Menopause:famantarana azy sy ny mba tsara ho fantatra

1. niryna ( 24/08/2009 03:54)
Mba mizara izay kely fantatro aho fa mbola tsy any aloha fa na dia izany aza mba tsara ihany ny mahalala zavatra kely e.
Ny lehilahy ve mety ho tonga izany koa ?

yep retour d'age ohatra ,hi,hi
ireto aza misy fomba ahafantaraana azy fa efa kely sisa dia any :

Tsembo-dava indrindra amin'ny alina
Be fanadinoana .....inona koa ?

dia anareo no manohy izay mba fantatrareo
lasa mitombo lanja...indriandray misy miantso hoe madame be tsy kivy oops!

misaotra mialoha
(l) niryna

novalian'i niryna ny 03/09/2009 04:30
2. niryna ( 29/08/2009 05:22)
Ireto ary misy vitsivitsy ahafantarana hoe efa manomboka miala any

fotoana tsy normale
rera-dava
mivoaka atsemboana amin'ny alina
mitombo ny lanja
fanimpanina lava
nono marary
ny vanintaolana marary
3. niryna ( 03/09/2009 04:30)
Misy koa olona tonga fotoana izy ka tsy normale ilay regle fa mandeha be dia avy eo indray tsy misy ,io koa dia efa fambara hoe mananontanona ilay izy :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.521