Maninona ny ankizilahy no tia mampijaly biby?
![](https://avatar.serasera.org/51c1cfe086eab694296a5eecd04296f0.jpg)
1. niryna
(
21/08/2009 15:01)
Raha jerena ny statsitique dia tia mamony biby ny ankizilahy raha oharina ny ankizivavy.Ny fampiadiana tanalahy aloha dia manginy fotsiny ,vonoiny rehefa resy ilay tanalahy ,asiany kambavy kely miaraka eo dia revo miady ilay tanalahy,ny akoho indray moa na lehilahy lehibe aza dia mampiady akoho ary misy aza tena miloka mihitsy,
Misy koa aza akoholahimbohitra kmandripaka ny akohovavy eraky ny tanana na ireny tovolahy mivezivezy etsy sy eroa mitety vavy ireny moa dia efa nomen'ny olona anarana hoe akoholahimbohitra,,hi,hi Hors sujet kely io an
Fa fanina mandraingiraingy mihitsy ny alika mirenireny anaovan'ny ankizy azy,ny akohon'olona moa dia maty toraka ,ny biby tonga misodisody eo an-tanana dia vonoindry zareo.
Inona tokoa no mahatonga ny ankiizilahy tia mampijaly biby e io no fanontaniako ,mahery setra ve sa misy fiantraikany amin'ny fiainany ilay izy ohatra hoe mamono ny rainy na tsy manandray ilay zaza na kamboty velon-dray na misy mahasorena azy amin'ny fiainana ?
misaotra mialoha
(l) niryna

novalian'i soanja ny 25/08/2009 22:59
![](https://avatar.serasera.org/075eaea9a5475a72337429d1474b0d00.jpg)
2. Ratoa
(
21/08/2009 22:08)
Ny ankizy rehetra fa tsy ny ankizy lahy ihany. Marina fa ny ankizy lahy manandrana sy mitsapa ny heriny. Ny ankizy vavy kosa mahala satria izy matetika mipetraka eo akain-dreniny. Fa ny fiten'ny psychologue dia hoe:"les enfants sont des prédateurs". tsy dia mahatsapa lotra koa izy fa mampijaly.
![](https://avatar.serasera.org/d850769d48a820168aa6bb5145a224a0.jpg)
3. sapele
(
22/08/2009 09:23)
indraindray izy io de nohon'ny fitaizan'ny ray amandreniny iany koa,misy ny vahiny na bibilava aza lalaovin'ny zananay ao an-trano,ny alika ,saka ,kisoa,ragidro,sokatra,volavo fotsy,etc,,,,reefa ty biby mbola kely ny zaza de tsy afaka ao aminy io na leibe aza izy matory miaraka @sakany sy ny alikany fa raha ny RR no tsy tia biby de mamono biby foana le zaza satri noeveriny fa fahavalo ireny.
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
4. soanja
(
25/08/2009 03:18)
niryna:
Raha jerena ny statsitique dia tia mamony biby ny ankizilahy raha oharina ny ankizivavy.Ny fampiadiana tanalahy aloha dia manginy fotsiny ,vonoiny rehefa resy ilay tanalahy ,asiany kambavy kely miaraka eo dia revo miady ilay tanalahy,ny akoho indray moa na lehilahy lehibe aza dia mampiady akoho ary misy aza tena miloka mihitsy,
Inona tokoa no mahatonga ny ankiizilahy tia mampijaly biby e io no fanontaniako ,mahery setra ve sa misy fiantraikany amin'ny fiainany ilay izy ohatra hoe mamono ny rainy na tsy manandray ilay zaza na kamboty velon-dray na misy mahasorena azy amin'ny fiainana ?
misaotra mialoha
(l) niryna
Tsara petraka ny fanontaniana.
Ny vavikely sy ny lahikely dia tsy mitovy ny fomba fitaran'ny atidohany rehefa miasa amin'ny fiodinany, ka io dia voajanahary tokoa satria efa hatramin'izany tamin'ny fahagolan-tany elabe dia ny lehilahy no mandeha mihaza, mamono biby hatao sakafo. Io fihetsika io (behavior) dia efa voajanahary ao anaty. Ny vavikely kosa raha mandinika isika dia tia mikarakara tokatrano, milalao eo an-tokotany ary mampirimpirina manao tsikonona ary tia milalao saribakoly. Satria nahoana? satria efa mirona amin'izay ho reninjaza na fiterahana na fokoloana ny hateraka ny sain'ny zaza na dia mbola tsy matotra sy fantany aza izany fa voajanahary avokoa.
