André Ramaroson « Le GIC devrait rester facilitateur »

1. diloo ( 23/08/2009 17:02)
Ary toa matahotra mafy mihintsy ingahy Ramaroson tsy anjaka toa ny fomba fanaony nandritra ity vanomptoana HAT ity e.
Toa malahelo tsy afaka mampijaly vahoaka tena izy, atsy ho atsy.
Ary toa tsy masaky mizesta miaraka @'ny miaramilany manokana sy ilay 4x4 fampitahorana ny tsy manantsiny.
Koa izao indray mitomany fa ny GIC dia tokony ho facilitateur, fa manjary tsy afaka manao aferafera lery raha mitohy ity Maputo ity. :wink:
novalian'i penguin ny 24/08/2009 09:30
2. zoam ( 23/08/2009 17:33)
efa miaka peo daholo ny hat sy ministre mety ho very seza ,tsy adino koa ny miaramila mpioko matahotra mafy ny sazy mety ahazo azy
3. penguin ( 24/08/2009 09:30)
Hajaina ny mpandraharaha Malagasy saingy tokony tsy hadinony fa tsy nahavita nampandroso avobe ny toe-karena teto Malagasy izy hatrizay fa ny sasany aza malaza ho mpitsetsitra sy mpanararaotra ary tena miantehitra amin'ny fanampiana avy ivelany. Noho izany dia fitiavan-tena ny filazana fa samy Malagasy ihany no mahavaha ny olana nefa ny vahoaka maro anisa tsindriana amin'ny tanjaky ny miaramila.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0653