Menopause:famantarana azy sy ny mba tsara ho fantatra
1. niryna (
24/08/2009 03:54)
Mba mizara izay kely fantatro aho fa mbola tsy any aloha fa na dia izany aza mba tsara ihany ny mahalala zavatra kely e.
Ny lehilahy ve mety ho tonga izany koa ?
yep retour d'age ohatra ,hi,hi
ireto aza misy fomba ahafantaraana azy fa efa kely sisa dia any :
Tsembo-dava indrindra amin'ny alina
Be fanadinoana .....inona koa ?
dia anareo no manohy izay mba fantatrareo
lasa mitombo lanja...indriandray misy miantso hoe madame be tsy kivy oops!
Misy koa olona tonga fotoana izy ka tsy normale ilay regle fa mandeha be dia avy eo indray tsy misy ,io koa dia efa fambara hoe mananontanona ilay izy :D