Hatsikana,mety ho akamatatra koa

21. Envy7 ( 27/08/2009 19:18)
aza tomany mo e.ny itiavany viavy fitaratra ,hoy ny atsasa-manila zay nilaza. ijerena harina an-tava taoko tsotra be i .
22. Papoose ( 27/08/2009 20:17)
fa inona no dikan'le "harina?"

tsisy idirany ity fa tiko ne le sarina fo avataranao ry envy7
23. nathie86 ( 28/08/2009 06:24)
arina zany ry papoose ilay maintimainty azo @ vilany iny an, refa mampiasa kitay no tena feno ny vilany. Ny charbon ko atao oe arina, arina no iz fa ty harina
24. Envy7 ( 29/08/2009 04:12)
Papoose> ento hoanao,dieny mbola tsy mandoro :-P io avatar io e. nathie86 saotra nanitsy an,arina zany no izy.ny viavy rehetra voalaza t@io akamatatra io,na ny any aminy dezaka be any aza.
25. tenompitia ( 29/08/2009 15:03)
eeee, tsy manaiky kosa zah ry Envy7 ah, lazainareo fa mpijery arina an-tava ndray ny vehivavy! mahonena
26. Envy7 ( 29/08/2009 17:13)
aza malahelo,fomban-javatra izany.
27. rhina ( 08/09/2009 14:46)
Envy7:

aza malahelo,fomban-javatra izany.


fomba njavatra ony zany reto a!!!
zavatra inona e!!!
hiiii!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.12