Joaquim C. « L’article 22 de la Charte ne sera pas révisé>>
1. diloo
(
23/08/2009 18:16)
Le chef de la médiation conjointe du GIC, Joaquim Chissano, a été ferme : « Les accords de Maputo en général et l’article 22 de la Charte en particulier relatif à la mise en place du Comité de Réflexion sur la Défense et la Sécurité nationale dont chaque mouvance désigne chacune deux membres ne feront plus l’objet de révisions. »
Mikoropaka izany ny Cemgam fa mety ho very finanana sy tsy hafaka mampijaly ny vahoaka tsy manantsiny raha raikitra ny Maputo II.
Ny vaha olana farany ho an'i Charles sy i Lylisson raha raikitra ny Maputo, dia ny manery ny mouvance Rajoelina hanendry azy roalahy ho solotena ny HAT ho mambra ny CRDSN.
Mety tsy anaiky azy roalahy io anefa i Andry R. satria io ny occasion hafahany mihataka ireo miaramila roalahy mahery vaika ireo. Ary hifidy miaramila hafa mendrimendrika kokoa.
Hasaka ve i Andry? Sa voafatotra mandrik'izay @'i Charles sy i Lylisson?
Etsy andaniny koa anefa, dia mety matahotra ihany izy roalahy, manoloana ny miramila manontolo, izay tsy niteny firy fa miandry ny fotoana hafahana manao enquétes ny exactions natoandreo, manoloana ny malagasy manontolo, izay nampitahorana sy novonoina mihintsy t@'ny basy(actes lâches).
Mahery ihany ny GIC k'ity. :wink:

novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:43
2. Mirananirina
(
24/08/2009 12:55)
Dia inona moa fatsy miandry ny rariny sy ny hitiny eto foana e.Azy ny fanjakana ka izay tiany no tsy maintys ataony,hoy ny tgv tao izay.Ny miaramila moa afaka hanao inona e??? :( eo ambanin'ny fanjakana io.Ireo ihnay no mandidy amin'izao,zay hita fa tsy rariny mihitsy.
3. bazylou
(
24/08/2009 17:28)
ie miandry ny rariny mandra pahafaty e, :-D , raha hisy aza ny rariny, :-D :-D
4. pikatti
(
26/08/2009 18:43)
raha hisy aza ny rariny,
ka na i bitovoalavo aza leity miandry rariny @ capsat ao ao koa ahoana elah no voatsindry hazo lena lava ao klé :-D