Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 23/08/2009 17:46)
tokony akombona ny vava sy ny v..d ny gasy rehetra
rehefa tsy misy maharesy an'i tgv; fa lany andro e, izay maputo midona amin'ny poto lava izao no anadaniana andro eto, beeeuurrk :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:56
diloo ( 23/08/2009 17:02)
André Ramaroson « Le GIC devrait rester facilitateur »
Ary toa matahotra mafy mihintsy ingahy Ramaroson tsy anjaka toa ny fomba fanaony nandritra ity vanomptoana HAT ity e. Toa malahelo tsy afaka mampijaly vahoaka tena izy, atsy ho atsy. Ary toa tsy ma... tohiny
novalian'i penguin ny 24/08/2009 09:30
sitlo ( 23/08/2009 13:05)
menalamba
Fa maninona hoy aho ilay gasy no tsy mba manaja ny mpitolony mihitsy e? Anenenana daholo izao tolona rehetra izao. Tsy izany fa tamin'ny erinandro izany dia nisy fianakaviana nanao famadihana tamin... tohiny
novalian'i soanja ny 08/07/2010 14:10
ndotofetsy ( 23/08/2009 12:24)
matotoa ve i jesosy
Azo atao hoe matotoa ve i jesosy raha nitsangana t@ maty (revenant) de avy eo niakatra any @ avo sa inona no azo hilazana azy :^) :^) ... tohiny
novalian'i cutie ny 27/08/2009 13:09
ni81 ( 23/08/2009 11:22)
Fahazavanao
Henoy ny hafatra entiny ao! http://www.dailymotion.com/video/x7uok8_fahazavanao-bodo-et-rojo_music ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 04:44
rakotoline ( 23/08/2009 10:21)
hono a
ratoa v misy mpivady hanao divorce nefa rangaha tsy manaiky dia mety vite iany vé,aty frantsa io,ary marina vé zay malala fa makany any notaire dia vita,ary ny momban'ny annulation dr mariage,ahoana... tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:50
hana ( 22/08/2009 23:44)
Foulpointe
Miarahaba sy mahatsiaro manokana ireo avy any Foulpointe, na izay manana ifandraisana any. Efa sary no hitako sy ny resaka fanarenana ny tanàna. Mba misy afaka milazalaza izay niseho ve? Antony nah... tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2010 19:30
crasoa ( 22/08/2009 16:04)
mba omeo
mba omeo caracterna refiny lohany zaza .ho anareo reny efa niteraka fa ny ahy 8 cm ny refiny lohany zaza 8 moi de ioomenareo io no halalako oe tokony ho limitena amzay ny sakafo ho haniko na tsy ... tohiny
crasoa ( 22/08/2009 15:49)
inn kay no dikany fyi
inn kay no dikany fyi fa ampiasainy ao ampiasana fona fa tsy mazava amiko mintsy misaotra simbol oatrany le lol ihany io ... tohiny
novalian'i rtcflora ny 25/05/2010 19:42
bazylou ( 22/08/2009 08:43)
izay be mokony noho i tgv izao
no tsara maka ny fitondrana, raha mahay. rehefa tsy misy ny mahay noho i tgv dia amazotoa manaradrenirano daholo ry tsonjo maty, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:59
xxx ( 22/08/2009 06:48)
seza tgv
akory dol dia tgv iany izany no lehiben'ny tetezamita mandra-patonga ny fifidianana sa tsy marina io,izy no niantomboka ny tatara teo :^) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:25
Envy7 ( 22/08/2009 04:46)
Hatsikana,mety ho akamatatra koa
Maninona ny viavy no tia fitaratra(miroir).Raha mahay ny valiny nareo.... tohiny
novalian'i rhina ny 08/09/2009 14:46
ravakamalala ( 21/08/2009 20:34)
Fiderana an Andriamanitra
Misy fomba maro azo entina midera an Andriamanitra, ohatra hoe ny mihira izao, dia rehefa mihira dia mifangaro ao ilay fitiavanao mihira, sy maheno ny hatsaran ny feo sy ny hakanton ilay mozika, dia t... tohiny
novalian'i ni81 ny 24/08/2009 19:26
Noue ( 21/08/2009 19:34)
Rajoelina, il n'écoute personne
zany hono eee ! rajoelina tsy mety mihaino an'iza na iza fa miandry an'i la frantsa !! atao inona ??? [size=70][color=blue][b]L'accord signé dans la nuit du 8 au 9 août à Maputo (Mozambique) ... tohiny
carson ( 21/08/2009 17:57)
14 taona manao sipa
Raha ny Baiboly izany no alaina tahaka dia tokony ho 14 taona eo ny olona dia efa manao sipa. Dia eo ho eo amin'ny 18 taona dia mivady. Tsy hisy hahavita fianarana raha izany.... tohiny
novalian'i rhina ny 25/09/2009 06:07
bazylou ( 21/08/2009 17:46)
dia tena mahafinaritra mihitsy
ny mahita ireto vahoaka 20.000.000 lany andro lalaovin'iretsy 4asy sy gaufrety iretsy marina, ampiana ronon antavy dia voky daholo izy mianakavy; ntssssooo aza manambe e,, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:36
bazylou ( 21/08/2009 17:11)
ankamantatra
maputo firy ary no ho azo mandra-pahatapitr'ilay 15 volana e????? izay mahita ny valiny dia omeko vatomamy :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:35
niryna ( 21/08/2009 15:32)
Na ondry iray ihany aza no voavonjy dia efa zava-dehibe izay
Ny fahasoavan'ny Tompo anie homba antsika tsirairay avy.Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny fitiavany ,ny fahasoavany ,ny famonjeny ary ny famindrampony ho antsika rehetra. Hoy ny tanta... tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 04:55
niryna ( 21/08/2009 15:01)
Maninona ny ankizilahy no tia mampijaly biby?
Raha jerena ny statsitique dia tia mamony biby ny ankizilahy raha oharina ny ankizivavy.Ny fampiadiana tanalahy aloha dia manginy fotsiny ,vonoiny rehefa resy ilay tanalahy ,asiany kambavy kely miarak... tohiny
novalian'i soanja ny 25/08/2009 22:59
niryna ( 21/08/2009 14:50)
Mahasoa amin'ny sofina ,maso sy ny sens rehetra
Mba misy mahalala sakafo na zavatra tokony atao ve isika ka mahasoa ny maso ,sofina sy ny sens rehetra? ity ary misy mahasoa antsika sady mino aho fa misy any amintsika: ny apongambeandanitra na po... tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 04:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.057