athlétisme

1. nathie86 ( 24/08/2009 09:17)
Usain Bolt le record man en 100m, trop mety ho tafidina 9/40 v ny performance an'lery???
Ary ilay sipa lazain'ny vao2 fa oe mise en doute ny féminité any, tsy rariny kosa iny an, ko ratsy ra hoe ho manja kely daholo ny ol klé.
novalian'i rhina ny 22/09/2009 09:33
2. Simpona ( 24/08/2009 14:00)
Le resaka sipa sa bandy iny kosa aloha tsy azoko e. Misy participant nametraka fitarainana ve no mahatonga ilay fanadihadiana hatao sa inona?
De hosavaina ve zany ny fikan'le sipa sa halalinina miits 8O 8O :-D :-D

Inona no lalana mifehy ireny eo am sehatra iraisam-pirenena, hatraiza ny fanajana ny mahaolona azy?? Ny mahavevavy azy manko e :-D :-D :^) :^)
3. nathie86 ( 26/08/2009 11:24)
hahahahaha, lool ko zany fa na izany aza aloha tena ôtrany kofa b ilay sipa eh mdrrr :-D :-D
4. ikaretsaka ( 01/09/2009 21:36)
@ manaraka kao tsy tokony hiklaoty rehefa mihazakazaka de ze nisalasala mangina e
5. tywa68 ( 02/09/2009 07:51)
Hanahirana ihany raha hiazakazaka mitanjaka zany an ! alohan'ny hanekena azy mihitsy d tokony jerena ny maha vavy na lahy azy, fa tsy rhf nahazo vao hoe tsy vavy eeeeeeeeeeeee
6. ikaretsaka ( 02/09/2009 18:26)
t@ andron"ny grika sy ny romanina aza a poil rehefa manao athletisma ko :-P
7. rhina ( 22/09/2009 09:33)
nathie86:

Usain Bolt le record man en 100m, trop mety ho tafidina 9/40 v ny performance an'lery???
Ary ilay sipa lazain'ny vao2 fa oe mise en doute ny féminité any, tsy rariny kosa iny an, ko ratsy ra hoe ho manja kely daholo ny ol klé.


mondaka == oaina
be mintsy ny fotsy hoditra fa rehefa resy zany ry zareo d manao resaka otran'io foana e!!!!
mba misy hahataoran'ireo fotsy hoditr'ireo antsika mainty oditra ko ne e!!!
io azakazaka io io tena miondrika mintsy reo
aleo tohanana ny otratsika e!!!
vavan'ny malemy reny !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1528