Hatsikana,mety ho akamatatra koa

1. Envy7 ( 22/08/2009 04:46)
Maninona ny viavy no tia fitaratra(miroir).Raha mahay ny valiny nareo.
novalian'i rhina ny 08/09/2009 14:46
2. artefy ( 22/08/2009 05:30)
heveriny fa iny no vadiny... :D
3. menalamba ( 22/08/2009 07:47)
Satria ny viavy matetika mianika eny ambony aviavy!!! nanantonana kay mpamosavy... maty ah sann..bavvv!!! :^) :^)
4. Envy7 ( 22/08/2009 08:08)
mbola tsy valiny,zay mahalala ny valiny o
5. sapele ( 22/08/2009 09:57)
eo @ fitaratro misy soratra hoe (Fa Tsara IANAO),amiko ny olona tsy tia ny tenanay no tsy tia mijery fitaratra.
6. sapele ( 22/08/2009 10:00)
betsaka koa ny lehilahy no tia mijery fitaratra ka,,,,,,,,,,?
7. Envy7 ( 22/08/2009 12:35)
tafiditra ao ny lailahy,raha mahavita ny vitany viavy.efa manakaiky makany aminy valiny.
8. tenompitia ( 22/08/2009 16:27)
satria ny fitaratra no mba resiko fa tsy miteny
:oops:
9. xxx ( 22/08/2009 17:14)
Mjery bika ambany ny vehivavy,ny lehilahy mijery bika ambony sandry sy nofo tratra.
10. Simpona ( 24/08/2009 13:02)
Mijery de manotany tena hoe
- nenatavy ndray ve za zany?
- nitombo ndray zany feako zany
- mba misimisy zany vodi zany fa fenofeno ndray ny pataloha androany
- ao tsara ve le nono?
- ...bobaka be ny fanotanian'ny vehivavy eo anoloan'ny fitaratra
11. nathie86 ( 24/08/2009 13:17)
satria te ho tarafin'ol hihihi :roll:
12. ari.malala ( 24/08/2009 13:35)
miroir, dis moi qui est la plus belle :-P
13. Envy7 ( 24/08/2009 14:31)
marina avokoa reo,omena sa miandry,namana hafa ny valiny tadiavina?eo fa
14. Bazily ( 25/08/2009 07:04)
Satria izy mitady ny ho tsara hatrany :lol:
15. Envy7 ( 25/08/2009 12:45)
omena amzay rangah ny valiny a,raikitra a
16. Envy7 ( 25/08/2009 12:49)
omena amzay rangah ny valiny a,raikitra a
17. Envy7 ( 25/08/2009 12:49)
omena amzay rangah ny valiny a,raikitra a
18. kwit ( 26/08/2009 06:35)
Omeo am zay kousa ny valiny eh !
19. Envy7 ( 26/08/2009 13:22)
ny viavy ,ao an-dakozia ao fona no tazana mazana.dia inn oy nareo no ifandraisany fitaratra amzany?
20. ari.malala ( 27/08/2009 06:26)
tsssssssss bola fanontaniana ian v ranga nef za efa nanantena b oe valiny amizay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5883