Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 25/08/2009 08:18)
Mba ampio ee
Za aty an-dafy manam-bady vazaha aho ary hanam-bahiny tsy ho ela zahay mangataka sakafo gsay ireo vahiny ireo ny mba haiko de compose ,mofo akondro,bolety de efa leo anireo ny vadiko fa mitady zvt haf... tohiny
xxx ( 25/08/2009 08:17)
Ahoana ny fika elàna @ vady refa misy zaza
I madama efa milamina be! sady tsy miasa, mahazo fiara, solàfa 2, tsisy blème ara-bola, miantsena fona. Ramose ndray ny blèm, varina miasa sady be andraikitra, ka nihodina madama ary farany dia t... tohiny
novalian'i manangoro ny 05/09/2009 20:58
mion ( 25/08/2009 07:45)
vehivavy matavy mila bandy be lasantsy
Inon marina no tena tian'ny vehivavy e, matavy sa mahia. misy matavy mba te ahia nefa tsy mety manao karemy sy sport. Misy mahia mba te hatavy nefa tsy mety minan-kanina (RS koa anatiny) naha remar... tohiny
novalian'i Papoose ny 29/08/2009 19:48
mion ( 25/08/2009 06:10)
Fara andro: 144 000/5milliards oe ny isan'nireo voavonjy?
araka ny Baiboly dia 144 000 ihany no isan'ny oul voavonjy @ fara andro, ataoko fa tsy interprétation io na transformation artistika/poetika ny faminanian'i Jaona fa nombre exact. Raha dinihina ir... tohiny
diloo ( 25/08/2009 00:25)
Le PM des légalistes libéré hier Manandafy parti à Maputo
Arabaina izany fa navoaka tsy fidiny ny Ray-aman-dreny be Manandafy. Nilaza azy ho mafy be ingahy Sarles, kanefa dia very maina sy nampijaly olona @'ny tsisy antony. Tsaroko falifaly ery ny mpiseras... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:07
vitamatavy ( 24/08/2009 23:02)
lasa nitsoaka matanjaka hono ry andrywui sy hy fiakams
rehefa avy nifoana tany @ pikatti sy noue i andry wui dia nilaza fa fa tsy hanao politika intsony aorinan'ny MAP auto2 fa hiova ho hendry tsara amin'izay ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:39
xxx ( 24/08/2009 21:31)
clin d'oeil
inona moa no tena dikany mpimaso ilany ireny , olona tara,mikoty v sa olona misy tic fotsiny? (olona tsy tena mifankafantatra firy fa miresaka2 kely fotsiny no nanao anio fihetsika io... tohiny
novalian'i Papoose ny 11/09/2009 16:54
bazylou ( 24/08/2009 17:32)
aiza le gasy milaza azy hoe mahay
sy mandroso ary mandala ny fihavanana e?? aiza le gasuy le lazainareo mianakavy hoe mbola neutre sy bonne ary be diploma sy intelligent noho i tgv sy ireo antidahy isany iretsy e?? aiza , toa zary tro... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:04
Simpona ( 24/08/2009 13:53)
Kiraro trekking
Aiza kay izao no misy magazay mpivarotra ireny kiraro fanaovana dia an-tongotra lavitra ireny na "trekking" (chaussure de marche) eto Tana fa hatram' nahavaky ny tanana teto de tsy hita tsony... tohiny
novalian'i ni81 ny 01/09/2009 19:38
penguin ( 24/08/2009 09:34)
Tsy fanasana vangy fa FITADIAVANA VAHAOLANA izao.
Mba menatra ry tarika tgv fa fotoana famahana olana ary fampandrosoana ny firenena izao fa tsy faly hiady sy hilaza ho mpandresy hatrany akory. Ny sasany dia milaza ny hoe : HIRAVAKA NY VANGINY satria... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:02
nathie86 ( 24/08/2009 09:17)
athlétisme
Usain Bolt le record man en 100m, trop mety ho tafidina 9/40 v ny performance an'lery??? Ary ilay sipa lazain'ny vao2 fa oe mise en doute ny féminité any, tsy rariny kosa iny an, ko ratsy ra hoe ho... tohiny
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:33
xxx ( 24/08/2009 08:23)
devise
Salama daholo e! Hono ho aho ry reto raha ndeha ho any dago dia devise ohatrinona no az ho entina ( ny ambony indrindra) sa miankina amin'ilay firenena nivahinanana. misaotra betsaka amin'ny fahatsram... tohiny
novalian'i ditra ny 08/03/2010 18:38
fidinirina ( 24/08/2009 07:27)
Ny baiboly : fanekena ...
[b][color=blue]Ny baiboly[/color][/b] Ny baiboly dia boky, fitambarana boky maromaro (66 no isany) voasoratra sy voakambana nandritry ny arivo taona mahery. Boky tantara tokoa izy satria mitantara ... tohiny
majesty ( 24/08/2009 05:19)
Mifanakiana fa miray hina hatrany !
Rehefa jerena ny dinika mifanesisesy tato dia betsaka ny protestant no manohitra ny katolika (toy ny hoe masina Maria e,i Md Piera e ...sns) kanefa ry Môpera sy ry Pasitera ary rehefa fotam-pivavahan... tohiny
niryna ( 24/08/2009 03:54)
Menopause:famantarana azy sy ny mba tsara ho fantatra
Mba mizara izay kely fantatro aho fa mbola tsy any aloha fa na dia izany aza mba tsara ihany ny mahalala zavatra kely e. Ny lehilahy ve mety ho tonga izany koa ? yep retour d'age ohatra ,hi,hi ... tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2009 04:30
VAVYTOKANA ( 23/08/2009 22:22)
fampirafesana
slt! aiza lay olona hiresahako @ zao? ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 24/09/2009 22:29
zoam ( 23/08/2009 21:33)
aiza ho aiza amin'ireo i Andrywui
http://menalamba.wordpress.com/2009/08/ ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 17:59
diloo ( 23/08/2009 18:16)
Joaquim C. « L’article 22 de la Charte ne sera pas révisé>>
Le chef de la médiation conjointe du GIC, Joaquim Chissano, a été ferme : « Les accords de Maputo en général et l’article 22 de la Charte en particulier relatif à la mise en place du ComitÃ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:43
bazylou ( 23/08/2009 18:02)
madagasikara, prezda 20.000.000 isa
izay no vaha olana e :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:26
bazylou ( 23/08/2009 17:49)
tsy misy hafa tsy faux riche ao mada
olona mpivelona amin'ny vola omen'ny vazaha , izao izao no porofo, fa vao lasa i ravazaha dia very daholo ny gasy 20.000.000 sy ny 4x4 be 1 miliara ar. :-D :-D ... tohiny
novalian'i hanjaris ny 22/09/2009 11:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5874