AIZA RY "ARA-DALANA" A MIVOAHA HIRESAKA E
1. terrywui
(
29/08/2009 10:27)
TSY HOE VAO MISY ZAVATRA KELY MANDONA RY TIM DE MILENTIKA ANY DAHOLO AFA MIVOAHA HIFANAZAVA A!
TSY MISY MITONDRA BASY ETO AKORY KA HATAHORANA !
ha ha ha ha !!
TSY MISY MITONDRA BASY ETO AKORY KA HATAHORANA !
ha ha ha ha !!
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:19
2. swann
(
29/08/2009 10:33)
ny tena loza ry zalah de na ny sefondry lerony ato aza tsy hita veroka koa !
le rangahy entimpo be mpamono ny PS n'ny tgv ry no tiako kozina e ,
taloha lery vao misy zavatra kely eto de kinga lahy ery mamaly sy mandrahona PS ! fa rehefa nisy nanakiana de tsy de hita tsony lery na de misy sujet mikasika azy aza! fa mivonto fo irery any angamba ngama !
zao ny mpisera milaza fa "ara-dalana" ty ! mitomany any antranony any daholo ! i Rahery tsy hita mba mampahery andry zalah ! na mesaz perso aza ane de mety hanatonena ny fon"ireo "ara-dalana "reo ee! ha ha ha ha !!!

3. locl
(
29/08/2009 11:15)
Tsy misy milentika izany eto, ary tsy hiareno taran-poza ni mba mianakendry hitsara anay.
Fa inona moa no tianareo ho tenenina ny hoe mitomany?? Hoe tsy nahazo izay fiverenan'ny Dada immediat ve? Raha tena mandinika hianareo dia jereo fa noho ny tsy faneken'ny olona rehetra ny momba anareo no nampikatso ny raharaha, ka asa izay mety mitomany amin'izao, fa raha tena mafy be ange ny TGV tsy nandeha tany fa nijanona t@ izay niandry ny fitsaram-bahoaka ao Dago e!

6. xxx
(
29/08/2009 17:20)
kiii resaka lindinakika sy voamadilo dahholo ty leuleuBedy dadabe teniteny fôna nefa misy ankizy be da be eto! 8O
7. ndotofetsy
(
30/08/2009 14:27)
ouai leuleu fa iza no tsy aradalana ato iza zany no pelaka hiantsoko an i sarla aan :^) :^) :^) :^) :^)
8. xxx
(
30/08/2009 17:36)
ouai leuleu fa iza no tsy aradalana ato iza zany no pelaka hiantsoko an i sarla aansô d mba enao no pelaka? :lol:
9. pink
(
30/08/2009 23:05)
[quote=terrywui]
TSY HOE VAO MISY ZAVATRA KELY MANDONA RY TIM DE MILENTIKA ANY DAHOLO AFA MIVOAHA HIFANAZAVA A!
TSY MISY MITONDRA BASY ETO AKORY KA HATAHORANA !
ha ha ha ha !!
[/qSao ianareo no milentika.Fitondrana miseho azy be basy ,be feo ,be sandry... Mahamenatra erany izao tontolo izao.
Mazotoa mampiseho toetra ratsy fa tsy mampilentika ny vahoaka hendry ireny.

10. mihitsy
(
31/08/2009 07:34)
maninona tsy mijanona ao am magro le oe tsy hiala eto zahay raha tsy tonga Dada! Mbola tsy tonga izy fa mandehana mbola miandry azy ao e. Hay mahalala tsy mandeha any ihany?
11. terrywui
(
31/08/2009 12:15)
slt mihitsy !! aoana tsar oe kozin'i locl ?
zao anie ra-loc le izy e !
- zao fotsiny e! efa naloam-bahoaka nareo TIM ka mahaiza mipetrak e! rehefa mba homena toerana kely alou de mahaiza mankasitrak ze homena fa ts be mokony !!
zao anie ra-loc le izy e !
Raha tena mandinika hianareo dia jereo fa noho ny tsy faneken'ny olona rehetra ny momba anareo no nampikatso ny raharaha, ka asa izay mety mitomany amin'izao,iza le olondrehetra tin'i locl koragnina ?! ry zalah delegan'ny TIM ve le oe olondrehetra? sa ry harinaivo kely sy ry yves aimée ?
- zao fotsiny e! efa naloam-bahoaka nareo TIM ka mahaiza mipetrak e! rehefa mba homena toerana kely alou de mahaiza mankasitrak ze homena fa ts be mokony !!
, fa raha tena mafy be ange ny TGV tsy nandeha tany fa nijanona t@ izay niandry ny fitsaram-bahoaka ao Dago e!fa iza ihany ndray le vahoaka hitsara ao dago e!? ngah moa misy TIM firy tsony ao fa olona kely 2000angamb rah be andrindr sisa no ao ! ka iza le vahoaka hanao fitsarambahoaka ireo ve ??
13. terrywui
(
31/08/2009 15:25)
maninona tsy mijanona ao am magro le oe tsy hiala eto zahay raha tsy tonga Dada! Mbola tsy tonga izy fa mandehana mbola miandry azy ao e. Hay mihitsy a! mahalala tsy mandeha any ihany?
hay mataoatra goaka iany reto TIM ref tena ho tonga ny tokoa ! ary neveriko fa donto aby anie ry zalah reo e! ha ha ha ! kay fantany iany ny ahafaty azy !!
14. xxx
(
31/08/2009 19:14)
Ireto olona tsy tia andRa8 ireto tokony tsy mandeha misanonanona amin'ny zava-bitany, tsy mandeha @ lalana nataony fa mandeha avion foana isaky ny mandeha.
Ny ara-dalàna miandry ny fifidianana ara-dalàna. Ary iza no manao aminareo hoe " naloam-bahoaka Ra8"? ny vahoakan'Antananarivo sasantsasany no voatapi-maso ka naka ankeriny teo ampelantanany ny fahefàna fa tsy ny vahoaka malagasy velively. Tano ho anareo ao TGV fa ny sisa hifidy olona vaovao hametrahany ny fitokisany.
15. pikatti
(
01/09/2009 05:20)
Tano ho anareo ao TGV fa ny sisa hifidy olona vaovao hametrahany ny fitokisany
efa very lokomotiva iny é, efa kofehy sisa no mitazona ny pataloany ao ,ny an'i wiwi moa de efa zatra minono wiwi :-D :-D :-D