Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
maeva74
(
31/08/2009 04:50)
Bon anniversaire Endrika
Fetinao androany koa dia mirary soa e! Andriamanitra hanome izay hiriana dia mitomboa fahendrena koa
Maeva74 :-* :-* (l) ...
tohiny
novalian'i milaibe ny 04/10/2009 07:35
endrika01
(
31/08/2009 04:27)
Lasa tsy manao veloma....
Lasa tsy manao veloma ,hono,namany tezitra,sa tsy izay mou,:D tsy ho eto anaty ny fotoana maharitraritra,dia mampilaza melou i ps endrika01.Raha misy ny hafatra dia apetraho fa valiako eo foana,refa t...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/10/2009 04:47
ndotofetsy
(
30/08/2009 14:24)
hosamborina izay tsy manaiky fa i ndefo no ho filohampirenen
hosamborina izay manarakaraka hat sy ny hafa eo fa hanokatra fitondrana vaovao i ndefo sy i sarla ary i deba
:^) :^) :^) ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:15
ni81
(
30/08/2009 08:20)
INONA NO ATAO HOE "OLONA MASIAKA"
Samy manana ny fomba fandraisany sy filazany ary fiheverany azy io teny hoe MASIAKA io ny tsirairay.
Misy ilay atao hoe masiaka "méchant" ary misy koa ilay masiaka "sévère".
Dia lazao ny hevitra...
tohiny
novalian'i dailynews ny 27/12/2009 23:26
kwit
(
30/08/2009 06:17)
pazzapa 7
Iza kay no tafajanona hanohy ny pazzapa am izy 3 vavy tam le prime omaly iny ?Za tsy nahita fa flask be .
De inn daol ndray no nampme tao kay ?...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/09/2009 06:48
xxx
(
30/08/2009 04:29)
pazzapa 7
Iza kay no tafajanona hanohy ny pazzapa am izy 3 vavy tam le prime omaly iny ?Za tsy nahita fa flask be...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/11/2009 18:14
kantokoely
(
29/08/2009 20:29)
fizaram-pahasoavana
Ity misy fanomezana azoko dia mba zaraiko aminareo satria isika iray ao amin'ny jesosy kristy indrindra ny toriteny tena tsara (http://mitempo-iray.org/) dia mihainoa finaritra ary o! (l) :D :D ...
tohiny
novalian'i kantokoely ny 02/09/2009 21:01
niryna
(
29/08/2009 19:16)
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy
[b] Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; [Na: perla.] Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
11 Car la sagesse vaut mieux que les perles, Elle a plus de valeur que tous les ...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2009 05:20
niryna
(
29/08/2009 16:20)
Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?
tantarao ary fa miandry dia t...
tohiny
novalian'i siga_soa ny 13/09/2011 09:02
bazylou
(
29/08/2009 11:20)
kozio aho rehefa
tonga any amin'ny maputo 3000. ialahyisany , fa raha izay 1 zsy 2 tsy olana fa samy manao tourisme e, :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 14:59
terrywui
(
29/08/2009 10:27)
AIZA RY "ARA-DALANA" A MIVOAHA HIRESAKA E
TSY HOE VAO MISY ZAVATRA KELY MANDONA RY TIM DE MILENTIKA ANY DAHOLO AFA MIVOAHA HIFANAZAVA A!
TSY MISY MITONDRA BASY ETO AKORY KA HATAHORANA !
ha ha ha ha !! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:19
terrywui
(
29/08/2009 09:19)
AIZA RY TIM A! MIVOAHA RAHA HIRESAKA E, TGV DAOL NO ATO ZAN
Otrizao ataon'ny Tim ato am serasera zao no "fihidiny" rehefa misy zavatra mafimafy kely atao azy na mihatra aminy! mbola vao resaka Maputo fotsiny ve ry zalah no mitady hitsefotr d'efa mikonetaka tsi...
tohiny
novalian'i dandytsymaty ny 04/09/2009 09:55
dadabe
(
29/08/2009 08:11)
lalaon' i bedada
tairo aza ny resaka tsy manjary ee (oupsss hay mo tena fiteny andavanadro)
ohatra:
:@ :@ = mifoka moly = saura =bozaka = maina.
:miam: = andao hisakafo= hikefona= himotika= hikaly
...
tohiny
novalian'i tovovavy ny 13/10/2009 12:20
misota
(
29/08/2009 07:04)
namana vaovao ka mba ampio e!
dia mba misy mamaly ve zao iny hevitro iny sa za vao olona vao2 be de tsy hitandry zareo...
tohiny
novalian'i gasytsara501 ny 15/10/2009 11:40
diloo
(
29/08/2009 00:05)
J.C.:Des élections crédibles garantiront une reconnaissance
Joaquim Chissanno:
......
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:15
soanja
(
28/08/2009 22:48)
Ilay anjara: Nosy kely/ gidro/ lehilahy iray/ vehivavy iray
Raha sanatria kosa aloha ka rendrika amin'ny nosy kely iray ny sambo iray ka olona roa no velona tao; lehilahy iray dia vehivavy iray. Mety tsy hisy ahita sy hitady ireo mandritra ny taona maro. Tsy m...
tohiny
novalian'i Koditra ny 05/09/2009 13:42
diloo
(
28/08/2009 21:47)
L'épée de Damoclès de Andry TGV
Tsy afa manoatra marina i Andry TGV kle:
vakio ito:
- 01h00 - Les militaires mutins menés par le ministre Noél et le CEMGAM Andre se sont réunis hier soir avec tous les chefs de corps de Tanà ...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/08/2009 07:59
sylvain
(
28/08/2009 15:55)
bandy 1 sy capsat 20
bandy 1 any RFI tsy lany CAPSAT 20
http://www.youtube.com/watch?v=Je0zL5Wz89Q...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:33
boozkel
(
28/08/2009 13:37)
Ndao hitantara adalan'ireo RAD taloha
Ny an'i Papanay nanao fifaninana hidirana miasa izany hono izy, de tena mora be le test natao, de efa nahatoky tena be fa ho afaka e,
de nivoaka ny valim-panadinana kinanjo tsy tao ny anarany, nalah...
tohiny
novalian'i Envy7 ny 08/09/2009 09:27
swann
(
28/08/2009 13:33)
refa ts azo hifanarahana reo Prezida Rajoelina d alao any a
Efa hatao daolo ze sitrapondry zalah amlé hevitra avaoakany rehetra oe avoahy ny gadranay TIM e! ataovy anzao e! zao e! mbola mikonetaka otran'ny Pikatti ihany ! ka tsy aleo ve Prezida adaboka any ze...
tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:12