Ny vatan'olombelona dia mifandraika lalandava amin'ireo sela sy hozatra ary ny neurons ny atidoha mitady hetsika hitsimohana lalindalina kokoa sy hisandrahana mifandraika amin'ny tian'ny atidoha hahatongavana. Efa voajanahary izany. Izay no mahasarotra ny mahita ny sarin-dahy sy sarim-bavy (ireo izay tena izy) satria mifangaro amintsika toe-batana hitan'ny maso izay any anaty kilaotiny.
Ny zazalahy dia mitaky action sy fiodinana ny sainy ary izay no mahatonga azy ireo ho voasarika amin'ny fiarakely na bimbimkely hoy ry zareo izay satria miodina ny kodiaran'iny ary ilain'ny mason'ny sy ny sofiny ary ny vavany ny mahatsapa ny fiodin'iny kodiara iny. Izay dia hitarika azy koa tia math na physics rehefa lehibe satria ireo no manome ny hetsika sy fomba ahitana vokatra fiodinana sy solution tsy resabe fa action. Na tsy manana fiarakely miodina aza izy dia ny tanany no manetsika ilay fiara hazo kely hanome ilay hetsika.
Izay saina hitanareo izany ihany no mitaky ny actions na fihetsika hita amin'ny fampiadiana akoholahy, tanalahy, bibikely, kijeja sns.. ary mipaka amin'ny famonoana biby.
Rehefa tonga amin'izay sehatra izay ny zaza iray na efa lehibebe dia tsy ampy ny fitaovana eo an-tanany ahafahany manovo fahalalana vaovao sy hetsika vaovao takian'ny sainy ka zary mifatratra amin'ny fihetsika tsy dia ankatoavin'ny fiarahamonina izany. Voajanahary anefa io hetsika io. Koa noho izay adidintsika lehibe no mitady sy mikatsaka lalandava ny fanatsara ny fanabeazana ireo tanora rehetra eo amin'ny firenena. Inona no mahasoa mifanaraka amin'ny sainy am in'io taonany io ka tsy hanimbany ny tontolo manodidina azy. Mbola milalao ve izy amin'io fotoana io sa efa miaina azy mihitsy???
Anjaran'ny ray aman-dreny, fiaraha-monina, firenena no mamolavola ny olony ho olom-banona ary io dia mitaky asa mavitrika avy amin'ny tsirairay avy. Raha kolotora eo an-tanana ny mampiady akoholahy dia izay no fahalalana mety hibahana ny ao an-tsain'ny zanakao raha mahita izany matetika izy. Tsy azy ireo no hadisoana!!!! Tsy ratsy ireo zaza ireo fa miaina amin'izay zavamisy eo iatrehany ny fitombony.
Diniho ny hetsiky ny zanakao isan'andro, isan'ora fa hamaky mazava ny momba azy ianao.
![](https://avatar.serasera.org/0afae44a9b563ff8a1ef95d232c8a1b0.jpg)
5. tywa68
(
25/08/2009 07:37)
niryna:
Raha jerena ny statsitique dia tia mamony biby ny ankizilahy raha oharina ny ankizivavy.Ny fampiadiana tanalahy aloha dia manginy fotsiny ,vonoiny rehefa resy ilay tanalahy ,asiany kambavy kely miaraka eo dia revo miady ilay tanalahy,ny akoho indray moa na lehilahy lehibe aza dia mampiady akoho ary misy aza tena miloka mihitsy,
Misy koa aza akoholahimbohitra kmandripaka ny akohovavy eraky ny tanana na ireny tovolahy mivezivezy etsy sy eroa mitety vavy ireny moa dia efa nomen'ny olona anarana hoe akoholahimbohitra,,hi,hi Hors sujet kely io an
Fa fanina mandraingiraingy mihitsy ny alika mirenireny anaovan'ny ankizy azy,ny akohon'olona moa dia maty toraka ,ny biby tonga misodisody eo an-tanana dia vonoindry zareo.
