao Mada ? :roll: :roll:
4. terrywui ( 28/08/2009 12:25)
ity ifiona hono mba misy hira ho an'ny aradalana adikao eto raha ahain'ifiona ny tohiny fa nadikako tatsy ambany tatsy izy ty ! ha ha ha!

---TY MISY HIRA HO AN'NY ARADALANA(raha hitanlaisny any amin'ny dailymotion na youtube any letsy de alefaso eto a!)

-dada malala o o ! mampamangy amn rehetra any !
-tsy hoe sanatria oe miadaladala ah fa ny reviko ,reviko iany !
-dada malala o o ! EFA RAZANA IANAO FA TSY OUL
- KA RAHA INY HONO IANAO KA MIVERINA ATY ,
-DE TSY ANISAN'IREO FOKONOLONA OOO



hira fanaovambeloma an'i dada maputo !
5. ronaldo09 ( 28/08/2009 12:28)
=)) =)) =)) =)) =))
6. AndriambyII ( 28/08/2009 12:32)
Ra wuiwui njay io lé !! tssssss !! tsy poinse zany é !!hi hi hi hi hi !!aza masosotsa oa énao !! :-D :-D
7. terrywui ( 28/08/2009 12:33)
zany oe raha io hira io no halalinina r'ifiona de karazan'ny efa petsa ravalo zany ! ka vao miditra eo Ivato zany lery de tsy an'isan'ireo fokonolona tsony klé !! vao miditra eo defa razana izy zay !!
8. patrick2002 ( 28/08/2009 12:44)
Ka olona efa voan`ny retour d`age ireny alao rangahy samborina ah! ,na izy mijanona any afrika miaraka @ ravalo ,efa miteniteny foana ,mba gasy ihany ianao koa hanala-baraka tafika malagasy .
9. xxx ( 28/08/2009 13:11)
patrick2002:

Ka olona efa voan`ny retour d`age ireny alao rangahy samborina ah! ,na izy mijanona any afrika miaraka @ ravalo ,efa miteniteny foana ,mba gasy ihany ianao koa hanala-baraka tafika malagasy .



LA VERITE QUI BLESSE angaha ilay nolazainy :-D :-D :-D
10. ntss ( 28/08/2009 13:16)
mbola patiny fotsony zany aleo i 8 itonatonana eo de itanareo ny hahazo azy e
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
11. terrywui ( 28/08/2009 13:20)
mba tohizo rankizy le hira fanaovambeloma io ambony io s'il t plé a! ha ha ha ha !! rahery zao sur fa mahay tsara an'io fa mody fannn lery ! efa nirainlah tam faha-5taona ny serasera io !!

Aiza tokoa letsy rahery no atao le annif n'ny serasera fa toa efa misy pub bedebe itako any klé ??
12. ndotofetsy ( 28/08/2009 13:29)
i sarla no filohampirenena :^) :^) :^) :^) :^) :^)

raha nitohy teo koa mety nosamborina i rajoelina fa i ndefo no atao filoha après charles

hin han
=)) =)) =)) =))
13. ndotofetsy ( 28/08/2009 13:34)
i sarla no filohampirenena :^) :^) :^) :^) :^) :^)

raha nitohy teo koa mety nosamborina i rajoelina fa i ndefo no atao filoha après charles

hin han
=)) =)) =)) =))
14. locl ( 28/08/2009 14:12)
Tsy mbola hitan'i Charles ny maimbo ka misarondoha mangetotra, c'est la fin du temps pour le HAT, tokony hanaiky izy, ary efa hitany tsra izany izao fa misy ankolafiny hanohitra azy eo.
tena demony fa ny tandrony sisa tsy maniry
15. terrywui ( 29/08/2009 08:45)
natory tsar ve locl halina ?

:^) :^) :^) :^) :^)
16. ratavao ( 29/08/2009 09:11)
Aokanareo Dadanay an! I Dada I (R8) ve efa ataonareo an'izao de i Dada2 (Manandafy) mbola toy izao ihany. Nefa refa nandinika aho de ireny no zatra tamin'ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana.
17. terrywui ( 29/08/2009 09:15)
Aokanareo Dadanay an! I Dada I (R ve efa ataonareo an'izao de i Dada2 (Manandafy) mbola toy izao ihany. Nefa refa nandinika aho de ireny no zatra tamin'ny lalan-dririnina ka fahavaratra avy no manao hitsin-dalana.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D
18. pikatti ( 01/09/2009 05:03)
« S’il veut faire venir ces africains, il a qu’à les faire venir, on les attend de pied ferme,

kay sanà le caposaty kely bevorondamba hotran'i wiwi tonga de niforitra :-D :-D :-D
19. fijo ( 01/09/2009 22:28)
efa mahatsapa aloha ry sarlakely izao,fa efa misy sahy manohitra azy izao,ka mety efa mba hisaina kely amin'izay.
20. xxx ( 02/09/2009 12:49)
Miaramila tsy ahoan-tsy ahoana ny miaramila gasy ary raha nisy fototry ny problema ankehitriny dia tsy afa-miala amin`izany ny Tafika . Tokony hisy fepetra henjana ho raisina amin`ireto tafika ireto satria tsy tokony hoe izay fatim-boto rehetra manam-bola dia afaka hampiasa ny tafika amin`ny fitadiavan-tseza sy fanonganam-panjakana daholo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495