devise

1. xxx ( 24/08/2009 08:23)
Salama daholo e! Hono ho aho ry reto raha ndeha ho any dago dia devise ohatrinona no az ho entina ( ny ambony indrindra) sa miankina amin'ilay firenena nivahinanana. misaotra betsaka amin'ny fahatsram-po
novalian'i ditra ny 08/03/2010 18:38
2. Seeno ( 04/02/2010 06:51)
Io dray d miankin @projet ho ataonao, hitsangatsa v? d inn dahol n zavtra met ilaina, pendant fir mois.
mdependr bdb @zay tinao ato e!
ny tombon fotsn d rah av an ivelan enao d amban b mints n court n dago d manan tombon b zan enao @resa-bol.
3. ditra ( 08/03/2010 18:38)
moins de 50 000euros pas besoin de déclarer; veloma an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2419