ankamantatra

1. bazylou ( 21/08/2009 17:11)
maputo firy ary no ho azo mandra-pahatapitr'ilay 15 volana e????? izay mahita ny valiny dia omeko vatomamy :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par pikatti le 26/08/2009 18:35
2. pink ( 21/08/2009 23:30)
bazylou:

maputo firy ary no ho azo mandra-pahatapitr'ilay 15 volana e????? izay mahita ny valiny dia omeko vatomamy :-D :-D :-D :-D :-D


itony bazylou itony dia tena olona tsy misy fitiavana ny malagasy fa dia ny paosiny ihany no fantany.

Misy tombotsoa an'i bazylou angaha izao sitiuation izao?????
3. bazylou ( 22/08/2009 08:39)
ny an'i pink vatomangidy no azony :-D :-D
4. bazylou ( 22/08/2009 08:55)
ka ny paosin'iza indray ary??? samy mameno ny azy anie, :-D :?:
5. AndriambyII ( 22/08/2009 14:54)
Rehefa be loatra anie izy io dia ny hampiasana azy indray no ahazoana olana ry bazylou é !! eritrereto ireny olona milliardaire ireny . Tsy misy fahasambarana fa dia mirona any @ fananany foana ny lohany .Tsy misy fiainana vanona , ambonin'izany ny adidy tsy maintsy raisina @ izany sôsy be izany !! :lol: :lol:
6. bazylou ( 23/08/2009 17:48)
io indray ry nama na miliardera aza mbola mitady ny ngeza hatrany a, ka samia manangona ny azy dia vita,, :-D :-D
7. pikatti ( 26/08/2009 18:35)
omeko vatomamy

efa nanokatra vava koa anie leity i terryoui de lasa goakaoui é
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382