Mba ampio ee

1. xxx ( 25/08/2009 08:18)
Za aty an-dafy manam-bady vazaha aho ary hanam-bahiny tsy ho ela zahay mangataka sakafo gsay ireo vahiny ireo ny mba haiko de compose ,mofo akondro,bolety de efa leo anireo ny vadiko fa mitady zvt hafa ka mba mangataka fanampiana avy aminareo aho marihiko fa tsy ao france aho ka tsy mahita tsena gasy .Misaotra mialoha :wink:
2. tywa68 ( 25/08/2009 08:30)
Jereo ary @ resaka Sakafo fa maro2 ny safidy ao :lol: :wink:
3. xxx ( 25/08/2009 08:33)
efa nijery tany aho fa tsy nahita zay no nahatonga ahy hanoratra eto
4. booboo ( 25/08/2009 08:48)
Tsy nahita ahoana ? nefa zà nahita gana nahandro gasy, tripy, vorontsiloza nahandro gasy ? motika gasy aby izany...
5. ni81 ( 25/08/2009 09:00)
Tsy nijery ny dinika tany afovoany tany angamba ianao dia tsy nahita an'ity. Ohatra iray fotsiny io fa aseseo ange e! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49fa8df176d00
6. ni81 ( 25/08/2009 09:06)
misy karazany maro koa ato http://razafimalala.free.fr/Recette/SommaireRecette.htm
7. xxx ( 25/08/2009 12:47)
tsy ratsy kosa io site misy nahandro gasy io an merci n81 nanome anio an :lol:
8. ravonjison ( 26/08/2009 09:32)
booboo:

Tsy nahita ahoana ? nefa zà nahita gana nahandro gasy, tripy, vorontsiloza nahandro gasy ? motika gasy aby izany...



Aiza izany gana nahandro gasy izany fa mba tena ilaiko koa ?
9. booboo ( 26/08/2009 11:43)
tsy mahay ilay jereo eto zà fa ao am-povoany² ao @ dinika " sakafo " ao ihany kah
10. tywa68 ( 26/08/2009 12:05)
ga ga ga :-D tonga d nobataiko fa tsy hainay koa e :-D

Mpandefa : fafahfy [ Valio ] 01-05-2009 07:51:45
Lohateny : gana nahandro gasy

salut ! daholo mba misy afaka manome fomba fahandro gana amin'ilay tena nahandro gasy ireny ve azafady e ! de misaotra mialoha mamaly
Miverina ery ambony

1. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 05-05-2009 20:58:32
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
ataovy sauce miaraka @ tongolo gasy sy sakamalaho dia vita e! atao somary ridritra fa tsy sauce beh ann, aza asiana voatabia fa tongolo fotsiny, dia alohan'ny androsoanao azy dia raraho, kotomila voatatika eo amboniny, dia mazotoa homena! Miverina ery ambony

2. Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 06-05-2009 01:47:19
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
slt njy sipagasy tsy aleo iany v ky asina tomaty fa ny oull minana tômaty ony tsy voany alzaiméra. avy asina tômaty d ampina karry mety tsara kou an! lol bon bref! ny sakafo tsisy sôsy tômaty kou alou d tsy mampatavy é! Miverina ery ambony

3. Mpandefa : Baovola2 [ Valio ] 07-05-2009 11:31:15
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
hummm matsiro izy zany

vatana gana mihitsy io ve sa raha efa tapatapaka dia atao toa io koa dia matsiro ihany ? Miverina ery ambony

4. Mpandefa : rova30 [ Valio ] 12-05-2009 23:22:15
Lohateny : Re : gana nahandro gasy

Ny fomba fahandro gasy matetika ilay tetehana ka! Dia andrahoana maharitra anaty vilany miaraka amin'ny saosy hahamasaka azy!
Sakamalaho, tongologasy,tongolo (échalotte) atao misimisy, kary,poavra maintso, azo ampiana anan-drano koa rehefa akaiky ho masaka dia ritina! tsy adino ny sira a!

huuuuum mampilendalenda koa izy izany! Miverina ery ambony

5. Mpandefa : fafahfy [ Valio ] 14-05-2009 09:23:39
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
misaotra @ torohevitra ; fa nasiako tomate kely ihany le izy alo fa tsra e
le nasiana poivre ko nanome tsoro hafa azy mintsy e
mankasitraka e
Miverina ery ambony

6. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 18-05-2009 14:00:59
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
aiza ny anjaranay? Miverina ery ambony
7. Mpandefa : fafahfy [ Valio ] 20-05-2009 12:04:16
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
efa lany fa @ manaraka ndray
Miverina ery ambony
8. Mpandefa : pseudo38 [ Valio ] 16-06-2009 18:29:26
Lohateny : Re : gana nahandro gasy
Bezour,
Ny gana nahandro gasy "nature" dia tsy mety.
Miala tsiny aho raha mifangaro ny teny frantsay sy malagasy.
En fait il y a 2 possibilités :
1 - Tu as un canard "mifaha".
2 - Tu as un canard normal.

Dans tous les cas, voici ma recette.
- Tu découpes le canard en morceaux à la façon malgache et tu les sales.
- Dans une cocotte en fonte (de fer ou d'alu), tu fais fondre à feu doux de la graisse de canard sinon de l'huile d'arachide.
- Quand la graisse commence à "chanter", tu fais dorer tes morceaux. Tu réserves sur un plat.
Une fois tous les morceaux dorés, tu les mets dans la marmite et tu rajoutes de l'eau à hauteur et dès l'ébullition, tu réduits le feu et tu laisses mijoter pendant 2h au moins si ce n'est plus.
Ton canard sera cuit quand la peau commence à vouloir se détacher. Il sera fondant.
Bon appétit.


:lol:
11. booboo ( 26/08/2009 12:42)
:-D :-D
ga ga ga
12. Lejoba ( 27/08/2009 00:32)
miverina ery ambony, lol
:-D ^^ :-D :-D
13. ravonjison ( 28/08/2009 15:52)
Misaotra betsaka e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3145