Inona tokoa no mahatonga ny ankiizilahy tia mampijaly biby e io no fanontaniako ,mahery setra ve sa misy fiantraikany amin'ny fiainany ilay izy ohatra hoe mamono ny rainy na tsy manandray ilay zaza na kamboty velon-dray na misy mahasorena azy amin'ny fiainana ?
misaotra mialoha
(l) niryna
Tsy ny lahy ihany fa na ny vavy aza d tia manitsaka vitsika ohatra :-D
Ny fitondràna ilay ankizy mihitsy io sy ny zavatra hitany manodidina azy d lasa manandrana mitoraka alika ohatra, satria heveriny fa kilalao iny, esorina ny elatr'ilay valala sy ny tongony ... d rehfa miha-lehibe d mipetraka fa tonga saina ho azy ... :lol:
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
6. ari.malala
(
25/08/2009 10:42)
sapele:
indraindray izy io de nohon\'ny fitaizan\'ny ray amandreniny iany koa,misy ny vahiny na bibilava aza lalaovin\'ny zananay ao an-trano,ny alika ,saka ,kisoa,ragidro,sokatra,volavo fotsy,etc,,,,reefa ty biby mbola kely ny zaza de tsy afaka ao aminy io na leibe aza izy matory miaraka @sakany sy ny alikany fa raha ny RR no tsy tia biby de mamono biby foana le zaza satri noeveriny fa fahavalo ireny.
Tsy voatery. Zà zao ts tia biby nefa ny zanako ts mamonomono biby zany!
![](https://avatar.serasera.org/075eaea9a5475a72337429d1474b0d00.jpg)
7. Ratoa
(
25/08/2009 12:51)
Misy foko maro , ny vhv no mpiaza fa tsy ny lehilahy. Misy ankizilahy, saribakoly no tiany fa tsy lefona . Misy ankizivavy basy no tiany fa tsy dînette. Misy ankizivavy, camion no manaitra azy fa tsy saribakoly. Ary samy manana ny toetsaina ilalao biby (saka, alikakely, voalavo sns) ny ankizy raha tsy ampitahorana. Dia eo ampilalaovavana izy no manandrana an'itsy sy iroa ary manipitsipy saka na alikakely na akohokely . Dia ampitoboiny foana ny setratsetra raha tsy arahamaso izy. Raha ny marina dia tia andranandrana ny ankizy mba ahafantarany zavatra sy ny fetran'ny heriny. Izay no tonga azy mamono fa dia mikajy ny hamono loatra izy. Ireo efa lehibebe koa dia izay ihany: expérience momba ny heriny sy ny fahaizan'ilay biby miharitra.
Ka tsy loza raha hoe "manana instinct de prédation ny ankizy". Tsy ho jiolahy daholo ny olona eto an-tany.
Ka tsy loza raha hoe "manana instinct de prédation ny ankizy". Tsy ho jiolahy daholo ny olona eto an-tany.
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
8. soanja
(
25/08/2009 14:33)
Ratoa:
Misy foko maro , ny vhv no mpiaza fa tsy ny lehilahy. Misy ankizilahy, saribakoly no tiany fa tsy lefona . Misy ankizivavy basy no tiany fa tsy dînette. Misy ankizivavy, camion no manaitra azy fa tsy saribakoly.
Raha resaka foko no tenenina dia resaka organisation eo amin'ny fiarahamonina izay fa tsy toetra voajanahary.
Isika olombelona dia tsy voatery hoe satria vavikely ilay zaza dia tsy hitia hilalao fiarakely sns... fa miankina koa fomba nitondran'ny ray amandreniny ny zaza na mbola tao ambohoka izy aza na ny manodidina azy no mahatonga ny zaza iray voasarika hanao zavatra iray. Misy dia misy koa ny zaza sarin-dahy sy zaza sarim-bavy.
Io hevitra nomeko io dia efa vita etude ary miaraka amin'ny stat. Avy amin'io no mahatonga ny fieritreretana ny kilalao amboarin'ny kompania isan-karazany ho kilalaon'ankizy mifandray amin'ny sex ananany sy ny taonany. Tafiditra ao anatin'io koa ny kilalao video sy ny ordi sns.... ary indrindra ny boky soratana/ sarisary hovakian'ny zaza mba hahasarika ny sainy.
![](https://avatar.serasera.org/28da24d1fc0aeff58222cdee8b5ea317.jpg)
9. Samoana
(
25/08/2009 15:00)
Raha ny statistika niainako indray anefa dia ny vavy no tena mpamono:
- Rehefa misy kadradraka tany dago de i Neny no misambotra sy mamona azy :-D
-Rehefa misy totozy dia ilay mpanampy vavy no midaroka izany amin'ny kofafa :-D
-Na ny flytox aza mbola i Neny no tena nampiasa hihihi :wink:

![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
10. ikaretsaka
(
25/08/2009 15:36)
arakarak"ilay hoe inona ilay biby hovonoina koa io ka...
raha hikaly bitro na voromailala zao ohatra de ny lehilahy no mamono fa ny sipa malahelo rehefa vonoina le iny...
raha voalavo na totozy izao ohatra de le vevavy no manao hoe vonoy iny fa ny lahy tsss manao heo avelao izy handeha
raha hikaly bitro na voromailala zao ohatra de ny lehilahy no mamono fa ny sipa malahelo rehefa vonoina le iny...
raha voalavo na totozy izao ohatra de le vevavy no manao hoe vonoy iny fa ny lahy tsss manao heo avelao izy handeha
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
12. soanja
(
25/08/2009 19:46)
Samoana:
Raha ny statistika niainako indray anefa dia ny vavy no tena mpamono:
- Rehefa misy kadradraka tany dago de i Neny no misambotra sy mamona azy :-D
-Rehefa misy totozy dia ilay mpanampy vavy no midaroka izany amin'ny kofafa :-D
-Na ny flytox aza mbola i Neny no tena nampiasa hihihi :wink:
Mbola tafiditra ao anatin'ny fikarakarana ny tokatrano sy filimanana ao anaty tokatrano izany ka. Asan'i Neny izany. Miahy ny tokatrano i Neny.
I Dada kosa no mitady sakafo. Efa tsy vanim-potoana fihazana aloha ny fantatro no niainanao. Resaka Ice age no resahiko eto fa tsy ilay vao omaly.
:-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
13. soanja
(
25/08/2009 19:51)
Ratoa:
Fehiny: tsy voajanahary fa nolovaina amin'ny fomba isan-karazany
Ny fitadiavana actions/ zavatra miodina/ mavitrika/ mandeha misy precision/ mandresy sy resy/ matanjaka sy malemy/ hery , hozatra no takian'ny sain'ny zazalahy. Voajanahary io.
Ny famonoana biby kosa dia vokatry ny tsy fahampian'ny fitaovana sy ny fahafahana manantanteraka izany filany izany hitera-bokatsoa eo amin'ny fiainany sy ny fiara miotriky ny fanabeazana manodidina azy tsy tody lavitra fa mbola marefo.
Ny tiako ambara dia aretin'ny fiarahamonina no mahatonga izany satria tsy ampy ny eo ampelatanana moa ny saina hahatakatra izany koa mety tsy ampy hanita-kevitra manoloana ny zavamisy eo ampelatanana.
![](https://avatar.serasera.org/62967292dde1f11623e1b8b892831338.jpg)
14. sipagasy
(
25/08/2009 20:49)
tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny mmhh tiako beh ny sarin'i soanja e!!!
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
15. ikaretsaka
(
25/08/2009 22:06)
soanja> tsy le hoe asan i neny loatra le izy ry soanha fa le hoe iza no mamono biby a
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
16. soanja
(
25/08/2009 22:58)
ikaretsaka:
soanja> tsy le hoe asan i neny loatra le izy ry soanha fa le hoe iza no mamono biby a
Diniho fotsiny ny akoho mikotrika e. Rehefa manantona azy ianao ka mitsabatsabaka ny toerana ikotrehany tonga de ketohany na tsingohfiny. Io no fahitako ny famonoana kalalao sy bibikely ao an-trano, ny eritreritra hoe ireto mety hanelingelina ny zanako sy momba ahy rehetra. Iny matetika tsy hanaitra an'i dada na hitany aza fa tsy rarahiany akory fa i neny tonga dia maka decision hoe ahoana no atao. I neny anefa raha mahita kalalao eny an-dalana tsy hihevitra hamono an'iny mihitsy. Fa jerevo anie ka raha hisy tigre hiditra ny trano, ny tanana dia tsy i neny sy ny kofafa no eo fa i dada sy sainy raha dada sahy izy. Io koa manko miankina amin'ny lehilahy tokoa. Misy lehilahy kanosa.
![](https://avatar.serasera.org/4d119b2385ef725f2c8225ca0ed30c7d.jpg)
17. soanja
(
25/08/2009 22:59)
sipagasy:
tsetsatsetsa tsy aritro fotsiny mmhh tiako beh ny sarin'i soanja e!!!
:-* :-* :-* :* ampitiavana hatrany.